2e tour dia VIIITTTAAAA....
21. sasa
(
04/12/2006 14:06)
akama2006 hi hihihi ka elah no milaza babakoto voalohany eo d izay no nahatonga an'ahy nanontany hoe sao d elah no zanaka babakoto koa :-D:-D:-D:-D
22. ratafika
(
04/12/2006 17:02)
SARERAKA2:
Raha ny fijery @ ankapobeny dia hisy ny 2é tour ..
ka dia MANAINGA NY MPANOHITRA MBA HANAMBATRA NY HERINY ARAKA IZAY TRATRA FA DIA 2 E TOUR DIA VITA NY AMIN INGAHY RAVALOMANANA MARC ....
TSY ANTANANARIVO IRERY ANIE NO MADAGASIKARA E
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E
Maréniné!Firy % kay ny vato azon'ny kandida anao?
23. baroho
(
05/12/2006 06:24)
bonne chance nareo zay manantena 2eme tour eo fa eo nareo no raisina eny eh! l`espoir fait vivre les imbeciles hoy nos ancetres les gaulois zay sa ahoana?
:lol::lol::lol::lol:
:lol::lol::lol::lol:
24. akama2006
(
05/12/2006 10:30)
sasa> tsy baba koto anie fa hoe i babakoto e!:-D:-D:-D:-D,andraso azavaina fa modinao tsy hay,i babakoto ra8 no mpaka tahaka ny ataony george bush,marina an!izay no hilazana hoe babakoto azy;fa ianoa moa raha tia izany dia aye aye,na lemurien :-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. sasa
(
05/12/2006 10:37)
akama2006 hi hihi hi na mangalatahaka an'iza lesy izy na iza d tsy midika akory izany hoe babakoto, sady nahatsara zavatra ny fangalany tahaka satria tao anatin'ny 5ans monja izy d'efa nahavita zavatra nisongadina, tsy hoe mody fanina fa na babakoto na baba koto d mitovy aby ny famakina an'azy koa
akama2006 hi hihih ih na aye aye za na lemurien tsy maninona fa ny AVI izany inona re e! andraso klou hitady anarana homena an'le champion an'i lalana iny za=))=))=))=))=))=))=))
akama2006 hi hihih ih na aye aye za na lemurien tsy maninona fa ny AVI izany inona re e! andraso klou hitady anarana homena an'le champion an'i lalana iny za=))=))=))=))=))=))=))
