Inona no tombotsoa azonao eto..?

41. sitlo ( 11/01/2007 21:00)
:wink::°)
42. fasaly ( 11/01/2007 21:08)
sitlo: an an an ka!:wink::°);-)
43. sitlo ( 11/01/2007 21:39)
44. ari.malala ( 12/01/2007 07:44)
fasaly, tena naika tapaka mints ny tsinaiko namaky ilay fasalahy alo tena mairna e!=))=))=))=))=))=))

hovalin'ilay fanontaniana, maro ny tombontsoa azo eto matoa mazoto mandeha manketo, isan'izany ny fahafahana miserasera amin'ny namana maro izay tsy mbola hita maso, nahazoana namana maro dia maro tsy ary ho voatanisa eto daolo. =D=Dbe hoan'i hery sy ny namany hatrany alo mampivoatra sy mampandeha ani'ity serasera ity e!
45. diamondra27 ( 12/01/2007 09:44)
f'angaha tsy maintsy misy tombotsoa foana vao manao zavatra e!
46. Fiffi ( 12/01/2007 11:01)
ka inona no hanaovan-zavatra raha tsy misy tombontsoa akia ry diamondra ?
47. booboo ( 12/01/2007 13:03)
eny hoà, hitady tombon-dratsy ndray zany ?
48. niryna ( 12/01/2007 18:07)
fasaly:

sitlo: koboko wa lay xxx e!:wink::°)

niryna: ho vliko fona anie ny hafatra fa raha ataonao dikavilana ba toy izao ny psko de tsy valiko io \"fasalahy\" be io8-):roll::-D:-D

Mifona lesy fasaly a.Diso tsipelina io e ,hiezaka amin\'ny manaraka e.
49. niryna ( 12/01/2007 18:12)
andry08:

Be \"m\" be izy izany ary @ izao fotoana izao daholo!
Ianao ve efa manao ireo sa dia variana manakiana fotsiny!

Izao tsy mpanakiana olona ry andry a ,tena manao ireo aho ary miezaka.Lasa be M ilay fiteny gasy satria matetika io no niandohan\'ny teny.Ny m sy n tiako ho tenenina eto dia rehefa manoratra teny gasy,tokony asiana m ve sa tsia ohatra hoe maity sy sa mainty sns..Manitatra eritreritra izany ianao rehefa manoratra,mazava amin\'izay:D
50. xxx ( 12/01/2007 18:21)
Mifananihany no tena tiako eto.:*:*
51. Fiffi ( 12/01/2007 18:45)
:wink::-D
52. xxx ( 12/01/2007 20:04)
ny ahy koa ilay mananihany no tena tiako eto fa tsy be kiritika:roll:=))=))
53. ftma ( 13/01/2007 14:59)
nryna: efa hoe tsy voatanisa ko: nahazo zandry sy zoky, nahazo namana azo adalaina :wink: ,nitombo ny repertoire ny phone, misy mpanatitra THB sy bonbon anglais ary magahazo, misy mpadefa CD, misy mpioty voasarimakirana, sns lasa lava loatra :wink:
54. tywa68 ( 14/01/2007 10:47)
niryna : ireo efa voalaza be d be ireo, blabla, ary mazàna zay mitady vady d tsy mahita fa "tezitra" adalain'ny sasany !:-D:-D
55. Fiffi ( 14/01/2007 12:15)
:-D:-D
56. niryna ( 14/01/2007 19:54)
tywa68:

niryna : ireo efa voalaza be d be ireo, blabla, ary mazàna zay mitady vady d tsy mahita fa "tezitra" adalain'ny sasany !:-D:-D

Tsy kivy ry toi fa mbola ho avy ilay maraina:lol:

57. Aino ( 15/01/2007 19:58)
ny ahitako tombotsoa daholo, rehefa mahafampo sy mafinaritra ahy.
hoatra hoe:mahazo namana vaovao mafinaritra,tia miresaka sns, mamaky dinika ahitana ny tsara sy ny ratsy, ny miheno vazo ny dago,bdb laotra,fa ny ahy dia hidirako dol na ny atsy na ny aro:°)
58. Aino ( 15/01/2007 20:00)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 10-01-2007 19:30:42
Lohateny : Re : Inona no tombotsoa azonao eto..?
raha izaho alou no hanotaniana dia lasa fahazarana toy ny drogy ny eto e! tsy mety raha tsy manoakatra isan'andro, ny mahamaika dia ny hanàla azy sy ho matotra kely am dinika de hamaky hafatra raha misy fa ny mamaly aho tena kamo beuh fa miala tsiny
sahala fa tsy mitovy lol. izaho koa dia tahaka izany!! de raha sendra tsy afaka kely indray andro tahaka ny hoe erin-taon aiznay tsy niditra!!
59. niryna ( 19/01/2007 20:39)
Aino:

'zaho kounkou:cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2311