NOELY 2006 feno hipoka ny fiangonana...NEFA......
21. Rasiligaoma
(
28/12/2006 14:42)
"Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra." Jaona 1:1
Lasa toy ny miteniteny foana hoy aho isika rehefa tsy manaiky hamaky ny baiboly e...
zay ange tsy miteny hoe aza vakiana ny baiboly e... fa aza adino ilay hoe tsy zay FOTSINY.. dia ampy
mbola eo @ io stade io fotsiny ianao no tiako tenenina anao , sy tiako ho fantatrao...ary tiako ampatsiahivina anao
Rasiligaoma:
tsy ny teniny irery ry Prime fa Andriamanitra mihitsy no raisina aa!
sa ny anao hatreo @ teniny fotsiny?
NB: ny tian'i Jaona lazaina @ io teny io anie dia i JK e fa tsy le teny blablabla fotsiny tanisaina ao anaty baiboly!
22. Achia
(
28/12/2006 19:44)
nikopol:
ny 95% ny toriteny taminy noely ngamba dia io lazan'i Dongaka io ! isaky ny noely dia zay foana ny refrain ataon'ny mpitoriteny " feno ny fiangonana rehefa noely fa nahoana no tsy feno rehefa andavan'andro? " zay ny ahy no tsy andehanako any intsony fa efa fantatra dieny mialoha ny sujet d'examen
:-D:-D:-D inona ary zany toriteny lazin'i dongaka zany e! le hoe : teraka Jesoa tao antrnon'omby ve zany
23. prime
(
29/12/2006 08:48)
rasiligaoma> mahay mamaky teny ve ianao sa tsia aloha e?
ianao:fa raha mandray ny teniny ve dia tsy mandray an'Andriamanitra?... mba diniho tsara aloha izay lazaina fa aza maika hampita hevitra tsy misy ifandraisany eto hoe tsy ny baiboly ihany tsy ny baiboly ihany... ka ilay baiboly aza io hita mibaribary io fa na tsy azonao na tsy raisinao... fantatra mihitsy fa Kristy no ilay Teny ambara ao amin'ny baiboly, fa vao manomboka ny genesisy na jenezy (mitovy ihany) ka hatrany amin'ny apokalipsy na fanambaràna dia Jesosy no ambara sy fototra ao... ka izay mandray ny Teny dia mandray an'i Kristy, ary izay mandray an'i Kristy dia mandray an'Andriamanitra fa tsy hoe mitady Andriamanitra hafa iza indray... hummmm
tsy ny teniny irery ry Prime fa Andriamanitra mihitsy no raisina aa!
rasiligaoma:... raha ny famonjen'i Kristy ahy aloha no lazainao stady dia aleo aho ho eo @ ilay stady... raha ny Tenin'Andriamanitra noraisiko dia tsy iza fa i Kristy no lazaina ho stady dia aleoko lavitra mitoetra eo... raha ny fiheverana fa mbola maro no tsy fantatro mikasika an'Andriamanitra no lazainao stady dia aleoko mijanona eo amin'io stady io toy izay manamarin-tena ho mahalala mihoatra nefa ny Tenin'Andriamanitra fototra voalazan'ny baiboly aza mitady holavina sy fenoina fampianarana tsy marina rehetra avy amin'izao tontolo izao...
mbola eo @ io stade io fotsiny ianao no tiako tenenina anao , sy tiako ho fantatrao...ary tiako ampatsiahivina anao
24. Rasiligaoma
(
29/12/2006 19:16)
fa raha mandray ny teniny ve dia tsy mandray an'Andriamanitra?..
mandray ka... fa afaka koa ary tsaratsara kokoa ny hoe izy 1 manontolo mihitsy no raisina.
vatana sy fanahy fa tsy ny teny ihany.
andramo ange e.. aza ferana amin'io fotsiny
25. niryna
(
01/01/2007 21:37)
Tonga dia efa mitsara olona avy hatrany ianao raha manontany hoe ao anaty 1jour no midera atra ny olona iray.Mbola tsy tonga ny antsony ka izany no antony tsy mahatonga azy miditra am-piangonana.Isany iray ihany io fa ny fianana andavan\'andro no hitazaman\'ny olona ny maha-kristiana antsika tsirairay.Ny anjely no faly voalohany raha misy tsy mpino iray nanantona Atra .
26. ikaretsaka
(
02/01/2007 04:42)
Isany iray ihany io fa ny fianana andavan'andro no hitazaman'ny olona ny maha-kristiana antsika tsirairay.
ary niryna ity tena :-*
namaste e
27. niryna
(
06/01/2007 03:10)
Misaotra ry Ika a ! tsy fantatro mihitsy io teny io fa tena tara ny kala:( soa ihany fa nisy anao namaly :D
