Tantaran\'i Jesosy.Inona avy ny fahagagana nataony?

1. niryna ( 13/12/2006 07:06)
Amin\'izao andro ankalazan-tsika ny nahaterahan\'i Jesosy izao dia mety mahaliana ny mahafantatra ny fahagagana nataony talohan\'ny nialany teto an-tany.Mba afaka hitantara anay ve ianao e!
novalian'i niryna ny 06/01/2007 03:07
2. perfect ( 13/12/2006 09:19)
tongava any ampiagonana @ 24 alina dé ho fantatrao zany
3. Achia ( 13/12/2006 12:44)
inty misy anakiray kely , ny namadika ny rano ho lasa divay fa tsy py a ! :-D:-D:-D
4. prime ( 13/12/2006 14:07)
achia> :-D
niryna> ka tsy ny manomboka any @ genesisy ve dia efa niseho ny fahagagàny vitany? toa tsy ho ampy ilazàna azy eto kooo... sa ahoana hoy ianao?
5. dailynews ( 13/12/2006 16:43)
nanangana an i lazarosy t@ maty.
6. pissoa ( 13/12/2006 16:50)
tsy ampy anao ngah ao amy baiboly :roll:
7. Fiffi ( 13/12/2006 17:09)
HS kely zah fa azon'i niryna hatao ve ny mameno ny mombamomba anao ? heu...tsy fantatra na lahy na vavy , na zaza na lehibe. Tsara manko ny mba ahafantarana hoe @ izy no hiresahana eto......(fa tsy hoe miresaka @ rindrina) azafady ..:)
8. jimna ( 14/12/2006 05:40)
betsaka ny fahagagana nataon'i Jesosy, ireny fahagagana ireny dia manambara ny zavatra mbola ho ataony rehefa hipaka atraty an-tany ny fanjakany, satria tsy mbola izy no manapaka @izao fotoana izao fa ilay andrianan'izao tontolo izao(Ijaona5:19).Izany no mbola hivavahantsika foana hoe ho tonga anie ny fanjakanao, araka ilay vavaka nampianarin'i Tompo.
9. prime ( 15/12/2006 13:31)
jimna> efa an'i Jesosy avokoa na ny fanjakàna any an-danitra na ny ety an-tany araka ny voasoratra hoe :

"Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany;" Matio 28:18

... fa ilay andrianan'izao tontolo izao efa mpandainga sy mpisandoka hatr@ voalohany... tsarovy fa izany no namitahany an'i Adama, izany ihany koa no nakàny fanahy an'i Kristy tany an'efitra hoe miankohofa eto dia omeko anao izao fanjakàna rehetra hita izao... nefa tsy manana fanjakàna intsony izy... ny fanjakàna ho avy ambaran'ny apokalipsy dia manambara ny fiafaràn'izao tontolo izao sy ilay andrianany...
10. niryna ( 15/12/2006 15:46)
Achia a ato @ sehatry ny fivavahana anie isika e,matadidy ny fahagagana nataony ianao ary io no voalohany saingy tsy nisy nieritreritra ny hiove py izany ny olona.Hoy ny mpianany hoe raha ny fahagagana sy ny nataon\'i kristy no tantaraina dia tsy ho omby ity
Fisaorana sy fiderana no atolotra azy satria hatramin \'izao dia mbola manome hery ireo olona voaantso izy hanao fanasitranana.Na dia efa nampatsiahy antsika aza izy fa hisy ny mpaminany sandoka, hisy ny hiantso ny anarany dia tsy mody hodiantsika jerena fa mbola mamaly vavaka izy ary manasitrana ny aretina sy ny olana maro
1-nanasitrana olona voany leprosy izy na aretin-koditra
2-rafozan\'i Petera narary ny fanaviana
3-olona nalemy noentina teo am-pandriana
4-vehivavy nandeha ra nandritry ny 12 taona
5-olona jamba
6-olona moana sy misy demoniaka
7-olona mikaikona ny tanany
8-zanaka vavin\'i kananita maty natsangany
9-ny namany Lazarosy maty dia novelominy
10-olona moana sa marenina
11-vehivavy nalemy
12-zanaky kapiteny iray tao kapernaoma narary
13-olona narary izay tao anaty rano Betesda
14-lehilahy jamba tany ankibon-dreniny.
Raha mbola misy mahita ianareo dia teneno.
11. booboo ( 15/12/2006 15:47)
klou klou hamaky baiboly fa tsy tadidy aby :°)
12. niryna ( 15/12/2006 16:12)
Izay anie ry boubou no nahatonga ahy hiteny e.Isika aza tsy nahatadidy ny zavatra nataon\'ny RAR tsika kanefa maro.koa amin\'izao fahatsiarovana ny andro nahaterahany izao dia mba mampitamberina ny zavabitany isika.
\"Misaotra an\'i Jehovah ny fanahiko ...Misaotra ny anaran\'ny masina...
13. dailynews ( 15/12/2006 16:24)
-nandeha teo ambony rano izy.
-nampitsahatra ny rivotra
-namahana ireo olona mihoatra ny dimy arivo( raha isaina koa ny vehivavy) t@ mofo dimy sy hazandrano roa
-niteny ilay hazo aviavy izy ary maina izany

hmm...izay aloha izao no tadidiko mihoatra ireo...
14. Achia ( 15/12/2006 16:48)
ito ny tena goavana maty izy de nitsangana
15. dailynews ( 15/12/2006 17:26)
:D marina izany
16. booboo ( 15/12/2006 17:50)
niryna > zà lé boubou resahinao ? hihihi samy hafa boubou sy booboo :wink:
17. Achia ( 15/12/2006 17:55)
ary booboo tokoa ve fotsy be e !? raha tsy mahadiso a! :-D
18. booboo ( 15/12/2006 18:04)
Achia > hihihi ié, mahadiso bee mitsy fa mana-HS ny raha :°)
19. ikaretsaka ( 15/12/2006 21:28)
ary le izy niditra tao am-ponareo adinonareo ny nitantara azy !
20. niryna ( 06/01/2007 03:07)
Io no andro nahaterahany ry Ika amin\'ny fotoana izay miditra ato am-pon\'ny tsirairay izy no teraka:D:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6491