Tourtes

1. booboo ( 21/12/2006 09:47)
Nanandrana nanao tourte lorraine :}:}:}zà omaly fa tsy nivoaka lé izy fa tsy nety tsara angamba lé cheminée....

Sao misy afaka manoro ny tena fanaovana azy kay azafady ? tsy voatery tourte lorraine fa rehefa tourte fotsiny dia mety aby.

Misaotra ô.
2. Fiffi ( 21/12/2006 11:08)
:)http://www.e-recettes.com/-Tartes-salees-et-tourtes-.html?PHPSESSID=e863f2f8a01564f1a3939278577a56a7
http://www.aufeminin.com/world/cuisine/boitearecettes/id__p,8.html
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/recette/306238/1212064468/petites_tourtes_aux_poireaux_et_saumon_fume.shtml
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/categorie/385/1/tourte.shtml de mazotoa....:)
3. Fiffi ( 21/12/2006 11:12)
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/categorie/385/1/tourte.shtml
4. diamondra27 ( 01/01/2007 07:37)
Ny tourte akia ry booboo de azo atao ao daholo a!

tourte jambon sy fromage zao atao entrée androany de voky be njy sy ny invités :oops::oops: lol io an

alaina ny paty , ny ahy le efa vita any @ supermarché no vidiko, de aveo tethina ny jambon sy ny fromage (spécial @ tourte), de ampifanongoana ao anatiny ao de vita, atao 4étage izany(1er rangé fromage 2ème rg jambon de etc... ze mahafeno ny plat à four-nao, de aveo saromana le 2ème paty , de maka tamenak'atody dde ahosotra @ le 2ème paty , de manaova dessin ze tiana @ fourchette , de atsofoy anaty lafaoro de vita , bon ap!

mazotoa akia a!

astuce: refa misy ambina sakafo hona ka tsy tiana ariana, de avadika tourte le izy.
Mba ialàna ihany koa @ le hoe: le reste de la veille, de mba somary ovaina kely le nahandro, améliorer-na kely izany e!, de io atao tourte io le izy.

Aza adino anefa fa arakaraka ny olona mihinana le tourte ihany no anaovanao le kazrazany.
Raha tsy mihinana jambon 'zao le olona de ovay le ingrédients e!; fa atao superposé fotsiny de vita ,na afangaro ao.
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2096