r

1. Pao ( 01/01/2007 15:51)
Voamarikao angamba fa toa mahazo vahana hatrany ity mirouler"r" ity!Izaho manokana aloha dia tsy tiako mihitsy satria tsy naturel ary angaha ratsy ny "r" gasy?:?:
novalian'i fasaly ny 06/01/2007 20:16
2. simplex ( 01/01/2007 16:04)
samy manana ny mahazatra azy sy ny mampety ny sainy io ka.

ra miteny gasy no mi-rouler r no tsy mety hoy aho. Otran'ny mi-frime loatra zany...

ra miteny frantsay, na allemand kosa anefa tsy manin mintsy fa otr'izay ary no tokony ho izy.
Ny r anglisy koa, tsy voatery hatao r gasy be.

rehefa azon'ilay iresahana le teny d efa izay e. Ny ambiny fanatsarana sy style manokana sisa. :-*
3. pissoa ( 01/01/2007 16:11)
Tsy voatery frime izany kosa io e ! Za zany zao ry simp be frrrrime ? :b:-D

Misy tsy mbola mahalala izany "mizesta" izany akory fa vao mianatra miteny dia efa mi-rouler r !
4. fasaly ( 01/01/2007 16:15)
zà kalou mirouler rrrrrrrrrrrrrrrrr otran'ny boloky e!:wink:
5. simplex ( 01/01/2007 16:17)
pissoa be frrrrime,
vakio ity
simp:
samy manana ny mahazatra azy sy ny mampety ny sainy io ka.

zany hoe ra efa zay no naturel aminao, tsy mifrrrrrrrime enao. Fa ra enao mahavita tsy mi-rouler r nefa mbola mi-rouler ihany miteny gasy hummmmmm d efa miomana :-w:-w8)
6. simplex ( 01/01/2007 16:19)
fasaly,

tratry ny taona :-*
aza rrrouler-na ny teny gasy :°)
7. xxx ( 01/01/2007 16:25)
ny ahy tsy rouler-ko akory aza fa ateliko mihintsy dia tsy heno ny rrrrrrrrrrrrrrrrr!:-P
8. lemenakely ( 01/01/2007 16:32)
Pao:

Voamarikao angamba fa toa mahazo vahana hatrany ity mirouler"r" ity!Izaho manokana aloha dia tsy tiako mihitsy satria tsy naturel ary angaha ratsy ny "r" gasy?:?:



Ny zazavavy miàla sakana no tena mpanao azy io ....Izany hoe tovovavy en pleine puberté !!!arakarany aloha e ,fa tsy dia mahasosotra ilay izy mbà remarque ho an'ny kôfa @ izay h ih ih i
9. xxx ( 01/01/2007 16:42)
za na manorrratrra arrry rry rreto d mi rrrrouler rrrr fona :-D:-D:-D
10. xxx ( 01/01/2007 16:45)
nena ndray ovaiko k foana ny r refa miteny za. ohatra hoe za nga hirara miova hoe za nga hi.a.a :-D:-D
11. pissoa ( 01/01/2007 16:46)
simp :oops::-D:-D:-D
12. fasaly ( 01/01/2007 16:52)
simplex:

fasaly,

tratry ny taona :-*
aza rrrouler-na ny teny gasy :°)


simplex: bonané kou toi! de ho tratry ny 2008;-)
fa eo indrindra tsika zao!:-w rrrrrefa miteny gasy aho de tena vao maika mi rrrrrrrouler be wazy ny rrrrrrrrrrrr-ko fa rrrrrefa miteny vazà de tsy heno ny rrrrrrrrrrrr-ko fa vôndingana:wink:
mba hafa ihany kosa ange no maheno sipa na bandy mi rrrrouler rrrrrrrrrrrr!:-D


13. fasaly ( 01/01/2007 16:54)
fa zà tsy mi frrrrrrime fa mi charrrrrrme:roll::^)
14. simplex ( 01/01/2007 17:00)
:-D:-D:-D
ka io zany le voalazan'le taranja, theorie generale de l'amour, hoe:
ra miteny gasy,
- sipa mi-rouler r: maivana, mora zaka
- bandy mi-rouler r: matanjaka, mora mazaka

:roll:
15. cutie ( 01/01/2007 17:20)
dain
orera:-D:-D:-D:-D:-D
16. fasaly ( 01/01/2007 17:21)
:roll::-D:-D:-D na sipa glady mi rouler rrrrrr aza zany de mora zàka fa maivana ho wazy:roll:
de raha bandy skil mi rouler rrrrr de mahazàka tampoka:roll::roll::-w aleo handramana we zany amzao taona vaovao izao:roll::wink:
17. Fiffi ( 01/01/2007 17:21)
rrrrrrrr:-D:-D:-D:-D
18. fasaly ( 01/01/2007 17:30)
cutie:

dain
orera:-D:-D:-D:-D:-D

i cutie ngah tsy mi rrrrouler rrrrrrrrrrrrrr?
orrrrerrrrra! ohatra:wink::-D sa ny anareo any aky atao ahoana ny rrrrrrrrrrrrrrrr!:roll::-D atao ambany lela ve???:-D:-D:-D

fiffi::-D:-D:-D


19. Fiffi ( 01/01/2007 17:38)
tsy hitako zay maharatsy an'io ...sady lasa ho azy ange io indraindray fa tsy forcéna akory eh !
20. cutie ( 01/01/2007 17:43)
ny lhl miteny gasy mi rouler rrrr no ataoko we orera :-D
anontanio i fiffi na mi rouler r za na tsia :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2714