toetra

61. cutie ( 11/12/2006 22:30)
tara za fa azafady
tsy nahita ny valiny teo :-*:-*:-*:-*
62. soanja ( 12/12/2006 01:29)
xxx:

inona no mahatonga ny lhly be loha; sy miova ndraindray


Misy koa ny vehivavy toy izany.
Isika olombelona mihitsy no be siasia.
Fa raha ny fahatsapako manokana ny momba ny lehilahy dia miankina be dia be amin'ny fomba hitondranao vehivavy azy. Ka raha toa tsy misy ny marimaritra iraisana (fifampiresahana na open communication) dia io no mitranga ary izay be sandry no manjaka.
Ento amin'ny orony izy raha mitady ho be loha sy miovaova dia hita eo raha tena tiany ianao satria raha tena tia anao izy dia hiova izy ka hanaiky izay fahendrena mba torinao aminy.


63. Fiffi ( 12/12/2006 06:33)
soanja:
Ento amin'ny orony izy raha mitady ho be loha sy miovaova dia hita eo raha tena tiany ianao satria raha tena tia anao izy dia hiova izy ka hanaiky izay fahendrena mba torinao aminy.
soanja: ahoana akia zany hoe hentina @ orona zany ?


64. booboo ( 12/12/2006 10:44)
hihihihihihi
65. pissoa ( 12/12/2006 11:00)
inona no mahatonga ny lhly be loha; sy miova ndraindray

satsia ngambany ny vehivavy kely loha sy tsy miova matetika :lol::lol::lol:

=))=))=))
66. booboo ( 12/12/2006 11:01)
:-D:-D:-D
67. soanja ( 12/12/2006 13:35)
Fiffi:

soanja:
Ento amin'ny orony izy raha mitady ho be loha sy miovaova dia hita eo raha tena tiany ianao satria raha tena tia anao izy dia hiova izy ka hanaiky izay fahendrena mba torinao aminy.
soanja: ahoana akia zany hoe hentina @ orona zany ?





Fiffi a, matetika rehefa ao antokatrano ao isika vehivavy dia ny fo no mitondra ny fiainantsika ary faly matetika ny lehilahy satria fantany fa tia azy ianao ary manaiky azy. Fa raha vao manao be loha izy dia ampiasaina amin'izay ny atidoha, satria tsy nandaitra izany iny lalan'ny fo iny.
Manomboka eo ohatra ny fampifilafilana rehefa mitady firaisana izy, na ianao mihitsy no mi-domine ny rehetra rehefa eo. Somary asaina maano asa isan-karazany ao an-trano tsy tiany izy ary rehefa tsy manao izy dia ianao koa tsy manao. Tsy minenomenona aminy akory fa rehefa miteny tonga dia directe be. Izao no tiako sns..
Gaga be izy rehefa avy eo fa niova ianao. De rehefa manontany izy hoe fa maninona no niova ianao de aposakao daholo ny marary ao ampo ao sady miteny hoe "iny aho no lasa fa tsy hitako ilay kinasa."
De hita eo raha tena tia andry izy. Matetika aloha raha lehilahy hendry dia malahala mifona sady manonitra no miova koa satria tiany ny vadiny, ka tsy te hisaraka izy. Fa raha lehilahy adala dia miala satria tsy fantany ny vadiny. Ilay tena vadiny mansty dia ilay notiaviny voalohany saingy niova izy dia nanova taktika ramatoa.
Izay le system. Miova izy, miova ianao. Manaiky izy, manaiky ianao.
Fa rehefa tia amntsy tsy hisy ireo fifaninanana ireo fa miodina tsy tazanao akory ho iza no mitondra sy entina fa ny fo daholo no mibaiko.


