Mamaly vavaka ve Andriamanitra.Mijoro vavolombelona
41. ikaretsaka
(
16/12/2006 23:43)
niryna> marina izany tsaratsara tokoa angamba mba fenoina ny mombamomba mba hahamora ilay resaka fa indraindray ity miresaka @ zavatra tsy fantatra ity hanahirana...
ohatra hoe hiresaka pasitera aminao aho ohatra.. kay ianao pasitera .. ohatra iznay an..
mba mitovy le centre d'interet @ izay e
ohatra hoe hiresaka pasitera aminao aho ohatra.. kay ianao pasitera .. ohatra iznay an..
mba mitovy le centre d'interet @ izay e
42. cutie
(
16/12/2006 23:45)
nareo koa
mba avelao @zao i Niryna e
bdb ny oul tsy mameno ny momba azy ato nefa mamaly forum , de in ny pble :roll:
mba avelao @zao i Niryna e
bdb ny oul tsy mameno ny momba azy ato nefa mamaly forum , de in ny pble :roll:
43. ikaretsaka
(
17/12/2006 00:53)
tsy i niryna ireny no tiako lazaina fa azafady Niryna an
:-*
ka za zao saika hanao ialahy azy
na pasitera azy
na mopera azy
na Ramatoa mpiandry azy
na masera azy.
nefa tsy haiko hoe inona ny azo iantsoana azy raha tsy niteny izy
misy koa olona hoe za zao te hihanihany nefa izy tsy tia izany
na hoe te hifosa hanao resaka jiosy aminy nefa mety jiosy izy ohatra (ohatra io an)
na hanao Blagy belza aminy .. nefa mety belza izy!
na te hanao resaka manome rariny ny anti abortion .. nefa mety pro abortion izy!
na hanatsara democrate eo aminy.. nefa kay izy repoblikanina
na resaka baibolista sy tsy baibolista aminy... nefa kay izy koran ohatra no vakiany
ohatra hoe za tanisainao andininy sy toko ao anaty baiboly nefa tsy izany ny ahy ny fomba famakiko baiboly ohatra fa ilay tantara 1 manontolo fa tsy mitsipona
Tsara ihany ilay hay aloha ilay olona ko!:roll:

45. niryna
(
17/12/2006 19:17)
Izao ary e sady tsy pasitera aho no tsy mopera fa olona tsotra fotsiny.Mahay miaraka aman'olona sy mahay manaja olona.Mahay mifandray aman'olona.Mety hita taratra amin'ny resako teo ireny.Mora mihomehy ary tsy manao lolom-po olona fa mahay mamela.Ampy izay ka, izaho tsy nijery ny anareo koa alefaso eto koa ary ny an'ikaretsaka, fiffi,booboo sy ireo mifampiresaka ahy ireo fa ataony XXX daholony anarany
46. niryna
(
17/12/2006 19:24)
Ity misy torohevitra mahasoa ho antsika rehetra miresaka ny famaliana vavaka.Ampianaro dia ny mbola kely ny zaza mivavaka isan'andro, mamaky baiboly.Rehefa any am-pianarana izy rehefa manao fanadinana dia asaivo mivavaka,vita ny fanadinana manao toy izany indray.Ataovy fahazarana ho antsika rehetra rehefa misy zavatra atao ny mivavaka na hiresaka amin'ny lehibenao aza ianao,misy olona mandreraka ny miresaka aminy kanefa ianao tsy maintsy miresaka dia mivavaka aloha.Toy ny misotro rano sy misakafo mihitsy,vokiso ny tenin'Atra ny tenan-tsika fa hitanao izany herin'ny fivavahana izany.Tokony nalefako tany amin'ny vavolombelona ity kanefa eto ny mifandray azy
47. niryna
(
17/12/2006 23:52)
Nisy vavy natavy iray ka lasa izy nividy akanjo latsaky ny habeny(-2 ny pointure-ny).Nanao fanenan-tena foana hono izy ary avy eo mivavaka sady mijery ity akanjony.Naharitra elaela ihany ny kotrana fa dia nihena izy ka nidera sy nisaotra an'Atra rehefa nampiditra ity akanjo izay tsy niditra taminy taloha.
Nifamaly indray hono ity mpivady hafa iray ka lasa rangahy,tsy fantatra izay nalehany.Isaky ny hinan-kanina ramatoa dia nasiany vilia sy sotro ho an-drangahy teo ary dia nivavaka t@ Atra izy.Nandeha teny ny andro,indray andro nisy nandona teo am-baravarana ka novohain'ny ramatoa.Tsy iza ity vahiny fa ilay vadiny.Nampandrosony ary noteneniny hoe avy fa miandry anao ny sakafonao.Variana ity rangahy nahita ny vadiny mbola niandry azy foana.Nifampijery sy nifamihina izy roa ary dia nidera sy nisaotra an'Atra.

