toetra
81. soanja
(
13/12/2006 02:44)
Fiffi:
soanja: misaotra akia an ! :):-*:-*
Tsy misy fisaorana aky Fiffi a,
Ny hany hanampiako azy kely dia tsy voatery handaitra foana koa aloha io system io satria miankina amin'ny teotranareo mivady, mifandray eo.
Izay no antony nahatonga ahy tany amin'i size hafa niresaka monba ny Myers Briggs Method na indicators zany hoe alohan'ny hanambadiana dia aza hadino mihitsy ny manadihady ny momba ny vadinao amin'ny resaka toetra hoe ahoana marina izy amin'ny ankapobeny.
Raha tsy misy moa io de na ny horoscope aza dia mety afaka hanampy anao hanome kelikely momba ilay ho vadinao. Ohatra hoe Taureau sy Lion ve mety miaraka sa tsia sns. Aza miraviravy tanana mihitsy mikatsaka sy miezaka mahafantatra ilay ho andefimandry alohan'ny hidirana amin'ny fanambadiana fa betsaka ny surprise rehefa ao saingy rehefa mba nanao devoara mialoha ianao de mba kelikely izany sady mba efa arakao ihany no mety ho solutions.
ps:aza mora sodokan'ny hoe na andairan'ny resaka hoe mpivavaka izy, mandeha miangona isan'alahady ary mandoa rakitra sns ka tsara sy malefaka fa satria hafa mihitsy iny lehilahy iny rehefa tojo zavatra tsy ampoizina, izay mety hitranga tanteraka eo amin'ny fiainantsika.
82. soanja
(
13/12/2006 02:47)
Cutie, Maninona kay raha manao takalo zany isika, indry manome recettes ahy foana satria io no hitako lesoka be aty amiko ka ilako fanampiana ,de zah manome hevitra fandemena atidohan'ny lehilahy.:-D:-D:-D
Mahereza hatrany amin'ny fikatsahana ny tsara indrindra. :-*:-*:-*:-*
Mahereza hatrany amin'ny fikatsahana ny tsara indrindra. :-*:-*:-*:-*
83. cutie
(
13/12/2006 21:32)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 13-12-2006 03:47:29
Lohateny : Re : toetra
Cutie, Maninona kay raha manao takalo zany isika, indry manome recettes ahy foana satria io no hitako lesoka be aty amiko ka ilako fanampiana ,de zah manome hevitra fandemena atidohan'ny lehilahy.
hihihihihi
hay moa nothing is free
mety ka :-D