3v = 3s

21. Lejim ( 19/12/2006 05:07)
lany balarora zahay. Inona amin'izay ny valiny? :-D
22. pissoa ( 19/12/2006 05:17)
jefra, vao maika nampianao oe partinera = vody :-D:-D:-D
23. jefra ( 19/12/2006 07:18)
pissoa> ka tena izay mihintsy ka!

Tsy resaka fifandraisana idealy ange fa hoe inona no tena manadala ny olombelona. Fanakianana fanao ny milaza hoe matin'ny 3v ny olombelona. Ka ny v iray ao anatin'io dia tsy hoe vehivavy mihintsy, satria ny ampela koa ao anatin'ny hoe olombelona.

Tadiavin'i hery hapetraka ho anjely ny vaiavy (kanefa... tsy ny ampela mihintsy no hampianarina mihinana gilasy ;-);-) ), dia izay no tsipihiko hoe ny olombelona rehetra io, ary ny vody ikambanana fa tsy an'ny ampela ihany. Dia io no lazaina fa mahalasa adala olona maro, tahaka ny vola, sy ny voninahitra.
24. aigredoux ( 19/12/2006 08:29)
hery:

In le 3v de in le 3s raha 3v = 3s ? :-w

Tsotra be zany e:!: Ny dikan'ny 3v dia 3s; ary ny dikan'ny 3s dia 3v o^o :roll:


25. jhouhlambout ( 19/12/2006 11:14)
3v = 3s
donc:
3v*(1/3) = 3s*(1/3)
donc:
v = s
donc:
v-s = 0
donc:
:@
26. booboo ( 19/12/2006 11:16)
:-D:-D :-D
27. aigredoux ( 19/12/2006 12:38)
V alou vo S sa S alou vo V:?::D:D
28. booboo ( 19/12/2006 12:50)
:-D:-D
29. sitlo ( 19/12/2006 15:46)
30. booboo ( 19/12/2006 16:59)
:-D
31. xxx ( 19/12/2006 17:16)
vody telo = silipo telo
32. jhouhlambout ( 21/12/2006 10:58)
33. tslem ( 21/12/2006 18:30)
afa-po fa mba valio amizay รด
34. pissoa ( 25/12/2006 21:53)
ngah tsy ilay nolazain'i Jefra ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.39