nyrina

21. niryna ( 17/01/2007 17:48)
Fiffi:

ny ahy ny tiako fantarina de lahy sa vavy aloha i niryna ? :roll:

Angaha ianao tsy namaky ny hafatro farany?Izaho aky miantso andry foana dia mbola tsy fantanjy hoe vavy foana:P

22. sitlo ( 17/01/2007 17:49)
kozy dia manao ahoana marina iny fasaly iny rehefa hita mivantana?
23. niryna ( 17/01/2007 17:49)
sitlo:

ny ahy indray tiako ny hevitra avoakany

[center](l)[/center]


Misaotra ry sitlo a.Manoha ny hevitra foana koa ianao ka isaorana manokana izany:)
24. niryna ( 17/01/2007 17:51)
nikopol:

diso nianatra loatra ngamba nyrina na manana QI > 360 !!! ilaina hono ny fisian'ny karazan'olona maro mba mahatsara aniz'ao tontolo zao!
tsy mahagaga raha tian'i sitlo ny heviny fa ohatrany misy itovizany be zany nareo menada :-D


Tsy nianatra izany aho nikopol a! Ahoana no mahatonga anao hiteny izany:roll::?:

25. niryna ( 17/01/2007 17:52)
Fiffi:

:-D:-D:-D

Efa novaliako io aky fa vavy aho a:P:P

26. niryna ( 17/01/2007 17:54)
sitlo:

azia kosa eh,

misy volombava ve?

Sitlo a aiza no hisy vavy hisy volombava=))=))=))

27. niryna ( 17/01/2007 17:56)
xxx:

dain reto de tsy menatra akory mifosafosa ô! :lol: :-D:-D:-D

Tsy mifosa angamba izy fa izaho fotsiny no mba gaga ilay size koa.Rehefa tsy mandratra fo olona dia izay ihany no tadiavin-tsika :o:o

28. niryna ( 17/01/2007 17:58)
Fiffi:

hoe misy volombava kosa ve de hoe mifosa ? fa na izany aza aloha mazoto mandefa dinika niryna eh ! sa mahita avoaka foana .......

Tsy mba tian'i fiffi ve ny manita-tsaina e? Eritreritra tonga fotsiny dia mba zaraina aky a sa tsy tianjy:cry::cry:

29. niryna ( 17/01/2007 18:02)
xxx:

:roll:, nyrina aiza hono ianao mba manome valiny ny fanontanian'ny bobaka e! :wink:, nahoana hono ianao no mahita apoaka sy avoaka foana? :wink::lol:

Satria aho variana dia tsy nijery serasera kanjo ny anarako no hitako tampoka teo dia zendana aho sady toran'ny hehy."Raha tsy manana zavatra tsara ho tenenina hono dia aleo tazomina ho antsika samy irery any am-po any"=))=))=))

30. niryna ( 17/01/2007 18:03)
booboo:

:lol:


Manao ahoana aky booboo a voaray ny hafatsijy8O
31. niryna ( 17/01/2007 18:06)
fasaly:

:-D:-D

Fasaly a inona no nahatonga an'ialahy nanome size tato amin'ny anarako:roll::roll::?:

32. niryna ( 17/01/2007 18:07)
Samoana:

Mba nandalondalo teto koa ny eritreritro hoe iza no mandresy: nyrina sy ny sizé-ny sa fasaly sy ny sariny:wink::P:-D ?!!



=))=))=))=))=D=D=D=D
33. niryna ( 17/01/2007 18:09)
fasaly:

ary toa tsy hita tsony ra nyrina nony injay aho namoaka anity dinika ity, nefa isan'andro izy eto foana mamaoka dinikz:cry::cry::cry::-w:roll:
manja ange lay dinika ry nyrina misy tena hita eo am fiainana andavan'andro mitsy e!:wink:

Ka mila tohizana sa mihemotra amin'izay sao dia be resaka ka tsy hisy hiresahan'ny hafa:?::?:

34. niryna ( 17/01/2007 18:13)
Samoana:

fasaly/ mbola mieritreritra izy fa aza malahelo e ! Na mbola malahelo izy fa noraisiny ho kiritika ny :wink: nataonjy.
Misy namana mazoto mpiteny anglisy koa midongy angamba anefa namana mahafinaritra daholo matoa andefasana tsikera

Maninona tsara hoe samoana? Ianao ve dia hijery fotsiny raha mahita zavatra ka tsy hamaly?Efa hoe mbola variana aho dia tsy nijery sera2 kou.Kouklou kely fa mbola valiako ihany ary efa saika novaliako daholo ny rehetra8)

35. niryna ( 17/01/2007 18:16)
fasaly:

tsy kiritika ka!:wink:
mbo tena niaiky fotsiny aho amin'i nyrina mahita hevitra bdb nefa zà tsy mahita raha tsy indray mande isa-telovolana:-D
mila concentration ngamba:°)


Misaotra anao nilaza ny marina,izaho na any am-piasana aza ka mianatra baiboly dia tonga dia mahita size eo noho eo ary isaky ny maheno na misy olona mijoro vavolombelona dia tsy maitsy lazaiko anareo rehetra.Ka tsara izany ilay izy ahafahako miroso manome hery sy hevitra ny namana sa hajanona amin'izay:P:P:P
36. niryna ( 17/01/2007 18:22)
fasaly:

aleo aza marihiko fa ny ahy tsy kiana fa admiration tsy haiko ny miteny azy am teny gasy oupssss:oops:

Misaotra betsaka ry fasaly nanome hery sy tanjaka ahy sy ny namana.Izay ihany no tena tadiavina amin'ny fiaianana,mila mifalifaly.Izaho milaza aminareo fa raha misy olona mikonjokonjo na tsy mampifaly tena ato amin'ity sera2 ity :cry:tsy maitsy miova foana ary tena marina io.Raha miaraka sy miresaka olona zavatra tsara foana isika dia ho foana moramora ny adi-tsaina,ny hatezerana,ny lolom-po fa hirongatra ho azy ny fifaliana, ny hasambarana , ny fo madio ary ny fanomezana torohevitra tsara ho an'ny namana.
Mazotoa aby aza isika rehetra ary misaotra nandray anjara :*:*:*

37. diamondra27 ( 17/01/2007 18:54)
Hajanony ry nyrina ny fampiresahana fa koboko fa bandy elah a!

fa na de zany aloha de milay ny size an'i toi! de bien be le tonga de action foana foana , ze faly de faly ze tsy faly tant pis.
Mety fa tohizo. Bien be le personnalité.
38. Ralay ( 17/01/2007 19:39)
Tsy faly @inona indray ary zany ry diams eto fampiresahana anie ka tokony ho faly daholo e :lol:
39. xxx ( 17/01/2007 21:48)
diamondra27:
Hajanony ry nyrina ny fampiresahana fa koboko fa bandy elah a!
za koa aloha mahafantatra an'i niryna e ! sady lahy !


40. cutie ( 17/01/2007 21:51)
de manin nefa raha mahafantatra:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2195