ilay voalohany

1. salmo ( 07/12/2006 22:54)
Mba noraisiko ihany oe; Ny taloha dia afa mihintsy, ary izao de vaovao ndray. Ka ny lasa dia ho fahatsirovana sy tantara @ akampobehany. Fa ilay voalohany tsy mba nahay nakatoa, ka mitady hisava lalana hiverenany teo @ toerany. Tsy fantany akory zao oe; misy fefy eo @ fidirana http://www.youtube.com/watch?v=l922I9fbu30 :-P:-D.













novalian'i salmo ny 12/12/2006 23:15
2. xxx ( 08/12/2006 00:21)
efa nisy fivoarana fa mbola mila ezaka :°)
3. mika117 ( 08/12/2006 13:38)
:lol::lol:
4. Fiffi ( 08/12/2006 13:44)
tena tsy azoko mihinsy aloha zay tian'i salmo lazaina an ! fa inona no hidiran'ny taloha sy ny tsy nanakatao , sy ny misy fety eo @ fidirana ? bandy kely mahay mandihy sy clip mba milay no hita ao ka tsy azoko.....:roll::roll:
5. tslem ( 08/12/2006 17:11)
:roll:tena tsy azoko :?:
6. salmo ( 08/12/2006 18:08)
Fiffi> zah miheno vazo gasy na vazo vazah eto alohany Ordinateur de tsy mahita hatao, de mivezivezy eto, de manao zay reviko sy tiako. Hatramin'izay nanaovako dinika teto anefa, sahirana be foana toi, mamaly hevitra. Nefa tsy hitako zay bleme. ¿fa misy inn?
7. salmo ( 08/12/2006 19:47)
Tena tsy misy azony fiffi daholo zay dinika napetrako teto, nefa teny gasy fa tsy español, na catalan, na galego, na basco. :-P:-P Ozy ny gasy zay oe; rehefa tsy azo de henjeo @ taxi.
8. xxx ( 08/12/2006 20:11)
tsy i fiffy ihany no tsy mahazo dia feno ny pikla
9. xxx ( 08/12/2006 20:50)

salmo,
efa kopy doly ny kil fa miandry confirmation hoe iza le ol ;-)

ary ataovy xxx le fika refa tsy pezinareo ny fandehany d apetrao @ fomba mazava:°)
10. salmo ( 12/12/2006 23:15)
xxx fitsarambelatsihy izany, samy malagasy aty ivelany sy ao anatiny no ato. ka tsy de misy koi loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4293