Ny vehivavy momba na tsy afaka manaranaka?!
22. xxx
(
10/12/2006 00:03)
fiffi ampiako koa ny teninao hoe; ina kou mou no tsy vitany teknolojia @ zao fotoana iazao e!
matoa ny gasy manana tentsaina toa izany mbola mety tsy mbola nadroso tsara ny fivelarantsainany. ka aza omena tsyny izy reo na manenjika aza.:-*:-*:-*:wink:
matoa ny gasy manana tentsaina toa izany mbola mety tsy mbola nadroso tsara ny fivelarantsainany. ka aza omena tsyny izy reo na manenjika aza.:-*:-*:-*:wink:
23. kala
(
11/12/2006 13:50)
marina daholo zany saingy indrisy tsy afaka manova ny tsirairay isika fa mba mampiady hevitra fotsiny :wink:
mahafinaritra rehefa ny mpikambana eto no mba mitovitovy fomba fijery amin'ny zv-misy iray
:-*:-*:-*:-*:-* daholo
vale > =D=D=D :-*:-*:-*:-*
mahafinaritra rehefa ny mpikambana eto no mba mitovitovy fomba fijery amin'ny zv-misy iray
:-*:-*:-*:-*:-* daholo
vale > =D=D=D :-*:-*:-*:-*
24. vale
(
11/12/2006 15:10)
kala::-*:-*:-*:-*:-*:-*
xxx: :roll: angaha enao tsy gasy? hihih:wink: ka izay indrindra manko, avy eo lasa manome halahelo an'ireny vhv ireny ilay ataon'ny FM, sady angaha fidiny azy ny tsy miteraka, de hanome tsiny an'Atra koa izany!!!

25. dadie
(
01/03/2007 14:08)
marina mihintsy ny anao vale ka tsika veivavy d viktim fona soa iany aza fa nisy ny fanaovana analyse ahafantarana na lahy no vo na ny vavy ,jereo ny an'ny tavaratra zao ra tsy miteraka lahy ny vadiny d tsy vo konsidéré oe vady ,d any Inde koa ra tsy diso aho ;eny e na ny efa miteraka aza ny ao an tokatrano ra manao betizy ny zaza d IO ZANAKAO IO IANY fa ra le zaza no mahay na manao zavatra tsara d NY ZANAKO hoy ralehilahy ih ih ih (so misy miteny eo oe efa voan'izany anga i dadie ,fa am fiainana zay aby )
26. fslems
(
16/10/2015 19:34)
ra zay no ataony dia tokony mitsabo tena mialoha izan hoe ny Ray aman_dreny teraka zaza vehivavy dia tokony hanara-maso ny fahasalamana ho any zanany indrindra zaza vehivavy izany.