ancien et nouveau testament, sa 1er et 2e testament

21. dailynews ( 29/12/2006 04:22)
ikaretsaka> ka mba tsy te hiteny ny hevitro aho fa efa volaza tsinona koh..inona intsony kosa ary no lazaiko, sa ianao tsy mba miombonkevitra aman'olona indraindray?:D
22. ikaretsaka ( 29/12/2006 05:11)
Dailynews> hmmmm tsy misy manakana izany mihitsy....

samy manana ny spirituality voiziny... ny mifanaratsy sy ny mifanebaka no tsy mety ...

Fa ny mifanitsy sy ny mifanome precicions sy manazava ny azy no idealy

rehefa misy tsy haiko zao ka hazavainao dia manao ahako hoe hayyyyyyy...
rehefa miteny aho hoe tsy mahita kianina fa miakatra be ny spiritualite nao
de manao aho hoe
namaste dailynews

indrindra ra hoe samy "spirituel " sy hoe kristianina...

tsy zatra 1st ammendment ny akamarony ato dia io koa voizina ato....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0926