Ianao koa ve mba mitomany?

21. niryna ( 15/01/2007 04:21)
[quote=diamondra27]
Ny zavatra fantako aloha dia tsy ny Fanahy Masina mihintsy no manosika anao hitomany ,sanatria, fa ilay olona no manana émotion manenina be @ ota nataony, concentré @ le vavaka ataony dia mitarika azy hitomany.]

Eny afaka mitomany ny olona satria ny fanahy masina no manome antsika fo madio sy mihaino ny teny.

Tadidio fa nasain'i Tompo hifaly mandrakariva isika fa tsy hitomany izany.


Mifalia hoy amin'izay faly ary miaraha-ory ihany koa
.
Ny tiako lazaina dia hoe: aoka tsy hafangaro mihintsy ny fombafomba sy ny fanompoana an'iTompo

Tsy azoko ny tianao ho tenenina:?:

Izany angamba no mahatonga ny olona tsy hiroso ao @ fiangonana sasany satria mahita ny fomba fihetsika aty ivelany, ilay izy koa moa misy diso tafahoatra loatra fa tsy maîtrisé toa ilay mihogahoga be ireny.

Mila mihogahoga izany vao afaka midera sa ahoana?
Ho an'izay mbola tsy mahalala dia afaka maîtrise-na daholo ireny fihetsika ireny.




22. prime ( 15/01/2007 11:23)
niryna:
Misaotra prime nanome hery a.Ataovy am-pifaliana daholo izay zavatra atao dia ho hitanao ny fahasambarana.Aza mitaraina fa ataovy hoe ataoko ho an\'i Jesosy ity,aza mifanenjika na miresaka olona, henoy fotsiny izay tenenin\'ny olona rehefa mitaraina ny hafa izy.Andramo anie raha tsy miala sy miova fo daholo ny manodidina anao e,ary tsy mifosa olona aminao intsony izy
... misaotra

Fa hono hoy aho, toetrako angaha no fahitàn\'i niryna an\'ireo?:-P
23. vale ( 15/01/2007 14:51)
miombon-kevitra @ diamondra27 aho! mitomany ny olona iray rehefa mivavaka satria mahatsiaro nenina noho ny fahotana izay vitany teo anatrehan'Andriamanitra, mitomany ihany koa, satria mety nahazo valim-bavaka ka manao ranomasom-pifaliana, mitsomany ihany koa satria mahatsapa fa misy mpiarosy mpitsimbina,sns,sns,...mampitomany daholo izany rehetra rehetra izany! (rehefa tena concentré @ voalazan'i diamondra, iny ny olona iray! ny hoe hiasan'ny fanahy masina? mety miseho à fomba hafa indray io? mety hiseho @ alalan'ny tomany koa anefa:idea:
24. Fiffi ( 15/01/2007 15:56)
niryna:

Misaotra prime nanome hery a.Ataovy am-pifaliana daholo izay zavatra atao dia ho hitanao ny fahasambarana.Aza mitaraina fa ataovy hoe ataoko ho an\'i Jesosy ity,aza mifanenjika na miresaka olona, henoy fotsiny izay tenenin\'ny olona rehefa mitaraina ny hafa izy.Andramo anie raha tsy miala sy miova fo daholo ny manodidina anao e,ary tsy mifosa olona aminao intsony izy:lol:
ohatran'hoe pretra zany i niryna de ny olona avy nibebaka t@ nao ......
Zah aloha tsy lazaiko hoe mitomany ve zah sa tsia satria efa nisy dinika teto momba an'io de nisy nilaza hoe "tsy vitan'ny ranomaso ny fiainana" de aleko hiany tazomiko ato am-poko ato hoe @ inona no mahalatsaka ny ranomasoko........


