saika mba hanotany dokotera mpitsabo maso

1. rurik ( 11/12/2006 09:57)
Asa raha misy eto madagascar ny dokotera afaka manitsy mason'ankizy < gila > le fijery tsy mahitsy no tiko tenenina,raha misy mahalala dia mba omeo ny adresy na ny n°telephone azafady .
Misaotra betsaka.
novalian'i rurik ny 13/12/2006 15:28
2. mamybe ( 11/12/2006 11:51)
Andramo hoe ny Institut de la Vision. Lalana mankany Ambatomaro, afaka an'Ankadindramamy no mitsofoka miankavanana angamba 100 m na mahery kely miala @ arabe.

Te: 22-597-40

Dia mirary soa e!
3. fiderana ( 13/12/2006 12:21)
ilay eo behoririka eo ao @ polyclinique, toa misy dokotera mahay sy mba manampitaovana harifomba ao, raha tsy diso aho.
4. rurik ( 13/12/2006 15:28)
Misaotra betsaka fa hiantso any aho dia ho hita eo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1835