Mangataka dia omena,mitadiava dia ahita...kanefa mbola tsy.
1. niryna
(
04/01/2007 17:34)
Ny Matio 7:7 dia manome fanantenana antsika fa raha mangataka isika dia omena, raha mitady dia ahita,ary raha mandondona dia hovohana..kanefa hoy ny teny hoe hatramin\'izao tsy mbola nangataka tamin\'ny anarako ianareo.:*8-)
novalian'i prime ny 23/01/2007 10:48
3. Fiffi
(
04/01/2007 19:43)
niryna:tenin'iza ? :roll:
kanefa hoy ny teny hoe hatramin\'izao tsy mbola nangataka tamin\'ny anarako ianareo.:*8-)
5. xxx
(
04/01/2007 22:44)
za re mba nangataka ny mba hametrahany ny sarin'i niryna ato nef atsy nety nahazo
nefa izy niteny heo izay mangataka dia omena...
nefa izy niteny heo izay mangataka dia omena...
11. prime
(
05/01/2007 07:52)
Dia mahagaga tokoa fa rehefa tenenina hoe : "Mangataha, dia homena ianareo..." Matio 7:7a... dia sady tsy misy sahy mangataka no sady toa tsy mahafantatra hoe inona akory no angatahana na tokony angatahana... nefa dia Andriamanitra mihitsy no miteny an'io... inona nefa no tsy hain'Andriamanitra?
12. Rasiligaoma
(
05/01/2007 09:56)
Niryna o: izaho mba omeo ny sarinao!
hozy ianao hoe mangataha dia homena..
mino tanteraka aho fa omenao!
hozy ianao hoe mangataha dia homena..
mino tanteraka aho fa omenao!
13. soanja
(
05/01/2007 10:41)
niryna:
Ny Matio 7:7 dia manome fanantenana antsika fa raha mangataka isika dia omena, raha mitady dia ahita,ary raha mandondona dia hovohana..kanefa hoy ny teny hoe hatramin\'izao tsy mbola nangataka tamin\'ny anarako ianareo.:*8-)
Io mifanoroka io ve Niryna ho an'ny rehetra sa izay voafidy ary izay hahazo?:D
16. tywa68
(
05/01/2007 16:02)
zay mahita an'ilay mifanoroka zany dia mahazo ê sa diso ny eritreritro ?
17. xxx
(
05/01/2007 16:28)
na ny tsy mangataka aza ?
Angamb, toa misy ao amin'ny baiboly oe na tsy mangataka aza ianareo dia fantany izay ilainareo. ;-)
18. niryna
(
05/01/2007 18:02)
Hitanareo izany fa mila mivazivazy kely ny fiainana.Raha tsy mba tia mikanikany ianareo dia tsy maintsy lasa mihomehy ho azy ato amin\'ity sehatry ny serasera ity.:D:D:D
Rehefa tonga eo ambaravaran\'i XXX sy Rasily aho vao hitanareo tanteraka ny tarehiko.Tsy taitra fa kely sisa
Misy tokoa io teny io hoe kanefa hatramin\'izao dia mbola tsy nangataka tamin\'ny anarako ianareo,mangataha dia ahita ary ho faly ianareo.\"Ask and you will receive,search and you will find,knock and the door will open for you.\".\"But until now ,you have not ask in my name,ask and you will receive and your joy will fullfilled.\":roll::roll:

19. soanja
(
05/01/2007 18:12)
Marina io Niryna, tena ilana ilay vazivazy sy fihomehzana kely ato fa raha efa mandany andro be eto isika nefa samy hiketrona daholo matetitetika de asa aky fa angamba de izay no atao hoe : Vaky tratra sy miketrona alohan'ny fotoana.:D:D:-*:-*:-*:-*
20. niryna
(
05/01/2007 18:51)
Misaotra aky ry soanja fa izay ihany no tsy hafozako andry.Mamanay efa antitra fa tena tsy mbola mikentrona mihitsy izy.Tena tsy azoko ny aiko raha tsy mihomehy aho na ahitra kely aza dia mahavariana ahy.Mety tsy andaitra akory ireny toro-hevitra amin\'ny tarehy ireny raha mimomjy eto foana 8-)8-)8)