Tsy hitako tsony zay atao fa tena very hevitra ah...........

1. xxx ( 07/01/2007 18:35)
Slt daolo lony é,izy ty zany an tena ts haiko tsony na tena oe blem na za mints no efa lasa mivikan'ty atao oe fiainana.Fa zao le izy é,ça fais 4ans am mois de mai zao zany no niarahanay 2 kely,bien sur misy haut et des bas foana entre couple(ça c normal),zany oe nandritrany ts nahateo ana(nianatra tany Paris durant 3 ans) d nisy fifandirana kely teo aminay(c moi la cause du blem aminio)d niaraka tamina akizy 1 zay izy,meme pas 1 mois ry zareo nefany no niaraka d nosarahany,za lony ts manome tsiny anazy satria aleo atao oe samy napirafy zay 2,d nefany avieo niverina taty mada ah,définitivement an,d le sipa hitako oe mbola love b aminy,izy lony efa ts any tsony satria efa eo ampanomanana ny raharaha anay izahay am zao fotoana zao,io spia niaraka taminy io nefany ao am association misy anay iany,dc mifakaita aminay foana,d ny mba tiko anotaniana anareo ry reto oé,mbola misy atahorako iany v lony ny aminay 2 kely(mety mbola hiverina any izy zany é,meme sans amour ny niarahanjy zareo fa juste valifaty fotsn ny niarahany taminy)d kou oe inn no antony maha faible bbbbbb ana reefa eo le sipa,zany oe lasa kizitina b aminy ah(meme à lui)vao une fois maita anazy satria mants le sipa tena miseho ho favy b mints reefa hitanay izy nefany elle est comme notre bonne(ts mandatsa ah fa tena marina io) d ra sipa com ça v d hapa faible ana,ts haiko mints ah oe maninn no manao anizany,nefany reefa aty atrano zay d miseo ho role b ah,tena lany aiky ah re olona fa mba ampio ah
Mazotou mamaly d msaotra saady ho any mpamaly ééé
2. xxx ( 07/01/2007 18:52)
xxx:
le sipa tena miseho ho favy b mints reefa hitanay izy nefany elle est comme notre bonne(ts mandatsa ah fa tena marina io) d ra sipa com ça v d hapa faible ana,
:-w:-w:-w kayyyy !!!!! mba grave kosa zany sipa ho vadinao hatao comparaison @ bonne-nao zany klé ! tsy de manana hevitra lazaina anao aho fa na de ny fahitana an'zao aza de mampandositra ahy ny hanampy sy hanoro hevitra anao !


3. fasaly ( 07/01/2007 19:14)
tsy tsara izany hoe otran\'ny bonne nao zany alou lay sipa e!:? za manao fiten\'ny otrzany na tsy hoe tsy mandatsa aza enao
manaraka izany inona no hatahorana raha ohatra ka efa misy mariage en vue e!
ianao izany no tsy manana fahatokisana ny tenano matoa faible amin\'ny tsy antony!:wink:
tandremo anefa fa mety ny fanahin\'ilay sipa lazainao otran\'ny bonne nareo io sy ny hatsaran-toetrany no mahasarika anlay ho vadinao aminy:wink:
korazy na izan yaza e!:-*
4. booboo ( 07/01/2007 19:19)
Ataovy anaty fonosana klou ny mariage raha mbola tsy fantatrao tsara zay tokony atao sao midi-kizo e...lafo sy ela be manko ny divorce :°)

na izany na tsy izany klou a, "faut se mefier des apparences" ouz ny fiteny, na ohatra ny "bonne"-nareo aza ny rafinao :°):°) dia tsy hitako loatra ny mahasamihafa anareo : samy olombelona, mitovy lokon-drà sns ihany...
5. lanto ( 07/01/2007 19:21)
Ilay sipa-taloha-an'ilay bandy ho vadiny io ohariny am bonne io ka :p Mikorontana be izy izany hihii ; ilay ex an'ny futur vadiny e! :oops: Sa diso izany ry xxx1 ?
6. fasaly ( 07/01/2007 19:25)
ié! tsy mamaky tsara i xxx mpamaly:wink:
7. pissoa ( 07/01/2007 20:12)
booboo:
Ataovy anaty fonosana klou ny mariage raha mbola tsy fantatrao tsara zay tokony atao sao midi-kizo e...lafo sy ela be manko ny divorce

Ie - sady sao lasa hoe "Fatorako sô misy mitarika" eo ny dikan'ny mariazy :-D:-D:-D

xxx > Saro-piaro velona an :-P:-D:-D:-D Tsy ny fanambanianao ny rafinao taloha no vahaolana, fa ny fahaizanao mametraka ny tenanao amin'ny toeranao, sy ny fahafantaranao ilay ho vadinao. :-*
8. fasaly ( 07/01/2007 21:20)
eka ouz! hain'ny pissoa tsara ny nanome ny lanjan'ny hevitra:-P:wink::-D
9. xxx ( 07/01/2007 22:19)
tsy mshsvos ilsy sipa ianao raha ny fahitako azy sady ohatra ny manambony tena izany.
jalouse
10. Zina ( 07/01/2007 22:19)
raha tena hanambady olona dia mila miresaka tsara aloha satria ny nenina tsy eo aloha fa any ariana.. ka raha mbola tsy manambady nareo dia mieritrereta tsara aloha... ary jereo raha tena reciproque ilay fitiavana...
zany oe lasa kizitina b aminy ah(meme à lui)v

