Olombelo Ricky
1. sanga
(
11/01/2007 17:56)
Salama daholo an!
Misy clip-n'i Ricky anakiroa vaovao ao @ www.koloaina.com ( a trbute to Richard Razafindrakoto). Manja e! Tena manja ho a! Sady tena mahalasa vinany ilay tononkira. Sady @ izay koa fomba iray mba tsy hanadinoina an-dRichard Razafindrakoto izay tena niaina sy namoy andro sy alina @ fitiavana ny kolontsaina malagasy.
Misaotra anao izay nanao ilay tranok'ala e. Mankasitraka. =D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D

novalian'i Stretch ny 14/01/2007 08:06
4. xxx
(
11/01/2007 18:42)
Mbola henjana ho a Ricky. Mbola ho ela vao hisy hahavita izay vitany. Ary iza ilay miaraka mihira aminy iny ao @ ilay clip voalohany?
Toa hitako foana izy iny rehefa misy Ricky aty Paris.
Rahoviana ilay album vaovao no hivoaka?:D:D:D

8. sanga
(
12/01/2007 18:56)
>>>
Ary maninona ary no manao io toetra io? Pelaka taiza indray? Hitanao angaha ry zareo nifanoroka na niray? Izay ange lé tsy mety. Rehefa tsy mirevy na tsy mahazaka dia aza miteny fotsiny fa aleo izay hirevy hankafy sy hivibra. Manambany toetra be ianao ranamana an! :-@:-@:-$:-$
xxx:
sch, zavatra hira nosoratany ho azy sy Ariry io am maha pelaka azy roa
Ary maninona ary no manao io toetra io? Pelaka taiza indray? Hitanao angaha ry zareo nifanoroka na niray? Izay ange lé tsy mety. Rehefa tsy mirevy na tsy mahazaka dia aza miteny fotsiny fa aleo izay hirevy hankafy sy hivibra. Manambany toetra be ianao ranamana an! :-@:-@:-$:-$
9. Fiffi
(
12/01/2007 19:11)
indrisy fa tsy maintsy misy foana zany olona manana an'zany toetra zany ......
10. Stretch
(
14/01/2007 08:06)
=D =D
mankafy e!
lay ravaka sy fitafiana , ankasitrahana tena malagasy , ny hosodoko isankarazany tsy manantsahala.
Ary elà ry x , nalahelo ndray ela fa tsy nokôtiny le bandy de be tsikera eo.:-@