SIPA inona no tena dikany e?

21. sitlo ( 15/12/2006 21:23)
kally e
22. xxx ( 16/12/2006 01:36)
pissoa:

Aiza za ze mikiana eo :-D:-D:-D

:lol:

23. diamondra27 ( 16/12/2006 02:26)
avy t@ le hira we "joby" "joba" lalali lalala:oops::oops:
24. xxx ( 16/12/2006 03:23)
:-D
25. Zina ( 17/12/2006 23:21)
silam-boasary ko ka hihihihi
26. poupousa ( 18/12/2006 08:54)
taty aoriana de lasa hoe TSAIN,fa misy bandy mikozy hoe AKOHO :^)
27. booboo ( 18/12/2006 08:57)
poupousa > tsy bandy ihany no mpiteny an'io akoho io kah :-D:-D:-D. akohokely = sipa saropiaro kely :-D
28. jhouhlambout ( 18/12/2006 11:36)
29. simplex ( 18/12/2006 11:56)
akoho, akohokely
chics

dit ma poule


:°);-)
30. tovolahy007 ( 18/12/2006 22:02)
Salama daholo e!
Aiza ary tsika izany?
SIPA= Secret Individuel Pour l'Amour.

Io ny dikany hoe SIPA e

Dia izay ndray ary ee
31. naughtyboy ( 21/12/2006 23:06)
tonga de masaka faampina kely ny teniny tovolahy raha @ teny gasy ny fanalavana azy : Sakaiza Isany Potika Amiko..
32. Favory ( 05/01/2007 11:40)
Salut daholo eh,
Ny sipa hono ny fanalavana azy dia hoe:Silam-panahy
Ok! hinoko fa de ho kopy daholo isika jiaby an8)
33. bibiango ( 05/03/2007 12:48)
Syn SIPA:Jufain-jufain, joins, jôba, ghnain, naiga, ny ankizy, rafotsy, pasy, dimbôzy,tanaé (argot izy reny matetika)
Ny fanalavana:Silam_Panahy, Silam-Pananana
Ny définition ndray dia misy boboaka be:
SIPA:
1)Olon-tiana iarahana mizara ny mamy sy ny mangidy
2)Ny sipa no TSY MAINTSY iandohan'ny VADY, SIPA aloha vao vady e!
3) Sipa koa no ilazana ireo zatovovavy mbola tsy manambady,mbola tsy titré na borné
4)Sipa ihany koa ze vevav iarahana ankoatra ilay vady be ôfisialy 5)Sipa:Laetitia, Marina, Oliva, Jessica, Claudia;Fafa, Anna, ôk'izà...........y
34. madera2 ( 05/03/2007 20:34)
ny atao hoe SIPA dia: Sehatra Ijoroan'Pifankatia Antsokosoko . Io ry nama ny atao hoe SIPA,, vlm!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2543