Te hanam-pinoana matanjaka aho

41. soanja ( 30/12/2006 01:23)
Ny zavatra tiako mba ampitaina amin'i LD fotsiny anie. Tsy manahy na mivezivezy le resaka fa

ianao moa tsy teto dia ny olana teto dia ny resaka hoe inona : -ny baiboly ve no mahalaza ny zavadrehetra sa tsia momba an'Andriamanitra tontolo ?
de teo le resaka nihodinkodina teo dia nisy ny fidrikinanana :D, dia nisy ny fampitahana:D, nisy ny fampisehoana fahaizana goavana momba ny soratra masina ka nilaza fa tsy mety ny fiheverana mifanohitra aminy sy ny tsy fahalalana izany, dia nisy fanohanana ny hafa ny hevitry ny hafa fa tsy misy natokona loatra, dia nisy ny tsy fantantro intsony.

Au fond anefa dia samy mihevitra azy ho Kristianina daholo. Ary amiko dia Izy Andriamanitra irery ihany no afaka ny hitsara izany hoe izy Krsitianina , iza no tsy izy. Satria finoana daholo no mitondra azy.


42. xxx ( 30/12/2006 01:35)
=))=))=))=))
43. ikaretsaka ( 30/12/2006 02:36)
Ny zavatra tiako mba ampitaina amin'i LD fotsiny anie. Tsy manahy na mivezivezy le resaka fa

ianao moa tsy teto dia ny olana teto dia ny resaka hoe inona : -ny baiboly ve no mahalaza ny zavadrehetra sa tsia momba an'Andriamanitra tontolo ?
de teo le resaka nihodinkodina teo dia nisy ny fidrikinanana , dia nisy ny fampitahana, nisy ny fampisehoana fahaizana goavana momba ny soratra masina ka nilaza fa tsy mety ny fiheverana mifanohitra aminy sy ny tsy fahalalana izany, dia nisy fanohanana ny hafa ny hevitry ny hafa fa tsy misy natokona loatra, dia nisy ny tsy fantantro intsony.

Au fond anefa dia samy mihevitra azy ho Kristianina daholo. Ary amiko dia Izy Andriamanitra irery ihany no afaka ny hitsara izany hoe izy Krsitianina , iza no tsy izy. Satria finoana daholo no mitondra azy.


zay izany LD an io ny "briefing"
44. LazaDaddy ( 02/01/2007 04:12)
soanja> sady miarahaba sy mirary soa noho ny taona vaovao sady mamerina fialan-tsiny.

LazaDaddy:
azafady fa nifandiso toeranailay saika nosoratako!
45. ikaretsaka ( 02/01/2007 04:31)
fa naninona tokao i laza t@ io e?
mamo? sa smokey robinson?
46. LazaDaddy ( 02/01/2007 04:37)
ikaretsaka> azon'ny fandrebireben'ny fakam-panahy angamba aho t@ io fa izaho tsy mpisotro intsony ka :)
47. ikaretsaka ( 02/01/2007 04:39)
io zany le otsots zao ny fiainako taloha de zao za efa zao e...
namaste ka
48. Zina ( 02/01/2007 18:32)
Olona mivavaka aho ary tena mino sy matoky tokoa fa mahay zavatra Andriamanitra ary tsy takatry ny saina ny famonjena entiny , saingy tsy mbola manana le finoana tena matanjaka hiatrika sy hisedra ny fiainana mandalo olana aho fa ndray² mihemotra ka lasa miroaroa saina mafy ihany nefa de mahafianritra sy maniry ny ho toy ireo namana kristianina rehetra reny mametraka amin'ny Tompo ny ho avy rehetra

isika dia misakafo in-telo isan'andro mba ho velona.
ary raha te-hanana finoana ianao dia misakafoana ny tenin'Andriamanitra isan'andro na dia 30 mn par jour fotsiny aza....
Marina ilay nolazain'i Lazadaddy io na dia finoana otran'ny voa-tsinapy ary tsy hananan-tsika...ka raha miala amin;ny tenin'Andriamitra isika dia mety tsy hisy intsony ilay finoana kely hanana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0509