hotel 5 , non, non et non RAVAO ANTANANARIVO

21. bazylou ( 17/01/2007 22:28)
fa angaha tsy tian'ny cadeaun'ilay 8 indray ireto mpinompino foana e!!???
22. Fiffi ( 17/01/2007 22:31)
ka nga tsy ny volan'ny mpanakarena sy ny vahiny no mampandroso ny economie ? jereo fotsiny ange ny zavatra nitranga tany @ ireo toerana nitrangan'ny tsunami eh ! faran'zay haingana mihintsy ny nanamboaran'zareo ny hoteliny mba ahazahoan'ny vahiny hiverina aingana mba ahazahoana an'io economie io !
23. ralos ( 18/01/2007 08:24)
Ty tezitezi-poana am tsy misy antony!:-$

Tsara aloha ilay hevitra hoe afindrao ny renivohitra e=D, kanefa indro kely hoy ny mpandrafitra:
- Mety ho inconscient politique tokoa izahay ireo (tsy maninona); aoka anefa ho réaliste, tezitra milaza ho objectif io indrindra:!:

1.Tsy misy sable, mer, parc historique, musée internationale tokoa Antananarivo saingy io aloha ny renivohitra ary misy zavatra hafa koa hita ao.Aiza koa no handraisana ny touriste mivantana eto Antananarivo rehefa mivantana aty ireo. Ny eto antoerana efa tsy maharaka intsony. Tsy d fou ihany lay Ra8 araka ny hevitro.

2.tsy misy koa ny ville tsy misy danger na sécurisée à 100% na dia any am tany mandroso aza.tsy voatery handeha any am tetezan\'i Bekiraro na couloir de la mort ny touriste...

3.Raha ny resaka adiresy (na 13bis akaikin\'ny 1200 aza) indray efa tsy fisian\'ny Drafi-panajariana hatrizay no nahatonga an\'io ry tezitra a!
Ny fanarenana izany tsikelikely sy miandalana no tokony himasoana fa tsy ny hoe afindrao na ravao. Tany an-dalam-pandrosoana rahateo Madagasikara ka tsy hahafindra izany vetivety.

Farany tsisy tonga dia ville zany fa niainga tam village daholo aloha. Dia mihevitra ve tezitra fa na afindra aza dia tsy hanao hoatran\'Antananarivo izao ihany satria mbola tsy nisy na tsy narahana (coruption ohatra) ny drafitra maty paika tamin\'ny nananganana ny tanàna.

24. fijo ( 18/01/2007 10:52)
raha tezitra fotsiny tsy olana,fa toa efa miha ratsy mihintsy le izy tato ato ko.
25. xxx ( 18/01/2007 12:40)
Ny fandresen-dravalo no maha-tezitra an'IALAHY,
fa aza ANTANANARIVO ny MPANDRESY no haratsian'là,
Ghetto no hipetrahan'là any ka ny aty no tsikerain'là
Ny hotel 5 na 7 étoiles , tsy problème là izany,
amboary eny ambony fasika ny an'là raha mahavita,
ny investiture rapitso no tsy zakan'ny atidohakelin'là,
Ahantona @ tady koa ny mety @ laisany tsy mahazaka fandrosoan'Antananarivo ireo,
adala tanteraka
26. anare ( 18/01/2007 13:26)
Ra tsy diso aho dia misy ethique napetraka ty takelaka ty. Ny tenindratsy na tenyvaza na teny gasy samy mahay fa dia masosotra be ty mamaky azy; Refa tsy tianao tanà dia anao nenao fa aza be teny maloto tsy manaja tena; Manambany ny gasy enao manoratra tenindratsy ato.
Za aloha teraka tao tanà e ! lehibe tao, ka na ina na ina de tiko tanà.
Zao no andao hanombohana azy e : ze reetra te handrava tanà de tonga de ndana aloha mody @ ze niaviany. De iarehantsika maita eo fa tsisy hiala zany akory eo.
Marikoriko ahy ty enao tezitra lava; Ento mora iany fa ho antitra ambony iany eo Zay vao oe : inay ane aho nanosotra pandalao.
27. tezitra ( 18/01/2007 13:38)
Zao no andao hanombohana azy e : ze reetra te handrava tanà de tonga de ndana aloha mody @ ze niaviany. De iarehantsika maita eo fa tsisy hiala zany akory eo
.

