3v = 3s

1. hery ( 18/12/2006 12:08)
In le 3v de in le 3s raha 3v = 3s ? :-w
novalian'i pissoa ny 25/12/2006 21:53
2. tslem ( 18/12/2006 12:36)
:roll:
3. Fiffi ( 18/12/2006 13:27)
tena tsy azoko.....:roll:
4. simplex ( 18/12/2006 13:49)

hery,

- teny gasy doly sa azo afangaro ?
- misy sira v sa tsotra ?

:)
5. jefra ( 18/12/2006 13:53)
3v = vola vody voninahitra
3s = saosy sipa seza
:-D:-D:-D
6. Bariry ( 18/12/2006 13:59)
Sao dia 2V de 1S Ra-Hery âh de lasa VVS:D
Vy Vato Sakelika
7. Samoana ( 18/12/2006 14:06)
Raha Vendrana3 no miaraka @ Sanana3 dia mazava ho azy fa 3V = 3S :wink:
8. hery ( 18/12/2006 14:37)
Jefra> sipa = vody? tsss

tokony hoe sipa = vehivavy.
9. miarina ( 18/12/2006 14:44)
Posons que v=s et demontrons que 3v=3s
En partant de v=s, on a v+1 = s+1 => 1-s=1-v
=> -s=-v
Si -s=-v, on a : 3-(-s) = 3s
=> 3s = 3s
=> 1 = 1 (CQFD) donc on a 3s = 3v
10. pissoa ( 18/12/2006 14:44)
jefra, oujiii :roll::-D
11. Fiffi ( 18/12/2006 14:58)
:roll:
12. diamondra27 ( 18/12/2006 15:57)
miarina:

Posons que v=s et demontrons que 3v=3s
En partant de v=s, on a v+1 = s+1 => 1-s=1-v
=> -s=-v
Si -s=-v, on a : 3-(-s) = 3s
=> 3s = 3s
=> 1 = 1 (CQFD) donc on a 3s = 3v



posons v= (lhl + 1)

de ahoana no tohiny

13. xxx ( 18/12/2006 16:33)
Aleo hanaovako azy
3v= vhv , vendrana , voretra
3s= sipa , solafa , sanana :roll: da tsa haiko aloha raha mety !
14. Fiffi ( 18/12/2006 16:53)
asio indice kely ry Hery ô ! :)
15. jefra ( 18/12/2006 16:53)
hery:

Jefra> sipa = vody? tsss

tokony hoe sipa = vehivavy.



Ka noheveriko hoe sipa = partinera.
Misy pelaka/homo manko.
Dia mety ho vehivavy koa no resahina manenjika 3v/3s fa tsy ny bandy ihany :lol::lol:
16. jefra ( 18/12/2006 16:59)
pissoa:

jefra, oujiii :roll::-D


Fa oujiii ahoana sahady ry pissoa! i zah mbola tsy mihetsika akory :-*:-*

17. lapino ( 18/12/2006 20:37)
jefra > :-D:-D:-D
18. Fiffi ( 18/12/2006 20:51)
:-D:-D
19. sitlo ( 18/12/2006 23:28)
tsy mampihomehy
20. kiady75 ( 19/12/2006 00:07)
sitlo : tsisy nanotany an lah:-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.23