insecurite io fihetsika io ka lalindalio tsara eeee
mahereza....
11. sasa ( 08/01/2007 04:46)
matoa ianao mahatsiaro faible refa mahita an'le sipa d tsy tsy matoky valeur ianao izao, mipetraha fotsiny amin'ny toeranao d ampy izay,marina io tenin'ny pissoa io fantaro tsara aloha ilay olona miaraka aminao, fa na d mitovy am bonne anareo aza ilay rafinao taloha io d tokony tsy hiteny anzany ianao.
12. tywa68 ( 08/01/2007 20:10)
xxx > ka na ohatran'i bonne mpanampy anie mety bonne ho an"i ramose ê !:lol: d io no tena tsra fantarina hoe mety mbola zay ve no tsapany sa ... sendra nila namana izy fa nangiana !
D ataovy zay mahatamàna an'i ramose fa tsy variana @ nataony taloha, satria na enao aza miaiky hoe samy nijery tany ankafa nareo 2 !
13. xxx ( 08/01/2007 20:11)
Ny tena marina dia diso mirehareha loatra ianao dia raha sendra ny olona mahavoa anao dia tezitra. Raha izao no mitohy dia ho lasanilay tovovay iray ihany izy. Sa tadidio tsara fa ianao no nitarika ny olana rehetra.
14. xxx ( 09/01/2007 16:54)
8O,mahavery hevitra be zany klé,io fitiavana io any wa no .......!!!!!
15. diamondra27 ( 09/01/2007 19:13)
:-D:-D:-D

le labonne reny mitsy no mahita ny fanaovana azy satria mikarakara + que le madama :lol:

xxx: ndry klou mba avy aty andafy ihany de maninona no manana complexe toa izany. Atout iray zay ho andry mba hi-positiver-na.

Manarakaraka an'izany de le sipa efa tsy miaraka @ futur vadindry tsony donc ndry zany no safidiny= atout faharoa izay. Aza asiana rancune na de niaraka aza ry zareo fa io no mahatonga le vision négative amindry.Efa fin de l'histoire ny azy fa ny anareo mbola la vie continue.

Fahatelo: refa mihaona ao @ asso de odiana fanina fotsiny le izy koa; zay le hoe: ne mélange jamais le boulot et le "Q".

Fahefatra: matoa le sipa avoavo be de misy zavamiafina fantany ao tsy fantanao, de zay no maha be zeste azy amindry. Za ve de hanaiky atao an'izany sady we za efa halaina vady.
Ataovy tsara aloha ny resaka vao manambady fa sao de voan'ny wa wa wa eo ndry e!
Samy nanao sipa nareo, siora ve ndry fa tena zakan'ny le bandy ny naheno zany ka navelany(pardon) tanteraka ndry? Valio io kestion io vao miditra lalina fa raha tsy voavaly de io no motif fiadiana sy fisarahana any aoriana, tonga de ataovy mazava tsara alohan'ny raharaha.
16. diamondra27 ( 09/01/2007 19:18)
le sipa no mola mola @ kof ndry donc inona aza no atahorandry @zany fa mba manao ze fara heriny le sipa ahazoana azy koa. De io koa ndry mahita an'izany de mitady latsaka anaty haratony.

Raha tena tiandry le bandy de fikirindry izy, asehondry fa tena izy no izy fa tsy hafa ...

Ny kof koa ange akia tsy maintsy mba mila hena kely refa tsy eo ndry e!
ndry aza tsy nahatanty fa nila sosisy maika fa ny bandy mahita samosa.

mihetsika haingana ndry fa lasan'ny solafa labonne eo ramose an!;-);-);-)

zay fa courage

17. pili ( 12/01/2007 07:47)
Je ne sais pas comment te remercier diamondra fa tena nafinaritra b ana ny conseils nomenao ana,ary hiezka ny ts ho tafalatsaka ao anaty araton'le sipa ah(hanao efforts b ah),hitako b mints lony fa resaka jalousie fotsn ny azy satria oe efa 3 ans zay ts nihaona nefany mbola mafana bbbbb foana ny anay(le (l)) io zany an, en plus kou an mbola avy ..........iany,aleko ts lazaina le toerana fa sao d lazain sasany mihebohebo eo ndray ah:-/,tsitako tsony mou zany ze lazaina fa d msaotra betsaka anareo reetra namaly(na d i diamondra rery iany ary no tena hitako nanome conseils tsara ana fa ny sasany ary toa tena nandatsaka ana ndray.mille merci ky diam's ah:-*
18. diamondra27 ( 12/01/2007 09:26)
pili: hahahaha hi:lol::-*:-*:-P
f'angah mbola vita le conseilsmoa? hihihi:-D

tsipatsipaky ny miala aina akia ny azy ry xxx a!
tano ny azo fa sarotra ny mila

de mahaiza mampiseho @ fomba mihaja fotsiny fa na dia manao provocation aza izy dia mody fanina ndry fa rehefa @ farany izy leo ihany sy reraka dia mijanona.

Dia ataovy ze ahazoan-dry ny fahatokisan'ny olona manodidina andry

ataovy milay be ny revinareo de aza tantaraina amin'ny le sipa(fa teneno anah rery , lol).
De aza miresaka ny momba le sipa @ le bandy mihintsy ndry

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2099