Vitsy ny lehilahy mahay manao MULTI-TASK
21. tywa68
(
20/12/2006 09:16)
ny azo lazaina angambany dia hoe ny lhl votsa, ary tsy dia mazoto (kamo) indrindra moa fa zavatra angatahina fa tsy initiative-ny !
Fa tonga dia misafotofoto : zarany aza hitanao iny dia afaka izy ! misy be fika koa ka !
ny vhv dia kinga sy logique ary tonga dia mazava ao antsainy hoe atao an'izao sns ...
Fa tonga dia misafotofoto : zarany aza hitanao iny dia afaka izy ! misy be fika koa ka !
ny vhv dia kinga sy logique ary tonga dia mazava ao antsainy hoe atao an'izao sns ...
22. ralos
(
20/12/2006 11:35)
Marina daholo zay voalazanareo.
Ary sao kosa ary dia mahay mandahatra kokoa ny zavatra ataony ny lehilahy? (Priorisation io an) Noho izany angamba no mahatonga an'ikaretsaka hanolotra io heviny io. Haingana kokoa mantsy ny fisafidianany ny tokony hatao mialoha.

23. soanja
(
20/12/2006 19:24)
Izay zany no mampifameno antsika (leha sy vevavy) zany hoe ianao manana leadership skills (par priorisation) ambony be , zahay multitask genious. Ka ireo roa ireo samy mahafantatra izany dia milamina ny tanana sady mahavita manorina toy ilay sambon'i Noah.
Ny fahafantarana ny fahafahan'ny tsirairay manome ny anjara biriky ny amin'ny fiainana no fomba tsara indrindra hisian'ny firindran'ny asa. :D
Ny fahafantarana ny fahafahan'ny tsirairay manome ny anjara biriky ny amin'ny fiainana no fomba tsara indrindra hisian'ny firindran'ny asa. :D
26. ikaretsaka
(
26/12/2006 18:00)
fa ny sipa tokoa ve tsy mihoaka raha manolo tatin-jaza?
mba teko ho hita le
mba teko ho hita le
27. naughtyboy
(
27/12/2006 15:28)
ny mitovy2 hevitra amiko eto zao de ralos sy ikaretska ,individual social skills tsy azo ampitovina fa kalité samihafa ary mifameno tsy misy ny hoe tsara na ratsy fa mifampila daoly Kah
28. tywa68
(
28/12/2006 08:57)
pissoa :-D:-D
Misy lhl nefa tena mi s'adapte tsara @ilay manampy an'i neny fa angambany vonona kokoa ny sainy !!!
Misy lhl nefa tena mi s'adapte tsara @ilay manampy an'i neny fa angambany vonona kokoa ny sainy !!!