Vitsy ny lehilahy mahay manao MULTI-TASK

1. soanja ( 18/12/2006 03:01)
Mahavariana ahy fa rehefa mandinika lehilahy aho any ampiasana na amin'ny teorana isan-karazany, indrindra fa ny ao an-trano any dia mahagaga ahy fa rehefa manao zavatra iray izy dia iny aloha fa tsy afaka sady manenjika ato no mamita ny ary.
Ohatra hoe sady manolo tatin-jaza no manasa lamban-jaza. Rehefa tahak'izay izy ka korododosina dia tezitra na mipatitaka.
Matetika moa any amin'ny asako raha ohatra ka lasa nanao mission ny vadiny ka izy sy ny ankizy no ao dia mitaraina fa overwhelmed na rakotra stress ny atidoha na miferinaina.
Miaky ny lehilahy mahavita irery aho ka. Misy tokoa mantsy izay fa mila fahazarana kosa angamba io satria raha ny fahitako ny natoraly toa tsy ao aloha ry zareo raha io multitasks io. Ahoana ny hevitry ny rehetra. Misaotra.
ps: tsy ampidiriko amin'izany kosa ny asa manoratra ambony latabatra hoe sady manao math no manenjika siansa an fa raharaha tena ilana vatana sy saina miaraka ary tsy mifampitohy.
novalian'i madera2 ny 28/12/2006 19:34
2. ikaretsaka ( 18/12/2006 06:18)
ny lehilahy one step at a time ry soanja an
3. MTN ( 18/12/2006 06:40)
tsy tsara raha irery ra-lehilahy :°)
4. booboo ( 18/12/2006 07:15)
Soanja > zany mihitsy, hono, zareo kah. tsy tahaka antsika vhv.
5. soanja ( 18/12/2006 07:25)
Io no mahavehivavy antsika sa ahoana?
Tsy misy maharatsy azy anefa zany fa tiantsika foana ry zareo.:D zavadehibe tokoa mantsy ny fahafantarana an'io ao anaty tokatrano ao.
6. booboo ( 18/12/2006 07:34)
Tsy io ihany kosa e ...si ? hihihihi

Na zany aza marina ny teninao. Misy ny vhv sasany, tsy mahafantatra an'io dia manohatra noho ny mi-harceler mihitsy...
7. poupousa ( 18/12/2006 09:02)
lasa resa-behivavy:-@
8. booboo ( 18/12/2006 10:28)
Poupousa > Tsy manahy aby zany f'alefaso ny hevitrao azany e
9. jhouhlambout ( 18/12/2006 11:36)
Ny vehivavy zany no mahay mampiasa kokoa ireo ordinateurs vaovao sady hyper-rapides no multi-tâches.:@
10. simplex ( 18/12/2006 11:58)
soanja:
Io no mahavehivavy antsika sa ahoana?

booboo:
Misy ny vhv sasany, tsy mahafantatra an'io

:@
11. ds ( 18/12/2006 13:13)
"one step at a (the same) time" hoy i ikaretsaka.
Izay no nandraisako azy fa tsy ireo ohatra nomen'i soanja ireo.
Ny sekretera (vavy) ato aminay matetika sady miresaka an-tariby izy no mamaly ny fanontaniako sy mikaroka dosie. Izaho rehefa miresaka an-tariby tsy afaka manao zavatra hafa fa manjary tsy arako izay resahina.
Woman (Man with a womb ;-)) = Man multi threads and multi task (Genesis 2:21-24).
12. simplex ( 18/12/2006 13:41)

Ny hevitro ndray de eo @ le "sens du leadership" le izy. Ra mandinika nareo an, ny ol polyvalent (jack of all trade ozy ny vazah) dia miasa hoan'ol foana. Tsy haiko tsy habile loatra nga izy mi-concevoir zavatra initiative-ny fa ra misy situation omena azy d hainy tsara no mi-deal an'le izy.

Ny lehilahy zany plus leader ny toerany eo @ fianakaviana noho ny vehivavy. Izany hoe ny decision ngeza no matetika miankina aminy. Ohatra hoe le sekretera teo zao, manao ny pitsopitsony (tsy hoe tsisy dikany akory an) no tena asany. Izay no mahatonga ny lehilahy hoe lasa tsy havanana @ le asa madinidinika.
13. soanja ( 18/12/2006 15:04)
simplex:

Tsy diso mihitsy ny hevitr'i Simplex ka.
Fa ny vehivavy sady manana Leadership skill no sady multitask zany no tena GOAVANA

14. Rasiligaoma ( 18/12/2006 15:23)
ny an'i simplex io no hitako fa mitombona
Ny hevitro ndray de eo @ le "sens du leadership" le izy. Ra mandinika nareo an, ny ol polyvalent (jack of all trade ozy ny vazah) dia miasa hoan'ol foana. Tsy haiko tsy habile loatra nga izy mi-concevoir zavatra initiative-ny fa ra misy situation omena azy d hainy tsara no mi-deal an'le izy.

Ny lehilahy zany plus leader ny toerany eo @ fianakaviana noho ny vehivavy. Izany hoe ny decision ngeza no matetika miankina aminy. Ohatra hoe le sekretera teo zao, manao ny pitsopitsony (tsy hoe tsisy dikany akory an) no tena asany. Izay no mahatonga ny lehilahy hoe lasa tsy havanana @ le asa madinidinika.

raha vao multi task i ilay olona dia mpiasa aman'olona na manao asan'olona... sy baikoina lava

tsy habile loatra nga izy mi-concevoir zavatra initiative-ny fa ra misy situation omena azy d hainy tsara no mi-deal an'le izy
.

Remarque-o ange e
fa raha vao single task izy dia leader (ohatran'ny lehilahy ao an-tokantrano fotsiny io ohatra)
15. 2gasy ( 18/12/2006 16:02)
Aleo atao hoe marina daholo ny voalazanareo.

Fa ahoana ny momba ity lehilahy tokan-tena iray ity ?

Mpivarotra kafe sy mofo no antom-pivelomany. Raha iny handeha hamono taratasy ireo mofogasy novidian'olona iny indrindra izy no niantso tampoka tao ambany latabatra ilay zanany 2 taona :

- " Dada ah , zà avy n'kakà"
16. Fiffi ( 18/12/2006 16:15)
de miandry kely aloha le zaza koh !
17. soanja ( 18/12/2006 16:26)
2gasy:

Aleo atao hoe marina daholo ny voalazanareo.

Fa ahoana ny momba ity lehilahy tokan-tena iray ity ?

Mpivarotra kafe sy mofo no antom-pivelomany. Raha iny handeha hamono taratasy ireo mofogasy novidian'olona iny indrindra izy no niantso tampoka tao ambany latabatra ilay zanany 2 taona :

- " Dada ah , zà avy n'kakà"

Miankina amin'ny valintenin'ilay rangahy ny zanany eo no maha multitask azy na tsia.
Raha miteny izy hoe: "Andraso aloha fa mbola miasa i dada. Maninona koa ary ialahy tsy mikaka raha tsy efa miasa i dada" dia tsia izy izay.
Fa raha miteny izy hoe :"ndana tonga de mandeha any amin'ny dosy fa tratrako any ialahy afaka 5 mn, de tonga de esorina ny palatoha fa zah manala ny kilaotinao fa aza kittihina mihitsy ny kaka fa ho avy dada handio anlah. " sady mamono le mofon'olona ihany izy no mangalam-pijery amile zaza manao geste amin'ny loha hoe "Ndana" sy mitsiky. Izay no antsoina hoe mutitask. Sady miodina ny tanana ny saina efa manana plan hoe zao ndray ny manaraka raha vao vita ity asan'ny tanako ity.

18. simplex ( 18/12/2006 16:41)
2gasy:
Mpivarotra kafe sy mofo no antom-pivelomany. Raha iny handeha hamono taratasy ireo mofogasy novidian'olona iny indrindra izy no niantso tampoka tao ambany latabatra ilay zanany 2 taona :

- " Dada ah , zà avy n'kakà"
tonga d mailo elah @ le mofo gasy fa sao d... :roll::°):-D:-D

19. soanja ( 18/12/2006 17:20)
Ka zah kosa aloha mino famba misy savony kosa ao an-trano.
Raha tsisy io izay vao ataoko hoe tsy multitask tanteraka.
20. poupousa ( 19/12/2006 13:23)
2gasy:

Aleo atao hoe marina daholo ny voalazanareo.

Fa ahoana ny momba ity lehilahy tokan-tena iray ity ?

Mpivarotra kafe sy mofo no antom-pivelomany. Raha iny handeha hamono taratasy ireo mofogasy novidian'olona iny indrindra izy no niantso tampoka tao ambany latabatra ilay zanany 2 taona :

- " Dada ah , zà avy n'kakà"

tonga de nomeny an le zanany le taratasi-na mofo de lasa nisyTASY ny ve v..din'ny zanany:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1216