SIPA inona no tena dikany e?

1. lemenakely ( 14/12/2006 14:02)
I RA...sipan'i RA...... inona no tena dikany sy ny fanalavànteniny .

Taloha mantsy dia sakaiza no filàza azy ? dia tampotampoka teo lasa hoe sipa .
Ex:
Nanao sipa hono i BILL CLINTON ka izany MONICA LEWINSKI izany hono no nandevilevy azy tao
novalian'i madera2 ny 05/03/2007 20:34
2. apache ( 14/12/2006 14:25)
tsy avy amin'ny hoe SIlam-PAnahy ve e?
3. vegas ( 14/12/2006 19:41)
Le ankoatra ny vady.
4. pissoa ( 14/12/2006 19:46)
:-D:-D:-D
5. xxx ( 14/12/2006 19:54)
:-D:-D:-D
6. pissoa ( 14/12/2006 20:00)
Tadidiko ito :

Ny vadiko vadiko ihany
Fa ny sipako vadiko koa
Io no vadiko ivelan'ny trano
Io no vadiko iray faharoa.


zah mananihany fa sao misy faly be eo mahita an'io an :-P:-D:-D:-D
7. xxx ( 14/12/2006 20:03)
Tadidiko ito:

Ny v.diko v.diko ihany
fa ny sipako v.dko koa
Io no v.diko fakana mamy
Io no v.diko iray fararoa


zah mananihany fa sao misy faly be eo mahita an'io an :-P:-D:-D:-D
8. pissoa ( 14/12/2006 20:11)
lol
9. xxx ( 14/12/2006 20:31)
lol
10. pissoa ( 14/12/2006 20:33)
Iza kou aza io xxx manao copy & paste an'ze soratako io :-D
11. xxx ( 14/12/2006 20:37)
Iza kou aza io pissoa mikiana ny copy & pasteko io :-D
12. pissoa ( 14/12/2006 20:49)
Aiza za ze mikiana eo :-D:-D:-D
13. xxx ( 15/12/2006 17:07)
Aiza za ze manao eo :-D:-D:-D
14. Achia ( 15/12/2006 17:29)
ary lasa Fransisy tirbao angaha i Menakely zao e ! :-D
15. lemenakely ( 15/12/2006 17:41)
eiiiin!!!
16. jhouhlambout ( 15/12/2006 17:43)
tsy vao izao no ilazako azy
ataoko an-kira ho tsapanao
dia lay teny hoe tiako ianao
toa mahazatra nefa ho ahy
tena silaka fanahy
:-*
17. pissoa ( 15/12/2006 20:00)
xxx:

Aiza za ze manao eo :-D:-D:-D
:lol:


18. simplex ( 15/12/2006 20:47)

ary JOBA kou mba in ny niandohany ?
19. menalamba ( 15/12/2006 20:48)
Tamin'ny andron'ny dadabeanay dia BOKAKA hono ny filaza azy ,ary tamin'ny
andron'ny dadanay indray dia BERA ,ary izao izy dia hoe SIPA,ny fiavian'ireo
teny ireo dia misitery amiko avokoa fa ny heviny no iray ihany.Miovaova araka
ny vanimpotoana izany ity teny mahafinaritra ity,asa inona indray any aoriana(l)(l)(l)
20. ikaretsaka ( 15/12/2006 21:19)
de lasa joba e
ankizy e
rafotsy e....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7466