Ianao koa ve mba mitomany?
1. niryna
(
11/01/2007 18:21)
Indraindray misy toroteny mampidera antsika an\'Atra ka manangana ny voninahiny isika mihogahoga, na mandoalika, manandratra ny tanantsika ho avo dia avo.Misy anefa fotoana mampitomany ilay izy,inona no antony,moa ve nisy fanahy nilatsaka tao amiko tao nahatonga ahy hitomany sa ahoana fa tena tsy fantatro mihitsy:?:Misy manome zavatra anao, ary tena nifanaraka ny tianao ilay izy na mampahatsiahy anao ny rar ilay hira dia mitomany koa ianao.Betsaka ny zavatra mampitoana ary raha ataoko hoe mora mitomany aho ahoana aho no tsy mba mora tezitra fa feno fitsikitsikiana ny fiainako:?: Ianareo koa ve mba toy izany:oops::oops::cry:
novalian'i Zina ny 30/01/2007 19:22
3. andry08
(
11/01/2007 20:06)
Indrindra rehefa mahatsapa tena hoe kely ny zavatra mitranga eo @ fiainana mihoatra ny jaly nahazo an'I Jesoa.
4. prime
(
12/01/2007 09:21)
niryna:... tsy voatery kah... misy dia fihetseham-po tsotra izao fotsiny fa tsy voatery hoe niasan'ny Fanahy Masina...
Indraindray misy toroteny mampidera antsika an'Atra ka manangana ny voninahiny isika mihogahoga, na mandoalika, manandratra ny tanantsika ho avo dia avo.Misy anefa fotoana mampitomany ilay izy,inona no antony,moa ve nisy fanahy nilatsaka tao amiko tao nahatonga ahy hitomany sa ahoana fa tena tsy fantatro mihitsy
niryna:... izay no ilazàko hoe mety ho fihetseham-po tsotra fa tsy asan'ny Fanahy Masina loatra... indraindray alahelo, indraindray fahatsiarovana olona tena akaikin'ny fo... sns
Misy manome zavatra anao, ary tena nifanaraka ny tianao ilay izy na mampahatsiahy anao ny rar ilay hira dia mitomany koa ianao.Betsaka ny zavatra mampitoana ary raha ataoko hoe mora mitomany aho ahoana aho no tsy mba mora tezitra fa feno fitsikitsikiana ny fiainako
Fa ny asan'ny Fanahy Masina tena mivaingana matetika dia ilay anovany ny fon'ny olona iray mafy be na vato mihitsy aza ho lasa mora fo sy mora fanahy tsy misy toy izany...
niryna> Fa sambatra ianao rehefa mahatsiaro fifaliana mandrakariva toy izany...
5. Fiffi
(
12/01/2007 12:48)
niryna:inona indray no tadiavina mihoatr'zany ? raha ohatranao daholo ny olona de hilamina ny tany ! na izany aza de aleo tsy satry mangataka an'Andriamanitra mba ho hisy fifaliana lalandava ny fiainana......Fa tsy ho zatra mangataka koa fa mihetsika aloha......de zay hatao misy valiny avokoa !
ary raha ataoko hoe mora mitomany aho ahoana aho no tsy mba mora tezitra fa feno fitsikitsikiana ny fiainako:?:
9. niryna
(
12/01/2007 15:12)
andry08:
Indrindra rehefa mahatsapa tena hoe kely ny zavatra mitranga eo @ fiainana mihoatra ny jaly nahazo an\'I Jesoa.
Sambatra i andry manana an\'izany 8)
11. dio
(
12/01/2007 15:18)
niryna:
Indraindray misy toroteny mampidera antsika an\'Atra ka manangana ny voninahiny isika mihogahoga, na mandoalika, manandratra ny tanantsika ho avo dia avo.Misy anefa fotoana mampitomany ilay izy,inona no antony,moa ve nisy fanahy nilatsaka tao amiko tao nahatonga ahy hitomany sa ahoana fa tena tsy fantatro mihitsy:?:Misy manome zavatra anao, ary tena nifanaraka ny tianao ilay izy na mampahatsiahy anao ny rar ilay hira dia mitomany koa ianao.Betsaka ny zavatra mampitoana ary raha ataoko hoe mora mitomany aho ahoana aho no tsy mba mora tezitra fa feno fitsikitsikiana ny fiainako:?: Ianareo koa ve mba toy izany:oops::oops::cry:
tena zany miitsy ka,matsiaro sambatra ery enao refa mivavaka sa aoana?zany matonga tenIn'Atra miteny we Ts anareo mifidy Ahy fa Zaho nifidy anareo mba hande sy hamoa mba hamataranareo sitrapon'Atra
12. niryna
(
12/01/2007 15:18)
prime:
niryna> Fa sambatra ianao rehefa mahatsiaro fifaliana mandrakariva toy izany...
