Diso matoky olona !!!

41. xxx ( 17/01/2007 11:33)
josvoh: ataovy teny gasy fa bedy eo ianao ...
42. josvoh ( 17/01/2007 12:24)
xxx:

josvoh: ataovy teny gasy fa bedy eo ianao ...


Hafatra ho an'i vehivavy rehetra io nolazaiko oi:!: Dia lazaiko anao koa fa ilay namako izay nolazaiko teto 1 dia tsy tezitra @ahy akory aho :}(l):!::*
43. cutie ( 17/01/2007 14:40)
josvoh [ Valio ] 17-01-2007 10:48:47
Lohateny : Re : Diso matoky olona !!!
C'est moi ,aujourd'hui dressé devant vous,pour vous dire que,malgré tout j'existe,par l'amour de mes 3enfants j'existe. A la face du monde,je veux crier mon désir de reconstruire ma vie et croyez moi,j'y arriverai Je veux crier à la terre entiére que trop de femmes meurent de la violence des pères,des frère,des maris et que c'est normal et que tout le monde s'en fou Aujourd'hui,je ne pleure plus sur mon sort,mais je pleure pour ma soeur,pour mes amies,pour toutes ces femmes qu'on FRAPPE quotidiennement pour la simple raison qu'elles sont des femmes Alors je veux leur dire à toutesqu'elles soient riches,pauvres,française ou d'ailleus,que cette violence il faut la dénoncer,il faut qu'elle cesse. Chaque femme mérite de vivre dans la dignité CE CRI D'ESPOIR,C'EST A TOUTES LES FEMMES QUE JE L'ADRESSE

=D=D=D=D=D
44. xxx ( 17/01/2007 14:45)
Raha toa ka mandefa e-mail anao ilay namanao dia ahoana ny fanazavanao azy!
45. josvoh ( 17/01/2007 15:48)
Tsy misy afatsi'ny fanazafana noho tsara indrindra:P Ary atao @ teny tsotra tsy atao @ fahatezerana fa @ fifaliana:!:Raha mbola tiana tohizana ny maham-pinamana:} Misaotra Tompoko :-$
46. sitlo ( 17/01/2007 15:50)
za aloha mbola tsy mahazo tsara, raha tsy misy tohiny mihitsy ilay resaka.
47. cutie ( 17/01/2007 15:56)
tssssssss
raha za aloha no atao an' zaany de efa bye bye fa tsy mila fanazavana e :lol:
48. josvoh ( 17/01/2007 16:00)
Fa io efa notohizako @ teny vazaha io ny manaraka ry Sitlo!!! :roll:
49. sitlo ( 17/01/2007 16:13)
Efa nanaraka hatramin'ny voalohany aho fa misy tsy azoko.
Ohatra: ianao milaza fa mipetraka ambany tonelina nefa ahoana no hita eto amin'ny internet foana?
50. Fiffi ( 17/01/2007 21:16)
zao ve ry sitlo de tsy mazava ? :roll:
51. josvoh ( 18/01/2007 13:06)
sitlo:

Efa nanaraka hatramin'ny voalohany aho fa misy tsy azoko.
Ohatra: ianao milaza fa mipetraka ambany tonelina nefa ahoana no hita eto amin'ny internet foana?


Matoha izaho nanoratra ny tantarako io izay efa 11 taona lasa izay:!: Dia nahazo valin-teny tato hoe: XXX Mbola ho aiza anefa ny hanjo anao eh !
52. xxx ( 18/01/2007 18:36)
xxx:

Aza dia matoky olona izany fa misy antony matetika ny antony hiainoany anao.



=((Azony izay notadiaviny tany aminao=))Iny izy no barakay=D Dia eo ianao sy ny^:^Faly izy @ izay:b Fa ianao noho :snif:
53. josvoh ( 19/01/2007 12:10)
=((+=))+=D+^:^+:b+:snif: =+= :-@=:-@=:-@=:-@:-=:-@=:-@

:P :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$
54. xxx ( 19/01/2007 13:06)
:roll::?:
55. Fiffi ( 19/01/2007 14:04)
:roll:
56. tracy ( 19/01/2007 14:49)
ataovy lasa moba ny lasa iny fa ny aloha jerena :cry::cry:de toute façon tsy maintsy hivaly avo folo heny aminy ny nataony anao e (je t'assure expérience vecue)mifalia ianao fa misy mpanejika noho izany tsy maintsy mihazakazaka sao tratrany:!:
57. Zina ( 19/01/2007 15:10)
marina ny anao Tracy...:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099