izaho mba!!

1. Aino ( 05/01/2007 15:30)
ny namana sasany mihezaka ny ho lehibe haingana, nefa raha ny ahy indray dia tiako ny miverina zaza tahakany hoe 7ans izao:°)
novalian'i Aino ny 08/01/2007 19:09
2. kally ( 05/01/2007 19:32)
Tandremo fa mananontanona andry raha izany ny complexe de Peter Pan.Tavela eo indry ry Aino fa ny olona tsy midina mihakely izany fa mivoatra mihalehibe ara-tsaina sy ara-batana ary indrindra ara-panahy, tsy maintsy miaraka ireotelo ireo raha te ho olom-banona, ( ny vatana koa ve?):lol: raha tsy miaraka ireo lasa "olon-tsy vanona":wink:
3. Aino ( 05/01/2007 23:14)
nahoviana koa anie tsy hiverina ho kely izany tsony eh, fa nafinaritra ahy fotsony ny nihainako t@ mbola kely kely!!:D
4. ratonga ( 06/01/2007 01:36)
izay lé antsoina wé souvénira:lol:
5. fasaly ( 06/01/2007 08:24)
manana ny charme dool ny taona rehetra aino, fa mahaiza mankafy ny taona izay tonga rehetra eo :wink: io araka ny voalazan'ny kally io e! raha efa feno taona ianao dia aleo tsy misary zaza tsony fa mba miova ho matotra:-D:-D
fa refa lehibe mitsy indray dia somary manao toetra misary zaza kely de tena manja:-D:-D:-*
6. Aino ( 06/01/2007 12:34)
fasaly :-D tsy hoe misary zaza fa ny saina fotsony no lasa hoe raha mba miverina ho kely indray izao mety tsara:-D
7. fasaly ( 06/01/2007 12:50)
izay alou e!:wink:
8. niryna ( 08/01/2007 04:29)
Misy anie ny atao hoe zazabodo e,vatana fotsiny no lehibe fa ny saina tena mbola tsy any e:P:P.Tsy hita fa ny kely te-ho antitra haingana ny antitra indray milaza hoe antitra aho ity vao be ny tanora:P:P
9. Aino ( 08/01/2007 19:09)
:-D ny ahy indray samy tsy misy tiako izy roa hireo, fa izaho mahalala olona tahaka izany:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.361