INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. SARERAKA2 ( 04/12/2006 10:52)
-Lany 71% araka ny vokatra mbola tsy ofisialy eto ANTANANARIVO ny filoha masina RAVALOMANANA asa efa be angamba no manadino fa mbola misy faritany 5 be izao no atao hoe MADAGASIKARA.Raha io vokatra io dia filohan'ny faritan'i ANTANANARIVO izy .Asa izay angamba no metimety kokoa raha ben'ny tanàna izy teo aloha dia lasa filohan'ny repoblika avy hatrany nandingana zana-tohatra betsaka ka normal raha tsy nisy zavatra nandeha t@ laoniny teto @ tanàna .Aleo hisy remise à niveau aloha dia afaka 5 taona indray milatsaka ho filohan'ny repoblika RAHA HO LANY!fa dia filohan'ny faritany ANTANANARIVO aloha!

-Mitsidika ny any TURQUIE ny ray masina (tena izy) pape BENOIT 6

-Nisitaka tsikelikely ao RDC na ZAIRE taloha ny tafika frantsay taorian'ny nahalàny indray an'i ngahy CABILLA.

MEDITATION!...
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:23
2. xxx ( 04/12/2006 10:55)
fa ilay nosoratanao voalohany izany rediredinao fotsiny??
3. akama2006 ( 04/12/2006 10:57)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. xl ( 04/12/2006 10:59)
ANTSONALE!!!!!!!
78% NDRAY IZAO MANERANA NY NOSY,
MBOLA HO AMPIANA NY VATO AVY ANY AMBANIVOHITRA,IZAY TENA AKAIKY NY FILOHA MANTSY NY TANTSAHA 85% NY MALAGASY
VAVAN NY MATY ANDRANO O!
A OOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOO!!!!!^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
:miam:o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o
5. sasa ( 04/12/2006 10:59)
efa betsaka ny vokatra tsy offisialy nivoaka fa tsy ny teto Tana ihany efa nisy nivoaka koa ny tany am renivohim-paritany rehetra tany d mba jereo ihany ny vokatra e!
1er tour de vita wa e!
6. akama2006 ( 04/12/2006 11:03)
sasa> vita foana anie le manisa vato e!fa ny tsy aradalana ve hoa efa mba nojerena!ilay apres no mikonty fa tsy adla akory ny olona ka hanaiy valinjavatra efa fantatra mialoha!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. sasa ( 04/12/2006 11:10)
ny HCC ihany no tompon'ny teny farany am tsy ara-dalana rehetra, ry zareo ihany no afaka manafoana ny vokam-pifidianana tsy ara-dalana rehetra sady io anie ry akama2006 efa fantatry ny pokona le fika hoe refa tsy mahita mangirana d voizina indray ny tsy ara-dalana etc... na d zavatra tsy misy aza e!
8. jefra ( 04/12/2006 11:20)


Premie tour d tsy hita intsony hono e =))=))=))=))
9. akama2006 ( 04/12/2006 11:28)
sasa> tsy hitanareo ilay tsy aradalana satria nareo ao anatiny fa dia rehefa hitanareo ny fipoahany vao hoe fa angaha nisy an'izany rehetra iznay tao!!!!! tara loatra anefa amin'izay!

mbola tsy nanomboka dia efa nilaza na ny kmf cnoe,na ny ong fa misy tsy aradalana fa dia e babany moa izany no mahay be ka dia ho hita eo ny suite lozika e!:roll::P:P:P
10. ronaldo09 ( 04/12/2006 11:39)
Za ange efa niteny taminareo fa ao antananarivo tsy misy ady hevitra fa i lery no handresy ,ary tadidio aloha fa mbola Antananarivo renivohitra io fa tsy faritany iray manontolo.
Ho avy eo ny eran'ny Madagasikara satria fitambarana faritany enina no atao hoe Madagasikara fa tsy boriborintany enina akory.
11. akama2006 ( 04/12/2006 11:50)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. papala ( 04/12/2006 12:16)
ALEO HO HITA EO NY FARANY E! :D:D:D:D:D:D:D
13. sasa ( 04/12/2006 13:24)
aleo handé ho hita eo e! tanjemo fotsiny sao d miova ps na manao xxx refa avy eo
14. Samoana ( 04/12/2006 13:42)
Hoy Sareraka /Mitsidika ny any TURQUIE ny ray masina (tena izy) pape BENOIT 6

-Nisitaka tsikelikely ao RDC na ZAIRE taloha ny tafika frantsay taorian'ny nahalàny indray an'i ngahy CABILLA.

MEDITATION!...



Mieritreritra ny hifindra monina angaha sareraka:lol:? Ilaina foana ny mpanohitra fa aza mitsoaka moa e !:D
15. sasa ( 04/12/2006 13:53)
samoana marina mintsy io, eto daholo samy tsy misy miala e
16. akama2006 ( 04/12/2006 14:03)
tsy misy mitsoka izany eo baby e!tsy ny % no midika inona akory fa ny valididte ilay atao hoe election na sarina election!ary nahazo lesona be mihinsty le8 fa na any anaty urne avy aza no ohatrany naraikitra taminy lakoly ilay tanana mitana palitao an!:-D:-D:-D:-D:-D:-D ny ridicule koa tsy mamono e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D sa ahona!pfffffffffffffff
17. kitjo ( 04/12/2006 14:05)
18. Lejim ( 04/12/2006 14:09)
Be wawa doly ny ato fa tsy misy mahafatra-po otran'i bazilou. :lol:
19. sasa ( 04/12/2006 14:16)
lejim avoahay i bazylou e! lol
20. sylvain ( 04/12/2006 14:38)
aiza tokoa bazylou é!jereo any @ hopitaly sao d tapaka lalan-drà!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.147