48. niryna
(
23/12/2006 03:15)
Nisy olona nandeha nianatra ka niantso vonju ny vady aman-janany izy fa sarotra ny fianarany.Narary ny fony raha tsy ho tafita eo izy satria ny mpiara-miasa aminy dia hanakora azy.Naheno izany ity vadiny dia niteny an-janany mba hivavaka ny rainy ary ramatoa dia tsy tapaka nivavaka hoazy koa.Nanokana andro koa izy mianaka hivavaka azy.Vita soa aman-tsara ny fanadinany ary afaka soa-aman-tsara ity olona.Nandohalika hono izy raha vao niditra ny toerana nipetrahany nisaotra sy nidera an\'Atra
49. oceanejane
(
24/12/2006 13:17)
*za afaka hilaza ary hilaza fa mamaly vavaka hatrany Atra fa isika olombelona no mbola kely finoana sy tsy mahatoky.
mangataka isika nefa mbola miampy ahi2 sy tebi2 ihany zany hoe ho valiny ve sa tsia, zay le hoe mbola mi-douter foana hatrany isika ary izany doute zany anefa de efa zvt 1 manelanelana antsika am Atra.
*isika manantena ny valimbavaka araka ny haniritsika azy izany hoe isika refa mangataka de efa predefini ao antsaitsika ao ny valiny kanefa Atra efa manana ny fandaharany azy ka tsy voatery ny hitovy am faniriantsika hatrany.
ny zv-dehibe indrindra de refa mangataka isika de mila mahatoky tanteraka, mandresy ny doute rehetra ary de misaotra azy na araka ny faniriantsika na tsy ny valiny azo eo fa Izy irery ihany no mahalala ny mahasoa antsika ary Izy tsy hanao zvt tsy ho zakantsika.
mety ao anatiny ranomaso sy ny alahelo no hamaliany izany kanefa aoka tsy hampiova ny finoantsika zany fa tsy maintsy efa nanomana fifaliana ho antsika hatrany izy.

50. niryna
(
01/01/2007 21:17)
Misaotra an\'i ocean nijoro vavolombelona.Tohizo hatrany ny midera sy mankalaza azy fa tsara izy.
51. prime
(
03/01/2007 08:48)
Nivavaka ho ana fianakaviana iray izahay niady mafy noho ny fizahan-toetra nihatra taminy satria tsy niteraka izy mivady... Nivaly ankehitriny ny vavakay ka nomen'Andriamanitra zazakely mahafatifaty izany fianakaviana izany na dia efa somary efa manomboka mihamahazo taona ihany aza izy mivady...
52. LazaDaddy
(
03/01/2007 09:45)
niryna> tena tsy hitako ito adihevitra ito.
Raha mpino Kristianina dia angamba tsy iadian-kevitra sy ilaina porofo na vavolombelona, fa mamaly vavaka Andriamanitra. Ny hitako mampisalasala ny ankabeazan'ny olona dia tsy ny fisian'ny vavolombelona loatra fa noho izy ireo manamafy fo. mahereza!

53. prime
(
03/01/2007 10:37)
Rehefa nivavahana ny Ray aman-dReny tao amina fianakaviana iray satria tena mpandà an'Andriamanitra mihitsy izany olona izany ary sady nanompo zavatra mihitsy aza... nivaly ny vavakay ka lasa nibebaka ary nanolon-tena ho an'Andriamanitra no sady mazoto amin'ny fanompoana an'Andriamanitra izy mivady ireo ankehitriny ary lasa loholona mihitsy...