tononkira

1. Neax ( 04/01/2007 06:22)
Manao ahoana daholo tompoko, dia tratrin'ny taona daholo é!.
Saika mba hangataka ny tononkiran'ny Barijaona ilay misy hoe : " haolo mantsy ilay tanana, toa kamboty very reny..."
Izay fa misaotra betsaka dia mahereza daholo é.
novalian'i hery ny 04/01/2007 10:07
2. hery ( 04/01/2007 10:07)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=168 daholo ny hiran'i Barijaona aloha sao dia ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388