INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
21. kitjo
(
04/12/2006 14:50)
aokanareo kosa i bazylou fa izy ary niasa mafy..
bazylou rery no anisany nanome valim-pifidianana haingana indrindra teto @ net t@ alina..mihaino radio izy dia mandika eto
za aloha mankasitraka tanteraka ny fair play an'i bazyl t@ iny e!
fa saingy lasa natory izy zay ngamba fa nairitory teto..ihihihih

22. ratafika
(
04/12/2006 16:53)
SARERAKA2:
-Lany 71% araka ny vokatra mbola tsy ofisialy eto ANTANANARIVO ny filoha masina RAVALOMANANA asa efa be angamba no manadino fa mbola misy faritany 5 be izao no atao hoe MADAGASIKARA.Raha io vokatra io dia filohan'ny faritan'i ANTANANARIVO izy .Asa izay angamba no metimety kokoa raha ben'ny tanàna izy teo aloha dia lasa filohan'ny repoblika avy hatrany nandingana zana-tohatra betsaka ka normal raha tsy nisy zavatra nandeha t@ laoniny teto @ tanàna .Aleo hisy remise à niveau aloha dia afaka 5 taona indray milatsaka ho filohan'ny repoblika RAHA HO LANY!fa dia filohan'ny faritany ANTANANARIVO aloha!
-Mitsidika ny any TURQUIE ny ray masina (tena izy) pape BENOIT 6
-Nisitaka tsikelikely ao RDC na ZAIRE taloha ny tafika frantsay taorian'ny nahalàny indray an'i ngahy CABILLA.
MEDITATION!...
Fa mba firy hono ny azon'ny hafa:^)?
Tadiavin'i Sareraka hapoaka indray angaha ny tetezana izay mampifandray ny malagasy:wink:? Lavitry ny kitay ny afao é8)!
23. gasyjean
(
04/12/2006 17:34)
Aza matahotra daholo fa minoa fotsiny ihany, fa ho lasan'-dRavalo ihany io zavatra io filoha mahay sady milay.ok
24. ratafika
(
04/12/2006 19:05)
gasyjean:
Aza matahotra daholo fa minoa fotsiny ihany, fa ho lasan'-dRavalo ihany io zavatra io filoha mahay sady milay.ok
+1 lésy é! Lasan-dra8 io. Bravo ra-8 é. er tour ihany io dé vita, sady izay ko no filamatrin'ny olona mandroso. Isika tsy naman'izay mihemotra.
25. sasa
(
05/12/2006 04:49)
kitjo ye mahafinaritra i bazylou iny kan, lery tena misy fair play fa tsy otran'ny hafa