Ny adi-tsaina, tebiteny,ahiahy.Vahaolana mahomby

21. cutie ( 15/01/2007 22:38)
:roll::roll::roll:
22. prime ( 16/01/2007 14:48)
cutie> :-D:-D... inona no mahagaga anao?:)
23. Fiffi ( 16/01/2007 15:11)
Ny fitiavan'Andriamanitra ve de ahagaga an'i cutie ? :roll:
Fa zay fotsiny hiany hoa : zany adyn-tsaina , ahiahy , tebiteby , tsy hitako hoa inona no vaha-olana mahomby afatsin'ny fanarahana ny lalan'Andriamanitra zay nampiany ny tena fitiavana antsika....lalan'ny fahazavana....
24. cutie ( 16/01/2007 21:57)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 16-01-2007 16:11:20
Lohateny : Re : Ny adi-tsaina, tebiteny,ahiahy.Vahaolana mahomby
Ny fitiavan'Andriamanitra ve de ahagaga an'i cutie ?

diso njy
fitiavana an'Atra no lazain'i prime fa tsy fitiavan'Atra.:lol:
25. cutie ( 16/01/2007 21:59)
Voalazanao ny fahamarinany io. Izany no mahatonga antsika hifanampy amin'ny fiainana ary ny fitiavana no zavatra iray mahafoaka ireo olana rehetra ireo,dia ny fitiavana ny namana toy ny tenentsika.


Mpandefa : prime [ Valio ] 15-01-2007 11:37:21
Lohateny : Re : Ny adi-tsaina, tebiteny,ahiahy.Vahaolana mahomby
Ary ny fitiavana an'Andriamanitra ry niryna mba ahoana?

Prime ny mahagag ahy @ prime de zao
Ahona no itiavana an'Atra raha tsy hainao ny fitiavana ny naman toy ny tenanao , arak'io lazain'i niryna io ambony io :lol:
26. prime ( 17/01/2007 09:33)
cutie> izay indrindra no tiako tsipihina fa misaotra anao...
Kanefa Kristy raha nanome ny didy 2 vaovao dia fitiavana an'Andriamanitra no voalohany, amin'ny mahaianao anao manontolo fa didy faharoa ny hoe tiava ny namanao...
Izaho mantsy te-hametraka mihitsy an'ilay fototra hoe isika "matetika" dia ilay fitiavana namana no ambara ho endrika fanarahana dia an'Andriamanitra fa adino foana ny tena fototra nampianarin'ny Tompo dia ny hoe :

"30 koa tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra (Deo. 6. 4, 5).31 Ary ny faharoa dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo." Marka 12:30-31

ary ihany koa:
"Tiava an'i Jehovah, ry olony masina rehetra; miaro ny marina Jehovah, ary mamaly dia mamaly ny mpiavonavona Izy." Salamo 31:23

Izany hoe, ny fitiavana ny namana no endrika mivaingana ny asan'Andriamanitra ao amin'ny mpino fa tsy tokony hadino velively fa tsy izany no voalohany...:wink:
27. pissoa ( 17/01/2007 09:41)
Tsy voavaly le fanontaniana : ahoana ilay mitia an'Andriamanitra ?
28. prime ( 17/01/2007 13:07)
pissoa> satria tsy izany ny lohahevitra...:lol:
cutie> tsara be ilay fanamarihana...:)
29. pissoa ( 17/01/2007 14:45)
Prime : rehefa nitanisa ireo andalana be dia be ireo ianao dia tsy kwa ... fa rehefa nanontaniako dia tsy izany tampoka ny lohahevitra. Tsy ratsy ka :-D:-D:-D
30. cutie ( 17/01/2007 14:58)
30 koa tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra (Deo. 6. 4, 5).

ka in aza ny dikan'io :lol::lol::lol:
31. cutie ( 17/01/2007 15:00)
Izany hoe, ny fitiavana ny namana no endrika mivaingana ny asan'Andriamanitra ao amin'ny mpino fa tsy tokony hadino velively fa tsy izany no voalohany...