Misaotra prime nanome hery a.Ataovy am-pifaliana daholo izay zavatra atao dia ho hitanao ny fahasambarana.Aza mitaraina fa ataovy hoe ataoko ho an\'i Jesosy ity,aza mifanenjika na miresaka olona, henoy fotsiny izay tenenin\'ny olona rehefa mitaraina ny hafa izy.Andramo anie raha tsy miala sy miova fo daholo ny manodidina anao e,ary tsy mifosa olona aminao intsony izy:lol:
13. niryna
(
12/01/2007 15:25)
miarina:
N\'importe koi
Miarina ! Indrindray mila manontany tena fa inona no antony mampitomany ahy,ireo tenenin\'ny namana ireo izany hono no mety antony.Nisy ankizikely izay mitomany lava foana izy ary tsy laitra hampanginina foana rehefa mitomany hay ilay zaza marary fo.Raha misy zavatra mety mampalahelo anao ka tsy hitanao izay hitarainana dia mivavaha ary antsoy ny Ray fa izy no namana akaiky antsika indrindra mihoatra ny rar- ny:cry::cry:.Aza atao mampitomany anao daholo izay rehetra fa lasa mivadika zavatra hafa.Izay aky miarina ary aza kivy a:P
14. niryna
(
12/01/2007 15:34)
Fiffi:
niryna:inona indray no tadiavina mihoatr\'zany ? raha ohatranao daholo ny olona de hilamina ny tany ! na izany aza de aleo tsy satry mangataka an\'Andriamanitra mba ho hisy fifaliana lalandava ny fiainana......Fa tsy ho zatra mangataka koa fa mihetsika aloha......de zay hatao misy valiny avokoa !
ary raha ataoko hoe mora mitomany aho ahoana aho no tsy mba mora tezitra fa feno fitsikitsikiana ny fiainako:?:
Misaotra betsaka aky fiffi nanome hery a! Ny fiainako manontolo dia manampy olona foana ary matetika tsy mametraka ny tenako mialoha aho fa ny olona foana aru mizara izay kely hananako ary mianatra ny tsy ho tia tena na tia-kely no filalaza azy.Ny fahalalako azy koa dia araka ny hivavahana amin\'ny olona koa no omen \' Atra fahasoavana sy fifaliana ho anao.
15. dailynews
(
12/01/2007 15:35)
Matetika amin\'inona i dailynews no mitomany:cry::cry::?:
[/quote]
rehefa mivavaka, mihaino toriteny, mihaino hira sy mihira manrditra ny hira fiderana(worship service) ireny...
17. xxx
(
12/01/2007 15:41)
miarina:
N\'importe koi
Miarina ! Indrindray mila manontany tena fa inona no antony mampitomany ahy,ireo tenenin\'ny namana ireo izany hono no mety antony.
[/quote]
Mety mitombona io fa asio fiheverana
18. diamondra27
(
13/01/2007 16:32)
Ny zavatra fantako aloha dia tsy ny Fanahy Masina mihintsy no manosika anao hitomany ,sanatria, fa ilay olona no manana émotion manenina be @ ota nataony, concentré @ le vavaka ataony dia mitarika azy hitomany.
Tadidio fa nasain'i Tompo hifaly mandrakariva isika fa tsy hitomany izany.
Ny tiako lazaina dia hoe: aoka tsy hafangaro mihintsy ny fombafomba sy ny fanompoana an'i Tompo.
Izany angamba no mahatonga ny olona tsy hiroso ao @ fiangonana sasany satria mahita ny fomba fihetsika aty ivelany, ilay izy koa moa misy diso tafahoatra loatra fa tsy maîtrisé toa ilay mihogahoga be ireny.
Ho an'izay mbola tsy mahalala dia afaka maîtrise-na daholo ireny fihetsika ireny.

20. Zina
(
14/01/2007 00:13)
niryna [ Valio ] 12-01-2007 16:12:23
Lohateny : Re : Ianao koa ve mba mitomany?
Hoy i andry08:
Indrindra rehefa mahatsapa tena hoe kely ny zavatra mitranga eo @ fiainana mihoatra ny jaly nahazo an'I Jesoa.
Sambatra i andry manana an'izany
andry08, niryana, marina mihitsy io lazain'i andry08 io...niryana mihezaka ny eo akaikin'i jesosy dia izay zavatra tena tiany.
Marina mihitsy fa tena ndraindray isika tsy mahatsapa no sady ignorena ny fijalian'i Jesosy mba hamonjy antsika nohon'ny fitiavan'ny antsika...
Tsy misy olombelona hazaka any fijaliany Jesosy.. ka tena mila mieritreritra isika ny importancen'i Jesosy ao am-po tsika.
Hoy Jesosy oe raha tia ahy ianao dia tandremo ny didiko. etc...
Dia mahereza doly isika o..