nyrina
63. xxx
(
19/01/2007 13:09)
ary ilay manao lesy @ vehivavy sns... aza be klé eo e! efa tratra!:evil:
64. fasaly
(
19/01/2007 15:57)
elà kou ky ry xxx raha hanafi-tava tsy laitra mitsy aky elà indry ity an!:-D
65. niryna
(
19/01/2007 19:55)
niryna:
[quote=nikopol]
diso nianatra loatra ngamba nyrina na manana QI > 360 !!! ilaina hono ny fisian'ny karazan'olona maro mba mahatsara aniz'ao tontolo zao!
tsy mahagaga raha tian'i sitlo ny heviny fa ohatrany misy itovizany be zany nareo menada :-D
Taiza no nakanao io 360 io:?:
66. linarako2
(
20/01/2007 19:03)
niryna:
fasaly:
aleo aza marihiko fa ny ahy tsy kiana fa admiration tsy haiko ny miteny azy am teny gasy oupssss:oops:
Misaotra betsaka ry fasaly nanome hery sy tanjaka ahy sy ny namana.Izay ihany no tena tadiavina amin'ny fiaianana,mila mifalifaly.Izaho milaza aminareo fa raha misy olona mikonjokonjo na tsy mampifaly tena ato amin'ity sera2 ity :cry:tsy maitsy miova foana ary tena marina io.Raha miaraka sy miresaka olona zavatra tsara foana isika dia ho foana moramora ny adi-tsaina,ny hatezerana,ny lolom-po fa hirongatra ho azy ny fifaliana, ny hasambarana , ny fo madio ary ny fanomezana torohevitra tsara ho an'ny namana.
Mazotoa aby aza isika rehetra ary misaotra nandray anjara :*:*:*
Izaho koa tena variana ny hevitra alefan'i niryna na ela aho tsy nandalo tato,ataoko hoe mpampianatra izy,na pasitera, na misy fahaizana hafa kanefa tsotra sy madio ny teneniny.Ny tena tiako aminy dia ny fanomezany hery ho an'ireo mbola tsy matotra @ fivavahana.Izaho rangahy ity ataon'ny olona ireny teny ireny tsy tonga dia efa mirefotra:evil:!Izy anefa tsy tezitra na maka sarotra.Sambatra ianao ry niryna manana fo mamela.
67. fasaly
(
20/01/2007 23:22)
hummmm! zay nie wa e! zay mitsy no nampidirako ity dinika momba an'i nyrina ity:wink::°):-*
68. niryna
(
23/01/2007 06:16)
fasaly:
hummmm! zay nie wa e! zay mitsy no nampidirako ity dinika momba an'i nyrina ity:wink::°):-*
Mampihomehy ahy ianareo,izaho aho 'zao tsy mahavita raharaha fa lasa variana ato indray.mm.Io no tiako ho zaraina ny olona sy ny namako rehetra eto.RAHA TSY MANANA ZAVATRA TSARA HO TENENINA DIA ALEO TSY MITENY FA MANOME FANAFITONANA OLONA FOTSINY.Sa tsy izany ry fasaly =D=D=D=D
69. fasaly
(
23/01/2007 07:08)
ié ! zay mitsy:°)izay ny tsy hitenenako kalou fa refa mahita tneneina aho vao miteny:wink::-D
70. xxx
(
23/01/2007 14:49)
fasaly:iza izany razafybarara? :roll::-w
samoana::wink::? ataon'i razafybabara masaka eo enao fa!
71. niryna
(
23/01/2007 17:50)
xxx:
fasaly:iza izany razafybarara? :roll::-w
samoana::wink::? ataon'i razafybabara masaka eo enao fa!
:?::?::?::?::roll:
72. fasaly
(
23/01/2007 22:08)
nyrina::-D:-D:-D:-D:-D:-D
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana%2Fsary&debut=40
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana%2Fsary&debut=40