IZA NO METY MBA

41. Samoana ( 12/12/2006 20:25)
Tokony tohanana na farafalikamatiny tehafana ny namana rehefa mampandroso ny azy fa tsy tokony hatao mankarary fo ry bazyl a:lol:( tsy te hamaly teto intsony lery hatr@ 10/12:o)
Asa fa tsy kabary ary soa fianatse:wink: !
42. bazylou ( 13/12/2006 00:33)
Ny ahy ilay hevitry kitjo ilay hoe tonga dia tairina iny no hitako tsara nefa tsy maintsy mila olona any Madagasikara foana!!
Ohatra ny mandreraka be izany hifampitaona gasy izany fa mila izatsy sy zaroa foana izy sady tsy hisy gasy hifandray tanana izany fa mila vaniny daholo ry lerony..
Io ve dia izao e; maninona raha izatsy e;; Efa nolazaiko tery ambony fa tsy voatery hoe dispensaire io fa mety hafa koa...Mila ilay ekipa mijery any Madagasikara izany.
Efa hoe mila olona be dia
Dia narary angaha ny fon'ialahy rehefa tsy namaly teto intsony aho??? sa..:lol::lol::lol::P:P

ALEO AVALIKO ITY RESAKA ITY FA HOENTIKO HO AHY NY AHY!! Sava tsara daholo izay manao any antsisy tosyany!!
Tsy dia mila anareo loatra koa ka!!
43. soanja ( 13/12/2006 03:03)
bazylou:

Izao ry zareo a! efa ela aho no teto niresaka sy nandany minitra teto fa mba misy zavatra ity tiako proposena anareo!!
Ity resaka telethon ity dia tiako ampidirina any amintsika . Tsy hatao ho an'ny voan'ny cancer akory ny telethon gasintsika fa natao kosa hanamboarana sy hamolavolana tetik'asa any antanana!!Ohatra fananganana dispensaire kely na hopitaly raha be ny saosy azo, na koa fananganana orinasa kely mpamokatra sy mpanodina vokatra, na koa fanaporisihana ny ambanivohitra hanana bibliotheque na fiompiana bebe kokoa,na koa itony resto du coeur itony ho an'ny mahantra,... Bref betsaka ny zavatra azo atao.
NY zavatra ilana fotsiny dia mila olona any MAdagasikara hanara-maso ny asa rehetra.
RAha ohatra hoe misy olona 2000 manome an tsitrapo 1e fotsiny dia mahavita dispensaire kely iray hari fomba izany!!
Ity ny emailko raha misy sahy ianareo""bazylou92@yahoo.fr""

MAnainga anareo aho satria sady hetsika ho antsika diaspora io no investissement ho antsika , na 1e aza mikoty satria efa 13000 fmg izany. Azon'ny gasy rehetra aty andafy rehetra na aiza na aiza no miparticiper an'io!! Mazava ho azy fa ny olona rehetra koa dia afaka manara maso ny asa!!


Tsara dia tsara tokoa ny hevitrao. Vonona aho hanampy raha ilaina raha toa ka voatsangana tsara ilay association. Mpankany Madagasikara matetika aho ary miasa any ambanivohitra lavitra be. Efa manana ekipa mpanantanteraka sy mpanaramaso sns.. Zah vonona hanao suivi et evalution raha mazoto ianao rehefa mankany aho dia mitatitra eto.
Efa manan-kevitra ve i Bazylou hoe aiza no tianao hanombohana azy any ambanivohitra any ary inona no ao amin'ny lisitra voalohany tiano hatomboka? Midadasika mantsy i Madagasikara.
Aza mitsahatra miasa saina hanatsarana an'i Madagasikara. Tafita no tanjonantsika amin'io nosy malalantsika io. Ny mpitsikera tsy maintsy be dia be fa aza mba mora kivy mihitsy. Izay tsy manonofy ihany no tsy tafita. Keep your vision alive! Soanja


44. bazylou ( 14/12/2006 03:28)
Merci Soanja, izany ahay ilay tena tadivina.
Afaka manaony evaluation sy ny mandray ny hetahetan'ny olona ary efa manana ekipa izany ianao!
Tsara mihitsy ka!!
Tsy mifidy toerana fa izayasiana zy dia met daholo, kanefa na di azany aza dia kendrena ilay izy hoe ten a any andakira alavitra be any!! sa ahoana hoy ianao??
45. soanja ( 14/12/2006 16:26)
Ie Bazylou a,
efa mipetraka ireo ary afaka manantanterka tsara izahay.
Ny natombokay hatramin'zay de any amin'ny toerana ankodahoda be tsy mahita izay masoandron'ny fandrosoana. MisotrO rano maloto ny olona any ary mihinana sakafo faran'izay tsy mahasalama na tsy manome vitamines fa dia mangahazo na vomanga de vary de izay. Tsy misy sekoly na misy fa lavitra be ary tsy misy mpampinatra. Tsy misy varvarana ny lakilasy ary mipetraka amin'ny tany ny ankizy.
Manorata any amiko fa omeko anao ny site momba anay.
ribasoa@gmail.com
Mazotoa hatrany fa zah vonona hanampy koa. Soanja.
46. Rasiligaoma ( 14/12/2006 16:54)
Ny rariana dia enganie mba hisy zavatra concret ohatran'ny an-dry Kitjo, ry Ikaretsaka, sy ny Hope for M/car koa ny an-dry Bazylou..
fa tsy ho lasan-ko resaka eto fotsiny:cry:
47. bazylou ( 15/12/2006 00:37)
Misaotra nao indrindra ry soanja!! izanyhahay mba masakisaky!!
48. bazylou ( 15/12/2006 00:45)
http://www.madagascar-mountain.org/terrain.htm
hay misy olona manao an'izany site ambanivohitra rean tany izany!!
49. kitjo ( 15/12/2006 18:59)
jereo koa ity fa feno karazany ao....

http://www.ong-madagascar.org/salon800/info.asp?STAND=0&CAT=-1

50. ikaretsaka ( 17/12/2006 04:34)
ity aloha ny tena incotournable raha resaka assoc
e
ze tia manaraha

http://santedev.free.fr/PerePedro_Chef_Entreprise.htm
51. soanja ( 17/12/2006 19:02)
Amen!
52. bazylou ( 29/12/2006 21:11)
hitako tao aminn'y l'hebdo tamin'ity herinandro ity fa i jaojoby hono no ahanao ilay telethon ho an'ny handicape gasy!! asa aloha izay vokany fa any angamba nomba hety hanampy trotraka ..asa ....

I gisele Rabesahala , miaraka amin'ny sekoro popilera frantsay koa dia mizat=ra kaly ho an'ny mahantra ; Ny azy indray:: olona 800 hono no nomea vary 1kg sy hena fahefany ( hoy l'hebdo io).

Betsaka no manao zavatra etsy sy eroa ao antanana ao fa tsy misy nasionaly mihitsy !!
53. Rasiligaoma ( 02/01/2007 15:55)
atao tokatranon-dady io letsy ry bazy an
1 aloha dia mandeha miha mihitatra hatrany.
atomboka amin'ny manodiaina anao aloha
aleo izay kelikely tsaratsara misy vokany izay aloha amiko toy izay ilay avo fitetika nefa tsy misy atokona e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0862