Diso matoky olona !!!

21. mbaliana ( 14/01/2007 22:17)
Ity xxx farany ity anga mahafantatra an'i Josvoh? aza mba mandatsa e fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina .. sao mba ho tratra ny mafimafy noho ny nahazo an'i Josvoh eo ianao ...
22. josvoh ( 15/01/2007 12:26)
xxx:

mbola ho aiza anefa ny hanjo anao eh


Raha izay nohitanao fa mety amiko dia tsy maninoa akory fa dia misaotra betsaka tokoa :lol:
23. josvoh ( 15/01/2007 13:16)
Ny hevitry ny VITSY manodidina ny fatana :°)
Fa ny hevitry ny MARO mahatakatra ny lanitra :P
24. Fiffi ( 15/01/2007 14:12)
xxx:
mbola ho aiza anefa ny hanjo anao eh
shhhh !!! :evil:


25. josvoh ( 15/01/2007 20:59)
xxx:

mbola ho aiza anefa ny hanjo anao eh

Laissez moi vous raconter l'histoire de cette petite fille:!:Nina est une de ces enfants nées par hasard,sans avoir été désirées.Désirée:?: Sûr q'elle ne l'était pas Nina,et on s'est bien chargé de lui faire comprendre:oops:Battue dès la plus tendre enfance,rejetée par ses parents,élevée par une grand-mère,violée régulièrement dès l'âge de 6ans.Nina prend un départ dans la vie,avec qlq handicaps.:oQuand elle a 20ans,pour éviter qu'elle meurt sous les coups du père,la mère donne à Nina,un billet pour la France!8)Nina ne parle pas un mot de français,elle ne connaît personne dans ce pays dont elle ignore tout,personne ne l'attend làs-bas.:}Nina!Le monde est à toi!Tu as 20ans!La France est une terre d'accueil!Redresse-toi!Tu sors du cauchemar,Nina!!!!!:P:P:P:P Bienvenue en enfer!:evil: Nina fait connaissance avec les vomissures du monde riche et civilisé.:-/Elle est,tantôt retenue en escavage chez des particuliers de la haute société,,ou encore réduite à la mendicité,vivant dans le métro avec les clochards.:-DEt puis,un jour,comme dans un conte de fée,le hasard lui fait rencontrer celui qui deviendra l'homme de sa vie(l)Très vite,Nina attend un enfant de ce prince charmant:*Et puis le temps passe,les années filent,laissant dèrrière elles une ribanbelle de séparations,retrouvailles,un 2eme enfant,coups et brimades,re-séparation,retrouvailles,un 3eme enfant,et des coups tjr plus violents,dépression nerveuse,tentative de suicide et,pour finir un abandond de domicile pour échapper à la mort.:idea:C'est pas bien Nina d'abandonner le domicile conjugal en laissant tes 3enfants;tu aurais dû les emmener dormir dans le métro avec toi:°)ça aurait évité qu'on te retire la garde des enfants quand le divorce a été prononcé:idea:Pas de chance Nina:!: Pas de chance:!:Voila...c'est ça la vie de Nina.Mais ,j'oubliais de vous dire: NINA,c'est moi:!: Chaque femme mérite de vivre dans la dignité(l)(l)(l)
26. Fiffi ( 15/01/2007 22:16)
josvoh:
Nanantena aho fa ny lehilahy gasy tsy misy mitovy toetra :!: Tena natoky loatra aho :P Diso natoky loatra ka any ka namboraka ny tsiambaratelo rehetra:oops:Dia nanantena fa manana namana aho:} Marina fa tsy moramora ny fianana fa na dia izany aza mba hanjaina ilay olona na dia tsy ilaina ho namana intsony aza:lol: Misaotra izay mamaky :D
heu.....tsy azoko loatra an ! eto ianao milaza ireo ...:-w nampitandrina ny namana sy nanoro anao nefa toa notantarainao eto daholo indray le tsiambaratelonao ? :roll:


27. LazaDaddy ( 15/01/2007 23:28)
ianareo kosa rankizy dia tena hafa mihitsy ny hevitrareo marina! Asa inona no mahatonga anareo manamafy fo tahaka izany?

Izaho dia tena mahatoky olona, ary na ireo tondroin'ny fiarahamonina ho "tsy azo itokisana" aza dia anehoako fahatokisana mihitsy mba ampiverina ny fitokisany ny tenany sy fitokisan'ny mpiara-belona azy.:)(Ny olona tsy mbola nanao fahadisoana dia ireo olona tsy nanao na inona na inona).
Andramo dia ho hitanao fa hiova tanteraka ny fifandraisanao aman'olona sy ny fiarahamonina misy anao.:) Dia miverena eto mitantara aminay hoe ahoana ny fiarahamonina anjakan'ny fitia AGAPE :)

Mba diniho hoe manao ahoana ny fiainantsika raha samy mahamahana daholo?
28. cutie ( 15/01/2007 23:45)
Mba diniho hoe manao ahoana ny fiainantsika raha samy mahamahana daholo?