68. simplex ( 12/12/2006 14:01)

soanja,
^:^^:^
ekena
69. simplex ( 12/12/2006 14:04)
Hadinoko fotsiny,

ny lelah misaina vao mitranga le symptome voalohany de efa tsy manao beloha tsony izy 8)8)
aleo milamina kely aloha, refa avy eo ndray manao misimisy :°);-):-*:-*
70. cutie ( 12/12/2006 15:48)
Fiffi a, matetika rehefa ao antokatrano ao isika vehivavy dia ny fo no mitondra ny fiainantsika ary faly matetika ny lehilahy satria fantany fa tia azy ianao ary manaiky azy. Fa raha vao manao be loha izy dia ampiasaina amin'izay ny atidoha, satria tsy nandaitra izany iny lalan'ny fo iny.
Manomboka eo ohatra ny fampifilafilana rehefa mitady firaisana izy, na ianao mihitsy no mi-domine ny rehetra rehefa eo. Somary asaina maano asa isan-karazany ao an-trano tsy tiany izy ary rehefa tsy manao izy dia ianao koa tsy manao. Tsy minenomenona aminy akory fa rehefa miteny tonga dia directe be. Izao no tiako sns..
Gaga be izy rehefa avy eo fa niova ianao. De rehefa manontany izy hoe fa maninona no niova ianao de aposakao daholo ny marary ao ampo ao sady miteny hoe "iny aho no lasa fa tsy hitako ilay kinasa."
De hita eo raha tena tia andry izy. Matetika aloha raha lehilahy hendry dia malahala mifona sady manonitra no miova koa satria tiany ny vadiny, ka tsy te hisaraka izy. Fa raha lehilahy adala dia miala satria tsy fantany ny vadiny. Ilay tena vadiny mansty dia ilay notiaviny voalohany saingy niova izy dia nanova taktika ramatoa.
Izay le system. Miova izy, miova ianao. Manaiky izy, manaiky ianao.
Fa rehefa tia amntsy tsy hisy ireo fifaninanana ireo fa miodina tsy tazanao akory ho iza no mitondra sy entina fa ny fo daholo no mibaiko.

tena ataoko fangalana advice njy raha zao no mitohy :P
71. kelly13 ( 12/12/2006 16:51)
ary d tena mandaitra io voalazan'i soanja io a!!! hihihi!!! miseo ho b loha ra lhl fa refa manao b loha kou ra vhv d milefitra ra lhl :p
72. simplex ( 12/12/2006 17:40)
hahaha

kelly,
tsy hoe milefitra izy fa tiany ny vadiny k. Satria ra samy manao be loha v, tsy ho samy voamafy ihany :°)
73. kelly13 ( 12/12/2006 18:35)
simplex>lolll milefitra zany :P
74. simplex ( 12/12/2006 19:06)
:-D:-D
aaa e
8)8)
tsy systematiq anie io e, ohatra hoe ra coupe du monde zao no mande tsy maintsy be loha foana izy fa d enao ndray no mandefitra kely hoe tsy maintsy manao vengance ra vao vita io :°):-D:-D
75. kelly13 ( 12/12/2006 19:27)
mbola milefitra iany zany ka satria aveo izy hanambitamby fa matahotra vengeance :-D:-D:-D
76. simplex ( 12/12/2006 19:32)
fa vao maneno ny kiririoka de efa good bye cherie :-P

le izy zany tokony tsy atao lava be le rainizizo fa ndraindray kou izy manana stress avy any ampesana na otr'zany. refa mitambatra le izy no manimba zavatra.;-)

77. kelly13 ( 12/12/2006 19:36)
ountsss ra vao manambitamby d vita kou ny baolina, tsisy kiririoka maneno zany tsony hihihi, donky milefitra :p

jere la preuve simplex manao b loha ô!!! :-P



78. simplex ( 12/12/2006 19:56)
:-D:-D:-D
raha tsy mamoaka fitaovam-piadiana nareo tsy maintsy hoe haneno ihany ny kiririoka kle ;-):-P

ka ra vao milefitra ah d mihangoza ny lohako kou :-D:-D
79. kelly13 ( 12/12/2006 19:58)
hahahahaha
80. Fiffi ( 12/12/2006 20:35)
soanja: misaotra akia an ! :):-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4611