IZA NO METY MBA

21. ikaretsaka ( 09/12/2006 20:07)
piste:

Tsy haiko na manonofy ialahy na manao ahoana fa tsy misy olona hanome vola na 1 Euro eo raha tsy efa tena misy zavatra matotra sy mitsangana. Marina ny voalazan'ny sasany fa tsy resaka tsy fahafoizana io fa fahamatoran'ny zavatra atao sy kasaina. De +i alahy mbola be taim-bava ihany koa.
Ka ny tsaratsara angamba dia ovay methode hafa indray fa tsy lasa izao dada.



Izay manko.... tsy misy eo raha tsy misy zavatra matotra sy mitsangana... manangana aloha
tsy hoe tsy mahafoy an.. esory ao an-tsaina izay.. fa mila zavatra matotra ny olona aloha
22. ikaretsaka ( 09/12/2006 20:10)
bazylou:

Eo indrindra isika izao amin'ireo olona any Madagasikara !! iza nohirotsaka antsitrapo hijery sy ho any Ambanivohitra rehetra any ??



IALAHY!!! sy ny associes an'ialahy

fa hiandry an'iza indray letsy?
23. bazylou ( 09/12/2006 23:52)
Tsy misy ankanova methode izany eo izay te hanao dia mandray azy antanadroa izay tsy te hanao fa hijery fotsiny dia mijanona fa tsy hangataka any aminao ny aty!!
Fitsimbinana sy ny fahitana ny fahorian'ny pokona tsy mahita harapaka no nanetsika ahy hanao an'io....
Ilay gasy na izy samy izy aza efa tsy mifampatoky intsony fa efa nasidin'ny vola daholo!! Mba ampitahao amin'ireny diaspora sy communauté sinoa na afrikana ireny hoe ny antsika ? Ampitahao dia hitanao ny difference fa tsy ampy azy ny anao na 1g aza!
Ny olona mahavita mahatsangana quartier iray manontolo noho ny firaisany hina sy ny tsy fametrahany fanontaniana hoe hankaiza moa ny vola dia ohatrinona no omena !!
Tsy misy alaharo io ho aho fa tonga dia lasa. Izay tsy te hanao dia mijanona!!
Izay foana no nahavoan'ny gasy , ilay toe tsaina hoe aleo aloha ataony dia hitako eo fa izaho tsy hanome satria tsy tiako ilay izy, dia rehefa mandeha tsara io izay aho vao mieritreritra!! Dia aleo ho eo ianao izany fa ny olona handeha!!
Tena impossible mihitsy ny an'ny gasy izany hoe andao hifandray tanana dia hiaraka hamindra ary hiaraka hizara ny vokany!!
Mila ny fahatsoram-pon'ny rehetra vao tanteraka io fa raha samy hifampitsetra sy hivanitika eto fotsiny dia tsy ho aiza.
24. bazylou ( 10/12/2006 00:04)
100 000 000e io izao ny telethon !!
25. ikaretsaka ( 10/12/2006 03:47)
tsy hoe tsy mifampatoky letsy e !!tsy any mihitsy io .. fa mila zavatra matotra sy mazava rehefa manao zavatra ohatran'izao fa tsy etina @ hamafisan'ny loha fotsiny
..
ny an'ny sinoa sy ny afrikanina tanisain'ialahy dia misy zavatra matotra ary efa mipetrapetraka daholo ny azy ny zavatra rehetra alohan'ny angatahany fonds.. fatatra mazava hoe zao ny atao (manao lava drano any @ tanana 1 ohatra) de efa apetrany mazava hoe zao ny zavatra lany sy ny drafitrasa rehetra, izao ny fomba anatanterahana azy ... fa ny an'ialahy ny drafitrasa tsy misy, ny devis tsisy, ny etudes tsisy fa mbola misalasala hoe inona ny atao ..... hopitaly sa sekoly sa inona??? de aza omena tsiny ny olona raha matahotra fa mipetraha kosa eo @ toerany! fa na hanao pret any @ bank ela na aiza na aiza alehan la de tsy mety zany!
....
Tsisy resaka ankanova methode izany fa izany ny fatao rehefa manao project ialahy, ny fanao dia apetrak'ialahy daholo aloha ny donnes rehetra.. arak'ireo efa tenenin'ny ankizy an'ialahy ireo...eo ialahy zao aloha...

