Inona no tombotsoa azonao eto..?
22. fasaly
(
11/01/2007 12:14)
Fiffi:
fasaly: ho lazain'ny sasany ho tsy manan-katao eto indray isika an ! :{:{:-D:-D:-D:-D satria efa lasa drogy :-D:-D:-D:-D
fiffi::oops::oops::oops: akory atao fa defa izay le izy kou! tsy manin aky na lazainy anzany aza a!:?:-D kou zà drogé kou!:?
23. fasaly
(
11/01/2007 12:16)
ny ahy kalou tato am forum no tena nahafatarako namana maro e! sady namana mahafinaritra dool, de in dray no tadiavina ankoatra izay lereitsy:wink:
25. fasaly
(
11/01/2007 16:22)
Fiffi:
f'ita hoa akia eh !
raha mahazo namana miampy fihaonana vao maika hummmmm! mafinaritra ka!:wink:
ny atsika sy ry fiffi zao efa niampy soirée de ni dance fa tena aaaaa!.....:-D jusk'à lôb wa!
26. andry08
(
11/01/2007 16:58)
ny ahy dia afaka miresaka @ malagasy aho, ny manala azy koa, ny mamaly boraingina hi!hi!hi!
28. niryna
(
11/01/2007 17:47)
ftma:
nikopol: zanaka indray tadiavina dia mety manaraka atramin\'ny reniny :wink:
niryna: raha tsy misy tombotsoa angamba tsy maketo ko tsy voatanisa ilay izy fa be loatra
Teneno anay moa inona avy izany e:}
30. niryna
(
11/01/2007 17:50)
fasaly:
raha izaho alou no hanotaniana dia lasa fahazarana toy ny drogy ny eto e! tsy mety raha tsy manoakatra isan\'andro, ny mahamaika dia ny hanàla azy sy ho matotra kely am dinika:wink: de hamaky hafatra raha misy fa ny mamaly aho tena kamo beuh fa miala tsiny:-D
Fasalahy a mba valio moa ny hafatra ny olona aza mba miezaka manala sorisory ho an\'ny rehetra na teny indraim-bava ihany aza lesy a :cry::cry:
31. niryna
(
11/01/2007 17:52)
sitlo:
tsy misy :@
Tsy lany andro eto fotsiny izany sitlo raha tsy misy mahafinaritra anao eo.
32. Samoana
(
11/01/2007 17:53)
fasalahy=))Iny indray no mbola tsy hitako. Izay tsy ampoizina izay mihintsy no tombotsoa tsy amoizako ny eto=))
33. niryna
(
11/01/2007 17:54)
nikopol:
Ny ahy mitady vady no tena ataoko ato fa tena tsy mety mahazo mintsy :-D
mila entina ambavaka angamba
Tsy maintsy ianao no mifikitra voalohany ,manana finoana ary mametraka Atra voalohany eo amin\'ny fiainanao ary dia andeha ho azy io,andramo fa ho gaga sy talanjo ny asany ianao.Courage ry lery a:P:P
34. niryna
(
11/01/2007 17:56)
andry08:
ny ahy dia afaka miresaka @ malagasy aho, ny manala azy koa, ny mamaly boraingina hi!hi!hi!
Io no anisany tombotsoa lehibe ho antsika rehetra satria matetika izay lazain\'ny vava tsy mitovy amin\'ny fanoratana, asiana m sa tsia.Manitatra saina indray izany isika
36. niryna
(
11/01/2007 18:03)
kelly13:
ary ny an\'i niryna inona no tombotsoa azonao eto?
Marobe ary izay tadidiko no soratako:
Mifananihany,maty ny fihomehezana mijery antsika manoratra ato satria mino aho fa tsy afaka hivoaka daholo ny adalana kely ao am-po amin\'ny fiainana :P:P
Mifanitsy rehefa manao fahadisoana ary miaiky sy mifona
Manome hery ny namana izay tsy mahatsiaro ny fisian\'Atra .
Mijoro ho vavolombelo amin\'ny zavatra nataony ahy.
Mizara sy manome izay kely ananako sy haiko.
Mampifaly ny olona mba tsy ho kivy.:P:P:P
Manome hery ireo sitomin\'ny satana :twisted:
37. andry08
(
11/01/2007 18:07)
Be "m" be izy izany ary @ izao fotoana izao daholo!
Ianao ve efa manao ireo sa dia variana manakiana fotsiny!
Ianao ve efa manao ireo sa dia variana manakiana fotsiny!
38. sitlo
(
11/01/2007 18:59)
niryna:
Tsy lany andro eto fotsiny izany sitlo raha tsy misy mahafinaritra anao eo.
manala azy dia mimeme ary eh, dia manakiana dia manao xxx dia mimeme dia miteny gasy dia mandinika dia mamantatra ny fomban'ny olona dia mamorona dia mianatra dia ...
tsy ary ho tadidy daholo dia ny niafarany dia tsy misy nosoratana,
ny ahy izao ilay "Mampifaly ny olona mba tsy ho kivy." no tena fanaoko. :°)
40. fasaly
(
11/01/2007 20:00)
sitlo: koboko wa lay xxx e!:wink::°)
niryna: ho vliko fona anie ny hafatra fa raha ataonao dikavilana ba toy izao ny psko de tsy valiko io "fasalahy" be io8-):roll::-D:-D
niryna: ho vliko fona anie ny hafatra fa raha ataonao dikavilana ba toy izao ny psko de tsy valiko io "fasalahy" be io8-):roll::-D:-D