Aza manambady mamolava!!!

21. dailynews ( 14/12/2006 14:51)
ary aretina hoy ny dokotera sy ny psy
22. dailynews ( 14/12/2006 14:52)
azafady fa io ambony io Efes 5:18
23. Rasiligaoma ( 14/12/2006 15:13)
Ny ataho hoe mamo dia voky tafahoatra amin-javatra iray:

toaka io na rongony
na torimaso
na kafe..
na firehankevitra...

na baiboly...
24. Rasiligaoma ( 14/12/2006 15:13)
tsy fanambady ny mamo... saika adinoko ny foto-kevitra any ambony
25. Achia ( 14/12/2006 16:00)
aiza ary pissoa @ io sary io , misy ho torana njay eto :-D:-D:-D
26. pissoa ( 14/12/2006 16:46)
fasaly :twisted:
Achia, njy an :-D

Ilay tsy hanambady mamo ary tandremo koa sao mamo ... :-D

Ny ataho hoe mamo dia voky tafahoatra amin-javatra iray:

toaka io na rongony
na torimaso
na kafe..
na firehankevitra...

na baiboly...

Ah - OK ! :):-D
27. salmo ( 14/12/2006 16:50)
:^)zah mamo lava, nefa mbola misy ihany ny mitsiriritra sy tsiriritiko de manaiky sy tsy manaiky.
Tsy ny toaka mintsy no manakana ny fitiavany zanak'olom-belona, fa arakarakiny toe-karena sy ny fandrosoana.
No izany, mahazo manam-bady mamo lava raha tianao ilay olona.
28. salmo ( 14/12/2006 16:53)
aho:
zah mamo lava

Tsy marina zany, fa lasalasa iny
29. cutie ( 14/12/2006 21:06)
salmo :-D:-D:-D:-D:-D
30. cutie ( 14/12/2006 21:13)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-12-2006 07:22:27
Lohateny : Re : Aza manambady mamolava!!!
Hoy i cutie:
nga i patrick mamo lava
lasa hanihany indray an !

manontany io koa hanihany :roll::roll::roll:
31. fasaly ( 14/12/2006 22:03)
:-D:-D:-D:-D
32. cutie ( 14/12/2006 22:05)
hita koa :-D:-D:-D
33. ikaretsaka ( 15/12/2006 01:19)
Rasiligaoma:

Ny ataho hoe mamo dia voky tafahoatra amin-javatra iray:

toaka io na rongony
na torimaso
na kafe..
na firehankevitra...

na baiboly...


manaiky aho
rehefa ny zavatra tafahoatra de mamo foana ny anarany fa tsy voatery ho ny toaka ihany...
samihafa ny misotro sy ny mamo an
34. prime ( 15/12/2006 12:11)
Aza manambady mamolava...:-D:-D:-D
Ka rehefa izay no tiany, iza moa no manakana? fa rehefa avy eo kosa aza Andriamanitra no omena tsiny...:?
35. patrick2002 ( 15/12/2006 17:51)
b]Tsy hitako ny olana rehefa voalanjalanja[/b].

Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F'ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mamboraka raha tsy misy "pi"


Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy

Ka ho ampifaliako foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.


Jereo fotsiny io tono-kirany SAMOELA io, rehefa tsy atao ampahendrena ny zavatra rehetra dia ratsy daholo. :wink:
36. Achia ( 15/12/2006 18:19)
refa mbola tsy nadoha teo @ tarehany ilay lhl na vhv mamo de hendry ny vavany hoe aleo reny mamolava reny ihany :{:{ day berka
37. ikaretsaka ( 15/12/2006 19:39)
Tsy hitako ny olana rehefa voalanjalanja


=D izay indrindra

tsy misy zavatra ratsy izany rehefa modere fa ny tafahoatra sy ny manao extreme no tsy mety
38. niryna ( 16/12/2006 16:47)
Ny fahalalako azy dia inona no vahaolana na hoe efa mba nitrontro ilay olona am-bavaka ve ianao.Adinon-tsika fa resaka fivavahana sy finoana anie ity fa tsy hafa hoe mahaliana.Mitadiava vahaolana izany.
39. exdadabe ( 16/12/2006 18:40)
:roll::roll:
40. Achia ( 16/12/2006 19:01)
mamon'ny fofony nga dadabex :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4555