RY FOKO
1. Aino
(
22/12/2006 17:06)
sendra kay nareo dia manana note ny ilay hirany Bodo Ry Foko iny?
note na piano!!
mba mangataka aza fady any izany mba manana dia misaotra diany mialoha!!
note na piano!!
mba mangataka aza fady any izany mba manana dia misaotra diany mialoha!!
novalian'i fiderana ny 26/12/2006 09:41
3. Aino
(
22/12/2006 18:12)
zany ve!!
le hoe ry foko mitonia,
mitony raha sendra lalondrano
mihotankotaka ao
aoka mba ho sarin-anty,
ny rangotsy ny anio
anolatra tsy ho atsy....
le hoe ry foko mitonia,
mitony raha sendra lalondrano
mihotankotaka ao
aoka mba ho sarin-anty,
ny rangotsy ny anio
anolatra tsy ho atsy....
5. zizi
(
23/12/2006 13:23)
Aino, jereo ao amin'ny tononkira : Mpihira : Bodo fa misy ao io. Jereo ny listen'ny hirany dia any aminy alphabetique R : Ry foko. Mazotoa mihira e. Joyeux Noel daholo.
6. andry08
(
23/12/2006 13:27)
Ry foko mitonia
Mitonia raha sendra alon-drano
Ny hotakotakao
Aoka mba ho sarin'ady
Ny aloky ny anio
Hanolatra atsy ho atsy
Ka aza dia mitroatra
Banjino ny ho avy (2)
sns...
Mitonia raha sendra alon-drano
Ny hotakotakao
Aoka mba ho sarin'ady
Ny aloky ny anio
Hanolatra atsy ho atsy
Ka aza dia mitroatra
Banjino ny ho avy (2)
sns...
7. zizi
(
23/12/2006 13:27)
Ny tonony fotsiny aloha io fa ny note tsy haiko e. Mila mihaino ny hirany. Tsy hainao angaha ny mihira io ?
9. fiderana
(
26/12/2006 09:41)
nadefasako zavatra ianao any dia jereo ary ambadika fa mety hanampy anao iny.
