mba ahoana indray ianareo

1. bazylou ( 05/12/2006 22:16)
amin'ilay fisainana hoe miandry fa gasy e!! izaho amoha tsy hiandry mihitsy e!!
novalian'i Bakobako2 ny 12/12/2006 00:46
2. fasaly ( 05/12/2006 22:39)
:roll::roll::roll:taiza no nisy anzany????
3. fijo ( 06/12/2006 05:37)
ise sady tsy hiandry no tsy anao,ko inona ihany????
4. Fiffi ( 06/12/2006 06:03)
bazylou:
amin'ilay fisainana hoe miandry fa gasy e!! izaho amoha tsy hiandry mihitsy e!!
enao hiany angamba no manana fisainana tahak'zany ! heu...nefa enao toa milaza indray hoe tsy hiandry ? :roll:


5. sonwin ( 06/12/2006 09:22)
fomba fiteny io fa tsy fisainana, ary fomba fiteny feno fandeferana satria tsy afa-manoatra.
6. booboo ( 06/12/2006 09:24)
miombon-kevitra @ Sonwin
7. miangalyandria ( 06/12/2006 10:10)
Fomba fiteny io. Izaho izao mpiteny an'io rehefa te-hiteny amin'olona ankolaka hoe "ianao ty dia tena tia mampiandry olona mihitsy !"
8. diamondra27 ( 06/12/2006 12:49)
izay maharitra vadin'andriana ze tsy maharitra vadin'ikotokely
9. kelly13 ( 06/12/2006 12:59)
sonwin:

fomba fiteny io fa tsy fisainana, ary fomba fiteny feno fandeferana satria tsy afa-manoatra.


ssshhh enao kou mangarona ny tao ambavako :)
10. Fiffi ( 06/12/2006 13:03)
:-D
11. vale ( 06/12/2006 13:22)
kelly13: hihihihihi
12. ikaretsaka ( 07/12/2006 06:03)
tsy misy miandry fa gasy izany fa rehefa tsy rariny de tohero le
13. Papoose ( 07/12/2006 06:20)
ngamba le izy tsy hoe fisainana fa fomba fiteny de lasa tenenina foana fotsiny e! bof nefa tsy haiko tsara ka!:^)
14. sasa ( 11/12/2006 04:56)
non za matetika rehefa manao fotoana amin'ny olona ohatra ka tara le olona, d tsy mahalala miantso an'ahy akory hoe mety ho tara za, d za mintsy no miteny an'io hoe miandry fa gasy io, raha misy olona hananako vola koa ohatra ka dila ny fotoana tokony hamerenana an'azy le olona ka tsy mbola manome ihany d antsoiko d teneniko ihany koa hoe miandry fa gasy, tsy haiko fa amiko aloha d entiko hampatsiahivana an'le olona io hoe mbola miandry foana za fa sao d adinonao, d izay
15. Bakobako2 ( 12/12/2006 00:46)
ka ny gasy tsinn , mikarama amam-bolana de io le oe , 30 andro fanjava raiky , ka na tara azany tsisy olana , fa ra miasa am lera ny gasy an de hainy tsara zany oe , payé par heure , de manao an'io fotôngasy io tsony ny oul.
efa raikitapisaka ka sarotra ongotana , tsy misy train enjehana ko , fa ny jonobotry mandalo fôna à tt heure ,ny taxi sakanana de mijanona .
Fa tsy haitsika zany oe miditra am valo de raté train , ka tsy misy ndary ra tsy adiny ray , fa fay .
Haitsika iany le miditra am valo any ampianarana , saingy vita ny fianarana , leo an zay fifehezana izay de velomaaaaaa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2216