Ny fahitako azy njay nefa refa manatateraka reo didiny reo enao de efa zay le fitiavana an'Atra ,fa tsy misy we tsy maintsy ty no didy 1 atao , fa mifameno ao daholo reo :lol:
32. prime ( 17/01/2007 15:36)
cutie> marina izany ambaranao izany satria izany tokoa no voasoratra :

"Raha tia Ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko." Jaona 14:15

"Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy." Jaona 14:21

Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy. Jaona 14:23

Ka amin'izany indrindra Kristy no manamarina ny Teniny manao hoe :

"Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy miendrika ho Ahy, ary izay tia ny zananilahy na ny zananivavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy miendrika ho Ahy." Matio 10:37

Ary ihany koa :

"Raha misy manao hoe: Tia an'Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an'Andriamanitra Izay tsy hitany?" I Jaona 4:20

"Ary izao no didy efa azontsika taminy: Izay tia an'Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa." I Jaona 4:21

pissoa> :-D:-D
...dia hoezahiko valiana ary e...

Ny fitiavana an'Andriamanitra dia miainga indrindra indrindra amin'ny fanatanterahana ny sitrapony ao anatin'ny fahamasinana ka izany sitrapony izany dia mifototra amin'ny famonjena ny mpanota hibebaka mba hahazoany fiainana mandrakizay amin'ny anaran'ny Zanany dia Kristy Jesosy...

"Fa izay te-hirehareha dia aoka hirehareha amin'izao: Dia ny fahendreny sy ny fahalalany Ahy ho Jehovah, Izay manao famindram-po sy fitsarana marina ary fahamarinana ety ambonin'ny tany; fa izany no sitrako, hoy Jehovah." Jeremia 9:23

"Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana," I Tesaloniana 4:3
...hatreo ary aloha...
33. cutie ( 17/01/2007 15:44)
Ary izao no didy efa azontsika taminy: Izay tia an'Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa." I Jaona 4:21

io no raisiko :lol:
34. pissoa ( 17/01/2007 15:51)
Prime : azafady e :-* Fantatrao ihany fa tsy tiako raha vao mijanona amin'ny teoria be + andalan-tsoratra mantsy, fa ilay tokony atao eo amin'ny fiainana ihany ny ahy no tiako fantatra :-D:-D:-D
35. prime ( 17/01/2007 15:52)
cutie> marina izany ambaranao izany satria izany tokoa no voasoratra :

"Raha tia Ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko." Jaona 14:15

"Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy." Jaona 14:21

Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy. Jaona 14:23

Ka amin'izany indrindra Kristy no manamarina ny Teniny manao hoe :

"Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy miendrika ho Ahy, ary izay tia ny zananilahy na ny zananivavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy miendrika ho Ahy." Matio 10:37

Ary ihany koa :

"Raha misy manao hoe: Tia an'Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an'Andriamanitra Izay tsy hitany?" I Jaona 4:20

"Ary izao no didy efa azontsika taminy: Izay tia an'Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa." I Jaona 4:21

pissoa> :-D:-D
...dia hoezahiko valiana ary e...

Ny fitiavana an'Andriamanitra dia miainga indrindra indrindra amin'ny fanatanterahana ny sitrapony ao anatin'ny fahamasinana ka izany sitrapony izany dia mifototra amin'ny famonjena ny mpanota hibebaka mba hahazoany fiainana mandrakizay amin'ny anaran'ny Zanany dia Kristy Jesosy...

"Fa izay te-hirehareha dia aoka hirehareha amin'izao: Dia ny fahendreny sy ny fahalalany Ahy ho Jehovah, Izay manao famindram-po sy fitsarana marina ary fahamarinana ety ambonin'ny tany; fa izany no sitrako, hoy Jehovah." Jeremia 9:23

"Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana," I Tesaloniana 4:3
...hatreo ary aloha...
36. pissoa ( 17/01/2007 16:11)
Oudry, toa naverina :roll::-D
37. tywa68 ( 17/01/2007 16:39)
pissoa : in-2 @izay miditra tsara :-D:-D:-D
38. cutie ( 17/01/2007 17:00)
pissoa
voavaly ve ny fanontanian-jy fa efa niraraka avy any @ prime ny teny avy ao @ baiboly :-D
39. pissoa ( 18/01/2007 07:24)
hihihi - efa naverina in-2 ony ouz tywa mba hiditra tsara :-D:-D:-D
40. prime ( 18/01/2007 12:00)
pissoa> mba sendra diso fampiditra io fa ni-rame be ny pc fa ialàna tsiny e...:oops::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.222