:-D:-D:-D:-D
lasa mahazo stress
29. pissoa ( 16/01/2007 07:02)
LD be resaka :-D:-D:-D
30. LazaDaddy ( 16/01/2007 07:44)
tsy mba manandrana akory ry pissoa nefa tena mety sy mahomby io an!:)
31. Fiffi ( 16/01/2007 14:38)
LazaDaddy:
Mba diniho hoe manao ahoana ny fiainantsika raha samy mahamahana daholo?
heu.....de jereo kosa ny zavatra nanjoa azy an ! nefa indray moa io navokany eto daholo hiany le tsiambaratelo ka de .....


32. pissoa ( 16/01/2007 16:51)
LD, ka ny mpampianatra ny momba an'Andriamanitra any ampiangonana aza lazainao lava fa tsy azo hitokisana satria alehan'i satana knou, dia ianao ve no hampianatra ahy hatoky ny olona rehetra ? (miala tsiny raha mivoana) :oops::-D:-D:-D
33. LazaDaddy ( 16/01/2007 20:00)
pissoa> Ny tsy voazavako tsara angamba dia izao: i Satana no tsy azo itokisana fa tsy ny olona. Anehoy fitokisana anie ny olona iray raha tsy tena miezaka mafy mihitsy izy tsy ho resin'i Satana e? :wink:
34. pissoa ( 16/01/2007 20:28)
Hay ve e --- ny olona any ampiangonanay izao efa hanehoako fitokisana foana ... mety ve ? :-P:-D
35. josvoh ( 16/01/2007 20:52)
Io izay nosoratako dia tantarako ary nivaoka télé FR3 t@ journé Femme Battu ary nivaoka gasety Parisien!Izay nanaovako témoingnage ny vehivavy!(theatre)izay mbola misy tohany fa nofohizoko! Tsy io akory ny tsiambaranteloko raha izay ny tianao ho fantatra!
36. xxx ( 16/01/2007 22:03)
xxx:

mbola ho aiza anefa ny hanjo anao eh


Diso tafahoatra ny hafetseko tamin'iny. Efa somary fantatro hiany hoe hamboraka ianao raha vao nilazako an'io. Fa atao ahoana e, sendra ny olona tia hahalala.


Fa ity no tadidio, aza kivy. Dia tsinjovy ny ho avy. Tiavo ny tenanao fa io ihany no tsy misaraka aminao. Ezaho tsy ho zimbazimbaina izy.
37. sitlo ( 16/01/2007 22:06)
josvoh:

Io izay nosoratako dia tantarako ary nivaoka télé FR3 t@ journé Femme Battu ary nivaoka gasety Parisien!Izay nanaovako témoingnage ny vehivavy!(theatre)izay mbola misy tohany fa nofohizoko! Tsy io akory ny tsiambaranteloko raha izay ny tianao ho fantatra!



ye, tiako ho fantatra. ;-)
38. Fiffi ( 17/01/2007 08:11)
sitlo: zany izy efa hoe tsiambaratelo zany koh ! :roll:
39. josvoh ( 17/01/2007 09:48)
C'est moi :P ,aujourd'hui dressé devant vous,pour vous dire que,malgré tout j'existe,par l'amour de mes 3enfants j'existe.(l) A la face du monde,je veux crier mon désir de reconstruire ma vie et croyez moi,j'y arriverai:idea: Je veux crier à la terre entiére que trop de femmes meurent de la violence des pères,des frère,des maris et que c'est normal et que tout le monde s'en fou:!: Aujourd'hui,je ne pleure plus sur mon sort,mais je pleure pour ma soeur,:cry:pour mes amies,pour toutes ces femmes qu'on FRAPPE quotidiennement pour la simple raison qu'elles sont des femmes:wink: Alors je veux leur dire à toutes^^qu'elles soient riches,pauvres,française ou d'ailleus,que cette violence il faut la dénoncer,il faut qu'elle cesse. :-/ Chaque femme mérite de vivre dans la dignité:* CE CRI D'ESPOIR,C'EST A TOUTES LES FEMMES QUE JE L'ADRESSE(l)(l)(l)(l)(l)(l)
40. josvoh ( 17/01/2007 11:17)
xxx:

[quote=xxx]
mbola ho aiza anefa ny hanjo anao eh


Diso tafahoatra ny hafetseko tamin'iny. Efa somary fantatro hiany hoe hamboraka ianao raha vao nilazako an'io. Fa atao ahoana e, sendra ny olona tia hahalala.


Fa ity no tadidio, aza kivy. Dia tsinjovy ny ho avy. Tiavo ny tenanao fa io ihany no tsy misaraka aminao. Ezaho tsy ho zimbazimbaina izy


VALINY:
:P Tsy misy tsiny akory:!: Nampalahelo ahy ny nosoratanao t@ fa izay no hitanao fa mety:!:

Misaotra Tompoko:-*

Izay nosoratanao ahy farany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6032