----
ary aza raisina hoe manabaty an'ialahy zahay rehefa miteny na manaratsy ny ataon la... TSARA BE ny ataon'ialahy...tohizo FA MANORO HEVITRA an'ialahy NY TOKONY HATAO zahay hoe zao ny fika...
mazto!

26. adidy ( 10/12/2006 21:48)
Tsara aloha ny soso-kevitr'i bazylou fa ny mahagaga ahy kely fotsiny dia na ny mombamomba anao aza tsy feno atsy @ fifankafantarana!
Zay dia manangana dispensera @ izao fotoana izao any ambanivohitra, efa manangana ny fototra! ny asa dia iarahan'ny reny fiangonana sy ny zanaka am-pielezana misalahy! Ny vato sy biriky dia teny an-tanàna ihany no natao,ary maisalahy ny mponina satria fantany fa fahasoavana ho azy io! Tsy ampy anefa ny vola any an-tanàna dia ankoatra ny hetsika ataon-dry zareo zana-piangonana toa ny sakafom-piraisana dia manentana ny zanaka am-pielezana ry zareo! Efa nanao varotra fampisehoana aho taty t@ 26 juin 2006, sady fitadiavam-bola hanaovana dispensera, no mba fankalazana kely ny fetim-pirenentsika , no fampafantarana @ vazaha an'i M/Kara sy ny taozavatra ao aminy! Naka lohahevitra moa aho t@ izay dia ny vehivavy malagasy sy ny asa tanàna! Nety ilay izy! Afa-po na izaho na ry zareo, ka dia ho averina @ 12/12/2006 izao ny varotra fampisehoana!
Ry zareo any an-tanàna indray dia efa misy komity natsangana miandraikitra ny fanorenana ny dispensera ka dokotera no mitarika azy! Izy no miara-misalahy @ dry zareo any an-toerana sy ny any Antananarivo!
27. bazylou ( 10/12/2006 22:59)
ka ianareo izany efa manao ry adidi koa inanoindray no ataoko ao?? mazotoa ary e!!
Aleo aho hanao zavatra hafa manokana fa mandreraka be ny handresy lahatra ireto gasy mitsetra fotsiny mahita ny hafa ireto!
SOAVA TSARA E
28. ikaretsaka ( 11/12/2006 01:10)
Zay vao mazava:
zao ny tokony nataon'ialahy hoe .."zahay manangana dispensaire de zao aby ny efa vita sy nataon'ny olona" zay vo hoe mila fanampiana izahay fa tsy arakay ny ohatran'izao...
fa le fomba nentin'ialahy nitarika ny olona no tsy nety loatra izany e..
29. kitjo ( 12/12/2006 05:32)
bazyl> fa ngah dispensaire iray fts no ilain'ny Malagasy?

voalohany aloha ianao tokony ho calme refa manoratra ato fa tsisy resaka mandeha fa mora misendoatra be!

averiko ihany fa tsy resaka oe tsy mahafoy, lazaiko anao iznay hoe izahay ary manao refa any dago miala vola am-paosy, mbola mihoatra laaaaavitra be ny 1 euros tadiavinao no mi trefle any ambanivohitra 3j iskay ny mission

tsy any mitsy ny olana fa ilay fomba fiasa sy entina manao ilay projet no dinihina eto fa aza tonga d misafoaka oe refa tsy hanao mijanona!
30. kitjo ( 12/12/2006 05:36)
31. kitjo ( 12/12/2006 05:56)
:idea:

sary nampianatra informatika t@lycee betafo io..zahay sy ry ikaretsaka ary ankizy namana hafa ao Tana.