c du pire tribalisme , ethniciste et raciste

moi jamais dis pareille connerie , toujours correct,objectif et tchnique je mets au défi celui qui trouve des mots pareils dans mon post

et anare je t'emmerde avec ton tribalisme à 2 sous

seuls les poissons morts suivent le courant
28. xxx ( 18/01/2007 13:57)
toi, peter un cable! essaie de te guerir!:D
29. xxx ( 18/01/2007 14:49)
correct ka no hoe ravao tanà? efa lasa gaigy dia mitenena fa tsisy hanenjika anao eo
30. xxx ( 18/01/2007 14:58)
ny alahelon'io tezitra io dia ny
tsy nahavanona ny saika nividianany an'Atananarivo fa tsy raikitra fa tratry ny politika avo nataon'i deba sy ra8,ntsooooo!!!fafao ny lelo dia mangina fa aza mirediredy eo , mandreraka!
31. xxx ( 18/01/2007 15:06)
RAVAO NY LOHANDRY fa misy arentina ao ry tezitra a!
32. fijo ( 18/01/2007 23:06)
hevitra zasy lucien izany ry zareo an,ary fankahalana merina ny antony
33. Zina ( 19/01/2007 00:45)
hotel 5 , non, non et non RAVAO ANTANANARIVO


hotel 5 , oui, oui et oui voambotra antananarivo...
pessimiste be ko i tezitra zany hihihihi
34. bonazy ( 19/01/2007 17:02)
aza dia tezitra loatra amin\'ny tezitra ianareo,fa misy zava marina tokoa ny voalazany,tsy ilay famindrana Renivohitra akory,fa ireo loza mety hiatra aman\'aina ho an\'ny mponina ao nohon\'ny tsy dia fisian\'ny rafitrin\'ny Tanana maty paika loatra vokatrin\'ny gaboraraka nisy hatr\'izay teo amin\'ny fanorenana fonenana,izay koa lazaina vokatrin\'ny fahantran\'ny Firenena, koa raha hanatsara mba hanara-penitra ny renivohitra na hafindra n\'aiza n\'aiza dia volabe tsy toko tsy forohana izany ka ahavita hiaritra ve ny Gasy?ary raha hanam bola hamindrana izany tsy ny efa misy ve no tsara hatsaraina sy havaozina!!!?
35. namamy ( 20/01/2007 08:45)
Ny handravana an'Antananarivo aloha dia zava-tsarotra, tena marina zany ho antsika mbola tena sahirana, fa ny hanao hotel be kintana dimy no mahagaga anay, atao inona? na ny fahatahanjiro aza tsy voafehy, ho anay dia asa goavana misy fiantraikany mivantana ho an'ny vahoaka no tokony hahamaika ny fanjakana toy ny barazy, fanajariana ny tany hambolen'ny olona,fa hotely avelao zany hataon'ny tsy miankina, ny lalana tokony ho tohizana, ilazako zavatra ianareo, tsy fantatro na efa nisy nandeha taty Morondava, raha mijery ny lalana ato anaty Tanana dia ho gaga satria na 'village" aza tsy mendrika azy, ny helo no mbola tsy hitako.... fehiny matory ny fanjakana, na mifoha aza izy dia any @ tombotsoany no mampifoha azy
36. fijo ( 24/01/2007 23:27)
mbola hoavy ny anareo e,tsy vita indray mitoraka ny rehetra fa mahandrasa kely
37. papala ( 25/01/2007 13:44)
tratry ny taona daholo e! ary to tena wawawa be mihintsy ny ato ? :D:D:D:D:D. ny tezitra indray iny dia oh izy irery no manantsaina ato !
Fa raha ny hotely hatsangan-dra8 ndray dia milay zany satria, hisy tombotsoa ho an'ireo sasantsasany tsy an'asa eto Tana , ho firifiry moa zao ny isan'ny olona ho raisina hiasa amin'izany ? Ka rehefa mba mitsikera zavatra ray ol dia mba ny positiven'ilay zavatra jerena fa aza de manao an be fotsiny a!:evil::evil::evil:
38. rrgmt ( 25/01/2007 16:00)
AZA MIVIDY TRANO NA MANORINA AO TANANARIVE INTSONY. RAVAO ANTANANARIVO. poteho. AFIDRAO ANY HOROMBE NY OLONA AO ? BA TSY HI6COURIR RISQUE D4ACCIDENT

Izaho aloha manana trano ao Tana na dia mipetraka aty an-dafy aza é! Hatr@ izao aloha Tana no rôle @ Tanàna, tsy mbola misy mitovy azy ao Gasikara na ny làlana na ny fahadiovana (tsy misy zaoridira miparitaka) sady tsy mialon-jafy, be merina, ny côtiers koa mahatsiaro ny tenany eo @ fireneny, tsy misy manelingelina. Mbola Tana no rôle ka aza TEZITRA ry ....tezitra! Ento mora, critique positive atao fa tsy ilay solomaso mainty tsy mahita afa-tsy mainty fotsiny.
Ho an-dra8, atsangano ny HCJ Haute Cour de Justice
:D :D :D
39. fijo ( 25/01/2007 23:40)
izay koa dia marina
40. kitjo ( 26/01/2007 04:28)
hay ve mbola mitohy foana ny resaka ato e

resaka hotely: tokony tsy asiantsika komentera aloha io raha tsy fantatra hoe an\\\'i Ravalo tsy miankina ve sa an fanjakana....
raha azy manokana, tsisy idirantsika mitsy ny amzany!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1369