25. xxx ( 16/01/2007 10:03)
Tsy azo tohanana io ranomaso io rehefa tena diso be ny fihetseham-po, na hitazona toy ny inona aza ianao. Ny mitomany @ zavatra tsy misy dikany no hanaovan'ny olona hoe tsy vitan'ny ranomaso ny fiainana, fa ny tomany resahina eto fihetseham-po hafa mihintsy.
26. xxx ( 16/01/2007 10:24)
Na hafa na tsy hafa tsy tokony hitomany izany .Tsy misy hidiran'ny fihetsem-po izany koa io ry xxx ,fa miankina @nao ihany .Rehefa tianao ny hitomany dia mitomania ,fa rehefa tsy te-hitomany ianao dia aza mitomany .
27. vale ( 16/01/2007 19:13)
Raha amiko manokana aloha an, de tsy hitako izay maha-ratsy ny fitomaniana rehefa mivavaka, nahazo zava-tsoa ianao ohatra de faly dia mitomany, etc...
28. niryna ( 18/01/2007 06:35)
Ny fon'ny lahy sy ny vavy tsy mitovy fa ny vavy manana fihetse-po ary ny lahy misy malefaka saingy tsy dia manana fihetse-po mitovy ny vavy.Koa raha miteny ianareo lahy hoe tsy mitomany dia mitombona io.Misy olona izay isaky ny mitantara ny vavolombelona izy dia mitomany foana kanefa izany lehilahy a :cry::cry:
29. Zina ( 19/01/2007 02:43)
izay no maha olombelona antsika ka
30. niryna ( 20/01/2007 05:44)
prime:

niryna:
Misaotra prime nanome hery a.Ataovy am-pifaliana daholo izay zavatra atao dia ho hitanao ny fahasambarana.Aza mitaraina fa ataovy hoe ataoko ho an'i Jesosy ity,aza mifanenjika na miresaka olona, henoy fotsiny izay tenenin'ny olona rehefa mitaraina ny hafa izy.Andramo anie raha tsy miala sy miova fo daholo ny manodidina anao e,ary tsy mifosa olona aminao intsony izy
... misaotra

Fa hono hoy aho, toetrako angaha no fahitàn'i niryna an'ireo?:-P

Tsy toetranao ka:? ,nalefako hampaherezana ny olona io:P

31. niryna ( 20/01/2007 05:48)
Fiffi:

niryna:

Misaotra prime nanome hery a.Ataovy am-pifaliana daholo izay zavatra atao dia ho hitanao ny fahasambarana.Aza mitaraina fa ataovy hoe ataoko ho an\'i Jesosy ity,aza mifanenjika na miresaka olona, henoy fotsiny izay tenenin\'ny olona rehefa mitaraina ny hafa izy.Andramo anie raha tsy miala sy miova fo daholo ny manodidina anao e,ary tsy mifosa olona aminao intsony izy:lol:
ohatran'hoe pretra zany i niryna de ny olona avy nibebaka t@ nao ......
Zah aloha tsy lazaiko hoe mitomany ve zah sa tsia satria efa nisy dinika teto momba an'io de nisy nilaza hoe "tsy vitan'ny ranomaso ny fiainana" de aleko hiany tazomiko ato am-poko ato hoe @ inona no mahalatsaka ny ranomasoko........






Ndry mampalahelo kely fiffi izany,afaka mitomany aky a:cry:Misy olona tsy azo atao hoe mafy fo izy fa tsy mety mitomany izany,misy miteny hoe ny reniko maty aza tsy nitomaniako,tsy midika akory izany hoe tsy nalahelo ny reniny izy,tsy mitomany fotsiny izao e.
32. majesty ( 26/01/2007 05:54)
Jesosy koa ary mba nitomany :o
33. Zina ( 26/01/2007 22:01)
tsy lavina mihitsy ry majesty...
34. cutie ( 26/01/2007 22:57)
za koe efa nitomany
Fa tsy hay tsony na tomany noho ny ota sy ny jalousie ( ny sasany io fa tsy za) na noho ny alahelo :lol:
35. Zina ( 28/01/2007 02:27)
Fa tsy hay tsony na tomany noho ny ota sy ny jalousie ( ny sasany io fa tsy za) na noho ny alahelo

tsy mazava indry za ny hafa ? jalousie ahona aky? angaha mampitomany ny jalousie? hihihihihi
36. cutie ( 29/01/2007 02:33)
zina hihihi
efa haiko fa za tsy mahay manazava mitsy :-D
personal le izy ka aleoko ataoko any @ hafatra raha tian-jy ho fantatra:lol:
37. Zina ( 29/01/2007 22:40)
ohhh as you wish
38. cutie ( 30/01/2007 00:09)
tian-jy ho fantatra ve alou :lol:
39. Zina ( 30/01/2007 18:19)
ie raha misy azo hanampiko andry:wink:
40. cutie ( 30/01/2007 19:10)
ka efa tantara elabe tsinona le izy
fa ok za @ zao :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3359