gaga aho fa
1. ari.malala
(
12/01/2007 12:46)
Sary nataoko tao @ public de nasiako comment hoe raha sanatia ka voafafa dia ataoko any @ sary hoan'ny namako iany, satria sarin'i Ambinintsoa no tao, dia lasa tena hoan'ny namako iany marina tokoa nefa za tsy nanao fanitsiana a! magie sa miracle mon ami? hihihi
novalian'i hery ny 15/01/2007 11:19
2. xxx
(
12/01/2007 13:22)
Izay angamba no tokony ho izy satria ny an'ny olona hafa rehetra nesorina tao (na koa mety novain'ny mpandrindra hoan'ny namany manokana) fa ny sarin'ny zanakao irery no navela nijanona tao.
Dia gaga daholo ny namana rehetra hoe ahoana no misy traitement special hoan'i ari.malala?
Azonao ampidirina any @ blaoginao ilay izy raha toa ka tianao ho hitan'ny be sy ny maro indray :-*
Dia gaga daholo ny namana rehetra hoe ahoana no misy traitement special hoan'i ari.malala?
Azonao ampidirina any @ blaoginao ilay izy raha toa ka tianao ho hitan'ny be sy ny maro indray :-*
5. ari.malala
(
15/01/2007 06:21)
merci hery a, efa nampoiziko iany ka! :-)
sitlo, ndraso fa alefako any @ blaogy de hitan'ny be sy ny maro sitlo a!
sitlo, ndraso fa alefako any @ blaogy de hitan'ny be sy ny maro sitlo a!