Ny adi-tsaina, tebiteny,ahiahy.Vahaolana mahomby

41. pissoa ( 18/01/2007 15:16)
mananihany ka :-D:-D:-D
42. tywa68 ( 18/01/2007 16:16)
prime = raisina an-tanandroa anie fa isika kristianina tsy mandà fanomezana ê :-D:-D:-D
43. niryna ( 20/01/2007 05:12)
pissoa:

Tsy voavaly le fanontaniana : ahoana ilay mitia an'Andriamanitra ?

Ilay mitia an'Atra dia manao azy ho zavatra ambony noho ny rehetra,manaraka ny didiny,manana finoana fa izy no mpamonjy anao,ary mangataka zavatra amin'ny anarany irery ihany.
Ataovy hoe dadan'i pissoa Atra dia tantarao azy daholo izay manjo anao,ny mitia azy,ny manaraka ny torohevitra noteneniny satria izy raha mangataka zavatra aminy ianao tsy hanosibori-tanana anao izy,mety miandry ianao
ary izay fiandrasanay izay no atao hoe fitsapana.
Mazotoa pissoa :P

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2692