Ho vaovao tokoa ve?

41. cutie ( 18/01/2007 14:42)
ary xxx in
mpanao xxx fotsiny ato :-D:-D:-D
42. xxx ( 18/01/2007 15:10)
ary ho vaovao tokoa ve ? fa tsy hi-:-D:-D fotiny ?
43. cutie ( 18/01/2007 15:11)
ary ho vaovao tokoa ve fa tsy hi xxx tsony :-D:-D
44. xxx ( 19/01/2007 07:30)
aleko aza miditra xxx nefa tena mba milaza ny hevitro aho , toy izay mananihany fotsiny sy mi-:-D:-D fotsiny !
45. cutie ( 20/01/2007 00:10)
nga moa i xxx efa nilaza ny heviny eo fa laozana mitsikera ze ataoko :-D
46. xxx ( 20/01/2007 11:14)
efa im-piry ? sady raha nisy zavatra tsy nety nataoko dia mihezaka ny hiova koa .
47. cutie ( 21/01/2007 16:27)
fa in nefa no tsy nety nataoko teo zao :roll:
i xxx nga mpitsara:roll::roll:
48. prime ( 22/01/2007 10:29)
cutie:
Hay ve i prime Masina be e
... izay no mahatonga ahy miteny hoe omeo ny famaritana ilay ataonao hoe "izao tontolo izao" fa sao diso hevitra ianao... fa ny fahamasinana tsy miankina amin'ny tontolo manodidina fa miankina amin'ny hoe manana ny Fanahy Masin'Andriamanitra sa tsia...:)
49. cutie ( 22/01/2007 15:30)
prime
tsy misy olo-masina eto ambonin'ny tany e :lol:
50. prime ( 23/01/2007 07:18)
Izay no lazaiko anao hoe ataovy aloha ny famaritana fa izaho milaza aminao fa maro olo-masina eto an-tany...

Fa ny olona tsy masina dia izay tsy manana ny Fanahy Masin'Andriamanitra, ary marina ny lazainao fa ilay izao tontolo izao dia tsy manana izany...

Ka raha miteny ianao hoe tsy misy olo-masina eto an-tany dia mandiniha tena fatratra fa Kristy vonona ny hamonjy anao ka hanome anao ilay tena fiainana...
51. cutie ( 23/01/2007 14:34)
: prime [ Valio ] 23-01-2007 08:18:32
Lohateny : Re : Ho vaovao tokoa ve?
Izay no lazaiko anao hoe ataovy aloha ny famaritana fa izaho milaza aminao fa maro olo-masina eto an-tany...

Iza avy ?:roll::roll::roll:
52. prime ( 24/01/2007 08:21)
Manolora tena ho an'i Kristy dia ho fantatrao hoe iza avy?:lol:
53. cutie ( 24/01/2007 22:56)
avy njay le blablabla
Refa anontania ntsy mba mitsotra :roll:
54. prime ( 25/01/2007 08:11)
blabla ve izany?...:lol:

Tena ny "secrets" mihitsy no ambara anao izany...

Ny fahafantarana hoe iza avy anie ho tsotra tokoa e... fa hitondra inona ho anao nefa ny fahafantarana izany?:roll:
55. cutie ( 25/01/2007 22:21)
prime a , refa tsy te hiteny tsy milaza :lol:
fa hitondra inona ho anao nefa ny fahafantarana izany?

:roll::roll::roll::roll:
Za mba te hahalala koa
nareo efa mahalala de tsy mizara , zany ve no atao we kristiana , tsy mizara ze soa hananana:-D
56. prime ( 26/01/2007 10:42)
Efa mizara foana fa tsy raisinao ilay tena Izy kanoo... :lol:

Ka ilay tena soa anie dia efa ambara hoe : raiso Jesosy fa tena fiainana mihitsy anie no azonao e...:)

Izaho efa miteny izany... fa zava-miafina maro aza no mbola ho fantatrao fa tsy izany ihany... ilay tena Fitiavana sy ny tsiambaratelony...
57. cutie ( 26/01/2007 13:49)
ny fanontaniako tsy mety valian'i prime fa avila foana ny resaka :-D
58. niryna ( 26/01/2007 17:31)
prime:

niryna:
Raha tsy miady kely hono tsy mifankatia ry prime a. Tsy atao matotra sy atao ao am-po daholo izay tenenin'ny olona e
... izaho r'ise raha mbola azo atao dia tsy dia tiako ny miady na mifamaly... fa rehefa tokony mijoro koa nefa amin'ny fahamarinana dia ilaina izany na hataon'izao tontolo izao fahavalo aza ny tena satria izany rahateo no nametrahana ny mpino...:)

Ekena ny teninao,mihombon-kevitra aminao koa ny anabavinao:P8)

59. prime ( 29/01/2007 06:54)
niryna> Dia mahereza fa mbola maro tokoa ny asa miandry nefa tsy atao hahakivy izany fa dia ifankaherezana hatrany ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany...
cutie> Tsy mivily mihitsy izany kah... efa miteny aminao aho hoe rehefa te-hahita ny tena fiainana ianao dia raiso Kristy...

Na ilay valin-teny tadiavinao aza anie efa voavaly ihany amin'ny ampahany ao ambony ao e... fa ny anao mantsy ilay tianao havaliko dia ilay eritreretinao...:-D:-D
60. cutie ( 29/01/2007 13:03)
cutie> Tsy mivily mihitsy izany kah... efa miteny aminao aho hoe rehefa te-hahita ny tena fiainana ianao dia raiso Kristy...

de ho fantro daholo ve we iza daholo reo olo-masina
:-D
olo-masina katolika no haiko :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3045