fanazarana hanoratra

1. salmo ( 14/12/2006 19:14)
Fanakambanana teny miaraka @ -nao

Hatao manda @ Aza ny fototeny de avy eo hatao fehezan-teny.

ohatra:
fitia -> Aza tiavinao i salmo
jery -> Aza jerenao i salmo
daka -> Aza dakanao i salmo

Hanjaranareo indray izao!!

Sepotra -> ¿.........? i salmo
2. Rasiligaoma ( 14/12/2006 19:50)
aza saimporinao i salmo
3. pissoa ( 14/12/2006 20:07)
:x:-D:-D:-D
4. xxx ( 14/12/2006 20:40)
:x:-D:-D:-D
5. andry08 ( 14/12/2006 20:45)
Fa angaha i salmo sepotra?:D
6. pissoa ( 14/12/2006 20:55)
xxx:

:x:-D:-D:-D


:roll:
7. fasaly ( 14/12/2006 21:02)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. salmo ( 14/12/2006 21:05)
Rasiligaoma:
aza saimporinao i salmo


:-D:-D diso 0/20
9. fasaly ( 14/12/2006 21:05)
rasiligaoma a! mba ataovy kely hoe ny fandrasan-teny nosoratanao io fa tsy mazava????:roll::roll::wink:
10. nanoukely ( 14/12/2006 21:53)
=D=D:-D
11. ari.malala ( 15/12/2006 07:02)
aza ataonao sempotra i salmo :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. salmo ( 15/12/2006 10:36)
ari.malala:
aza ataonao sempotra i salmo

:-DAtody no azonao 00/20
13. salmo ( 15/12/2006 13:35)
Aza sepohanao i salmo=D
14. miarina ( 15/12/2006 15:21)
Sempotra no fiteny fa tsy sepotra
15. booboo ( 15/12/2006 15:45)
:-D:-D ataon'ny oul sempotra ato ingahy ry Salmo...saika notovanako tovana -ina fa aoka ihany :°)
16. jhouhlambout ( 15/12/2006 17:30)
asiana tsofoka -if-
17. booboo ( 15/12/2006 18:14)
dé lasa hoe ahoana ? :roll:
18. fasaly ( 15/12/2006 21:02)
:roll:
19. ikaretsaka ( 15/12/2006 21:22)
ny an-drasiligaomna saika nety..
fa i salmo mihitsy izany no ..."saim-porinareo" ao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1526