ho an'i salmo vao tonga namana vaovao ato @ sera2

1. xxx ( 03/01/2007 16:07)
Izaho xxx de ilay namanao avy aty Aragon. ny numeroako dia miantomboka @ 67... miafara @ ...04, izay no fomba hamataranao ahy haingana ra sahirana enao:roll::wink:.
Mba lazao oe ny fiandoany nimeraonao movil sy ny fefarany raha ohatra ka enao marina no tena salmo? avy any Catalunya :-*
2. Fiffi ( 03/01/2007 18:06)
:roll:
3. degree ( 03/01/2007 19:28)
niofo ho vaovao indray angaha i salmo e?:-D
4. xxx ( 03/01/2007 20:17)
:-D:-D nisy naka wazy ny ps salmo, fa tsy salmo mihintsy ry reto io voa niditra io ah =))=))
5. kala ( 04/01/2007 12:42)
zà koa aza mbô fanina kou, sa mbola dizina salmo dia salmo hafa no nitsoriaka niditra:-D:-D:-D
6. Aino ( 05/01/2007 13:59)
:D:D fa anga misy salmo vaovao izany koa ato?
7. degree ( 05/01/2007 18:24)
salmo 2 izany io ? sa phantom salmo=))=))
8. bilakarenjy ( 06/01/2007 08:37)
ary sao dia vao miditra dia lasa indray ity vao tonga ity 8O:-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075