Aza manambady mamolava!!!

41. ikaretsaka ( 16/12/2006 22:38)
Fahotany ny tsy mahalala honony ka nahamamo azy...

ao ary fa hivavaka ho an'ny fahotany isika e
42. patrick2002 ( 17/12/2006 02:39)
niryna:

Ny fahalalako azy dia inona no vahaolana na hoe efa mba nitrontro ilay olona am-bavaka ve ianao.Adinon-tsika fa resaka fivavahana sy finoana anie ity fa tsy hafa hoe mahaliana.Mitadiava vahaolana izany.



I Jesosy raha namory ny mpianany farany dia nampisotro dovay : Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy, Ka inona no fahotana @ fisotroana toaka ry havana ao amin'ny tompo isany :roll::roll:
43. patrick2002 ( 17/12/2006 02:48)
niryna:

Ny fahalalako azy dia inona no vahaolana na hoe efa mba nitrontro ilay olona am-bavaka ve ianao.Adinon-tsika fa resaka fivavahana sy finoana anie ity fa tsy hafa hoe mahaliana.Mitadiava vahaolana izany.



Dia misaotra an'i niryna nitrontro aminay amim-bavaka, fa izahay koa tsy tapaky ny mivavaka alohany hi consomme, rehefa vazaha na juifs ,na palestinien no miara misotro aminay dia hoy izahay hoe Tchinn ,rehefa gasy dia hoy izahay hoe: samy ho tahian'Andriamanitra ,tsy hadino ny manome ny razana :-D:-*
44. ikaretsaka ( 17/12/2006 02:49)
efa tsy dovay intsony iny ry soanja fa efa ra an!
adinonao le eo alohany... raiso ary sotroy fa ra-ny iny hono
45. patrick2002 ( 18/12/2006 03:11)
:roll::roll::roll:
46. soanja ( 18/12/2006 04:37)
ikaretsaka:

efa tsy dovay intsony iny ry soanja fa efa ra an!
adinonao le eo alohany... raiso ary sotroy fa ra-ny iny hono

Inona izany no tena nahatonga an'Ikaretsaka niresaka ahy amin'ito hevitra ito fa izay no mahaliana ahy satria zah tsy teto mihitsiny.:idea:

47. niryna ( 01/01/2007 20:21)
Hoy patrick2002 hoe:I Jesosy raha namory ny mpianany farany dia nampisotro dovay : Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy, Ka inona no fahotana @ fisotroana toaka ry havana ao amin\'ny tompo isany :roll::roll:]
Tsy ny fisotroana toaka ihany no ratsy rehefa betsaka fa ny zavatra rehetra izay atao mihoatra ny tsy zaka.Efa voalaza io ary hiainana.Aza manao an\'izao na toy izao raha atao teny mivantana dia hoe aza mijanganjanga, mangalatra ,mamono olona, mandainga, mamitaka, midoroka , mifanenjika ...tohizo ny zavatra tsy tokony atao.Koa raha arahinao ara-bakiteny hoe jesosy nanome ny mpianany hisotro divay ,misy niteny ve tao hoe io ary dia misotroa izay laninareo? Asio fetrany daholo ny zavatra rehetra atao .Satria misy fiantraikany ny manao mihoatra ka eo no mitarika ilay fakam-panahy.
48. xxx ( 01/01/2007 21:06)
patrick2002> hafa ny misotro divay ary hafa ny mamo.
49. cutie ( 03/01/2007 02:17)
divay koa mampamamo :lol:
50. prime ( 03/01/2007 10:28)
:-D:-D:-D...
D inona hono no maharatsy ny manam-bady mamolava? dia inona no mahatsara ny tsy manam-bady mamolava?:lol:
51. cutie ( 03/01/2007 23:37)
andramo de ho hitanao :-D:-D:-D:-D
52. prime ( 04/01/2007 11:16)
Hay efa hitan'i cutie an...:lol:
Mba tantarao aloha mba ho hitako...:-D:-D:-D
53. cutie ( 04/01/2007 22:31)
:-D:-D:-D:-D
hay ve de efa mandray antendrony koa ry prime e :-D
54. prime ( 08/01/2007 11:54)
Ny olona mahasahy miteny hoe andramo dia ho hitanao dia olona efa nanandrana... sa ampiasampiasaina indray ilay teny gasy fa tsy fantatra ny heviteny ao am-badika?... mandray an-tendrony hono...:-D:-D:-D

aho:
Hay efa hitan'i cutie an...:lol:
Mba tantarao aloha mba ho hitako...:-D:-D:-D
55. cutie ( 09/01/2007 15:48)
Mpandefa : prime [ Valio ] 08-01-2007 12:54:05
Lohateny : Re : Aza manambady mamolava!!!
Ny olona mahasahy miteny hoe andramo dia ho hitanao dia olona efa nanandrana... sa ampiasampiasaina indray ilay teny gasy fa tsy fantatra ny heviteny ao am-badika?... mandray an-tendrony hono...

:-D:-D:-D:-D:-D
hita fa mandray an-tendrony
za mba miteny we andramo raha te hahita de i prime tonga de manao conclusion :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3044