Io iznay tsisy resaka lava be ry bazyl an,Tonga d tapahina ny hevitra oe inona no tonga dia azo atao..ohatrinona no ilaina, olona firy sns

eo ny hoe eo dia vitaina an-telefonina ny resaka ra tsy afaka mihaona, tonga dia miomana zay vonona,
mangataka fanampiana @namana sasany ny resaka transport, ny sakafo ilay olona ao an-toerana (mairie sy lycee) no miantoka..tonga d lasa izao eeeeeeeee

otra otran zay le fomba fanao azy!
asaina mi-participer keely fts le mpianatra mba tsapany oe novidiana le izy fa ra oe nomena fts manko d ao le oe hay tsara tsy hay tsy koi!
32. kitjo ( 12/12/2006 05:56)
33. kitjo ( 12/12/2006 05:59)




10 teo izahay no nandeha t@io fa tonga dia nanao Formation de Formateurs (mpampianatra sy Proviseur) amzay ts mila mi se deplacer any tsony izahay avy eo fa iray sisa...toerana hafa ndray!

34. kitjo ( 12/12/2006 06:09)




tsitako ny sarin'ilay groupe iray hafa ....22 isaky ny groupe teo manko!
any @ ikaretsaka ngamba misy an'ilay sary rehetra!
35. Achia ( 12/12/2006 17:09)
Ary maninona moa ra tsy hoe dispansaire no hatao fa manampy ireny ol te hiverina any ambanivohitra ireny e ! ampiana izy ohatra hoe 3 na 2 taona , mba hiparitahan'ny ol maro eny antnandehibe fa any koa no tena ahitana ny ol tena sahirana
36. booboo ( 12/12/2006 17:35)
ouz bazylou
ka ianareo izany efa manao ry adidi koa inanoindray no ataoko ao?? mazotoa ary e!!
Aleo aho hanao zavatra hafa manokana fa mandreraka be ny handresy lahatra ireto gasy mitsetra fotsiny mahita ny hafa ireto!
SOAVA TSARA E


Be doika be bazylou ! Vao tsisy raha mitsangana dia efa tsy mahay mihaino ny hevitry ny hafa enao maika fa rehefa tena hiara-hiasa @ équipe ?

Ry Kitjo, Ikaretsaka, Adidy sns reo efa nanome ohatra @ fomba fananganana projet iraika ary oul efa manana trai-kefa no manoro anao...
37. Rasiligaoma ( 12/12/2006 18:11)
izay anie hoa e..
Ikaretsaka sy Kitjo: bravo! =D dia miandry ny manaraka izahay.

"inona koa izany mbola ataonao any atsimo izany ry Ikaretsaka"?:?:sa :-$?
38. adidy ( 12/12/2006 18:19)
Ikaretsaka sy Kitjo:=D=D
Bazylou: ohatra ny hoe tezitra izany ianao sady manao farafaran-teny dia tsy azoko nefa noheveriko hoe maka hevitra dia mba nizara ny traikefa kely natao no nentiko teto!
39. kitjo ( 12/12/2006 18:43)
adidy. io anao io koa tsara k!
zany oe ny anay koa moa ny tsy fisian'ny fotoana ka izay tratra rehefa sendra mandalo any dago no atao!

sinon ny ekipa aloha efa mitsangana, zay no fanafodiny oe mila olona meme vision ary mahay miara-miasa @ tena manomana terrain na oe afaka misolo rehefa tsy any ianao....

Jereo fa namana ihany no manao ity, mahafinaritra ahy izy ity ary azo hakana lesona koa ho an'ny hafa!
Betsaka ny azo atao e, ny fahavonona sy herim-po ary herin-tsaina fts no ilaina!

http://www.hopeformadagascar.org/
Hope For Madagascar!
40. adidy ( 12/12/2006 19:52)
Tsara be!! Raha mba mahazo ohatra izao daholo ny tanàna kely any amintsika! Izay ange ilay eritreritra mahatondra-drano e!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9109