Mangataka dia omena,mitadiava dia ahita...kanefa mbola tsy.
21. diamondra27
(
09/01/2007 09:25)
ny toriteny henoko teto @ internet radifanilo dia hoe: raha mangataka vavaka ianao dia aza mitsahatra mivavaka mandrapaha azonao ny valiny.
Mety ho tsia anefa izany ary mety ho eny.
De bon courage daholo mivavaka.
Miandry @ fanantenana sy finoana.
:-*
Mety ho tsia anefa izany ary mety ho eny.
De bon courage daholo mivavaka.
Miandry @ fanantenana sy finoana.
:-*
22. niryna
(
09/01/2007 18:40)
Indraindray isika toa mandidy an\'Atra ankolaka ka na fantatra aza fa vavaka tokony tsy izy dia mikiry ihany.
Ohatra nisy mpiara-miasa amiko nangataka fivavahana tamiko fa hiloka hono izy ka omeo nimerao ary raha mahazo dia omeny ny orin\'asa mikarakara ny mahantra ny vola sasany.Sadaika aho niteny taminy isika tsy tokony hiloka ka ahoana no hivavahana amin\'izany?:evil::evil:

24. niryna
(
10/01/2007 17:03)
Dailynews a ! Ny teny izay nomen\'Atra dia niainana ary mbola hiainana hatramin\'izao.Tsy hoe tsy fantany fa tsy manana finoana izy fa marina ny teniny:cry:
25. Zina
(
11/01/2007 02:20)
Ny teny izay nomen'Atra dia niainana ary mbola hiainana hatramin'izao
ie marina io ary mbola hiaianana mandrakizay..
26. prime
(
12/01/2007 10:52)
Mpangataka diso fangataka matetika no mahavoa ny mpino... izaho tsy miresaka izay tsy mino satria tsy ho azy rahateo io teny io...:)
27. xxx
(
12/01/2007 17:34)
prime:
Mpangataka diso fangataka matetika no mahavoa ny mpino... izaho tsy miresaka izay tsy mino satria tsy ho azy rahateo io teny io...:)
Tsy vitan\'ny diso fangataka ihany fa maika ahazo ary tezitra rehefa tsy mahazo,kanefa tsy fantantsika fa mbola tsy tonga ny fotoana matoa tsy mahazo:-w:-w
28. prime
(
17/01/2007 15:04)
Na ihany koa efa azo ilay nangatàhana fa na nomen'Andriamanitra zavatra hafa mahasoa kokoa na nomeny ihany fa nomeny tsikelikely hany ka rehefa tsy voaray mivaingana dia mingonongonona...
29. niryna
(
20/01/2007 02:13)
prime:
Mpangataka diso fangataka matetika no mahavoa ny mpino... izaho tsy miresaka izay tsy mino satria tsy ho azy rahateo io teny io...:)
Izay no mahatonga ny fianarana miandry tantana kou:lol: