Sarotra ve ny manaja fitiavana???

21. xxx ( 18/12/2006 18:40)
Misaotra betsaka ny mpandray anjara rehetra, fa tena nahafinaritra sy nahafa-po tokoa ny valinteninareo. Ambava-homana ampo-mieritra hoy ny Ntaolo malagasy.
22. sasa ( 19/12/2006 05:42)
tsy sarotra ny manaja fitiavana, miankina am tsirairay io
23. ilanto ( 19/12/2006 07:37)
Tsy misy zavatra mora eto an-tany fa mila fahafoizan-tena daholo ny zava-drehetra, mila fifehezan-tena, ary mila fahasahiana mijoro amy maha olom-banona; koa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto ary tsy misy fitiavana lefin'ny fotoana izany mihitsy, fa ny tena fitiavana tanora lalandava!!!!
24. sasa ( 19/12/2006 10:56)
marina io tenin'ilanto io, mila ezaka ilay izy
25. xxx ( 19/12/2006 17:08)
marina ny tenin'i Ilanto. tsisy zavatra mora eto antany , fa mila hezaka avy @ tsirairay daholo znay rehetra zany.
26. andry08 ( 19/12/2006 17:26)
Tsy sarotra ny manaja fitiavana.Ny tsy manaja no tena sarotra satria mila mandainga sns...
27. sasa ( 20/12/2006 05:19)
andry08:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2015