hotel 5 , non, non et non RAVAO ANTANANARIVO

41. kitjo ( 26/01/2007 04:34)
resaka tanAna sy rafitra:

Ataoko fa tsy t@ andron Ravalo vao natsangana dol ny tanana sy trano ao Iarivo...nanala sy nandrava ny tsy manara-penitra sasany aza no nataony...

Efa hitatra miankandrefana ny tanana izao fa aza taitra ianareo, efa tonga ny fitaovana 2 sambo be an' ny amerikana hitrandraka ny petrole...mino aho fa hisy tanAna vaovao mihitsy hiorona any...
vahaolana ho an' Antananarivo mihitsy izay!

zao d mividiana tany any dieny mbola tsisy inin fa mety hiakatra be ny vidiny rehefa mandeha tsara ny asa
42. fijo ( 26/01/2007 06:03)
ny aiza io ry kala????mahajanga ve,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.871